RAHA TENA TIA TANINDRAZANA HIANAO DIA .....

1. andrywui ( 05/01/2014 22:08)
- Avelao amzay ity fifanenjehana sy fandrodanana lava ity
- Samia manampy arak'izay tandrify azy avy amin'ny raharaham-pirenena na TVA 50.000fmg /an aza
- Efa io no ho Filohantsika Dimy taona ka omeo tanana izy , toroy izay mba anjara birikinao
- Tsy ho tafavoaka eo na oviana isika raha ORY HAVAMANANA lava izao (toetsaina gasy io)
- Olombaovao tanteraka ity HERY VAOVAO ity fa tsy RAJOELINA akory (aza ampitoviana )
- Antoko fotsiny no nanolotra azy fa tena hanao zavatra io ,mila filaminantsaina izy ,ovay tanteraka
ity toetsaina oe hanohitra rehefa tsy nenah no eo ty,,, tena LOMORINA TOTAL mihitsy zany
- Raha tena miara manaiky aloha isika reehetra tsisy mitsivalana fa miara manampy amin'io 5ans io dia sur 200% aho fa ho tafavoaka isika !!
INONA MOA LE HOE HO TAFAVOAKA ??
- mba afaka misakafo tsara 3isanandro ny malagasy 80% farafaharatsiny
-ahazo asa sahaza na mba efa azo hiainany ny 70% ny malagasy
-ahaforona asa marobe ny fanjakana , ho tafaverina ny AGOA lasa rivotra teo ,hiakatra 15% (possible) ny harinkarena faobe !!!

- DIA RAHA TENA TIA TANINDRAZANA RY ZAREO DIA MBA ALEO HIARAHA MITONDRA ITY FIRENENA ITY a , MIARA MAMPIAKATRA AZY ISIKA REHETRA , TOY NY NATAON'NY JAPONEY VETIVETY DIA TAFA RY ZALAH NAMPIHATRA ANZAY "TOETSAINA MADIO IZAY"

atsipy ny teny ampon'ny Malagasy 20tapitrisa e !!!!
novalian'i andrywui ny 24/01/2014 21:44
2. hadji ( 06/01/2014 03:49)
bjr ialahy bainana a,

Kobaka am-bava io e. "Misy eritreritra mianga avy any ambony any.....fa ireo mpanao politika no mbola tompon'ny laka......" hoy i Zokibe Dama.
andrywui:

3. hadji ( 06/01/2014 03:56)

4. vahiny2004 ( 06/01/2014 14:11)
Aza mampihomehy re ry Andrywui a , ianareo no nandrodàna teo , nilaza fa mahay sy mahavita ka dia ataovy aloha ho hitanay izatsizy, aleo mba hitsotsotra haka aina aloha fa mafy ny 4 taona teo izay
5. andrywui ( 06/01/2014 14:29)
Aza be taraina ary refa petsa kou ,,,miezaka mamitrapihavannn le oul lavinareo avy eo vo mipapapapa be amzay refa midona am poto
I Mamy Rakotoarivelo ary io mety hanaraka an'i Hery vaovao kou ,,jereo.eo tsara mou ,,,zavatra nareo.ne misy mamahana ronono efa masiso ry hadji e harary kibo eo ,,,
Mety ho.lasa ministran hery vaovao i mamy rakotoarivelo io , marna zany e

Ny adala ihany sisa no tsy miova raha zao situation izao no jerena

Miovah ry adala sy zay mahatsapa tena aaa aleo mihavana fa atody tsy miady amimbato ,,,
6. vahiny2004 ( 06/01/2014 15:00)
Fa politika inona indray ary ity mitady fihavanana sy mitady tanana etsy sy eroa ity andrywui a, ataovy ho aho fa efa nilaza tena hoe mahavita ...

Avelao ho any izay fihavanana fa zavatra efa saritsariny foana izany fa tsy misy akory , resa-be fotsiny fa dia miandry ho aho izahay

Avelao aloha ny aminay na nisy namahana inona na nisy namahana inona fa ny adidinareo @ fanarenana atao hijerena azy fa dia miandry izahay

7. andrywui ( 06/01/2014 15:20)
Hay malaina hiavana nefa de samy malagasy zao?? Zan ve no mba toetranareo zanaki dada tony e ?? Tsssssshhh
Refa zay mo no revinareo hanao akory zahay fa de manasa tanana amnareo ny fiangonana
8. hadji ( 06/01/2014 15:21)

andrywui:

Aza be taraina ary refa petsa kou ,,,miezaka mamitrapihavannn le oul lavinareo avy eo vo mipapapapa be amzay refa midona am poto
I Mamy Rakotoarivelo ary io mety hanaraka an'i Hery vaovao kou ,,jereo.eo tsara mou ,,,zavatra nareo.ne misy mamahana ronono efa masiso ry hadji e harary kibo eo ,,,
Mety ho.lasa ministran hery vaovao i mamy rakotoarivelo io , marna zany e

Ny adala ihany sisa no tsy miova raha zao situation izao no jerena

Miovah ry adala sy zay mahatsapa tena aaa aleo mihavana fa atody tsy miady amimbato ,,,
raha toyizao no entinareo mandresy lahatra anay dia non ny valiny manao teny boto sy toetsaina ambany tongotra
9. andrywui ( 06/01/2014 16:21)
Calme toi hadji faza be morale eo à ,, ny fihavanana ekena fa tsy mitsingoloka bandy eto e ,,ndao.hiavana tsika ,ndao hifankatia tsika sy hadji de mlamm ny tanana ,,
10. Noue ( 06/01/2014 20:56)
ttt aho ato !!!
11. andrywui ( 24/01/2014 21:44)
Innnn le ttt io ry noue fa tsy maharaka ah à ? Sao de ompa io ,,,
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5396