De gaga aho ry zareo, fa manina kay ny vehivavy na sipa ety Iarivo no lazain'ny ankamaroan'ny bandy fa :
" tena miavina be, ti-vola lotra, mijery tavan'olona, tsy mifikitra amin'ny bandy iray zany, ary tena tsy tia mainty ny bandy avy any faritany mihintsy indrindra ny bandy avy any amin'ny tapany Atsimon'ny nosy iny!!!

Lazain'ny olona fotsiny io sa io koa no tsapanao ?
Tsy Ny veivav rhtra kosa no tia vola, rendrarendra sns eh. tsy ilaozan zay tsy hisy vevavy manao anzany nefa n'aiza2 fa tsy oe any iarivo iany. misy tsotra sady tsy miaovona sy maontina fa anjaranao no mitady anzay.