Fandresen'i HERY: Toa mangina daholo ny zanak'i dada ato? Mivoaha raha sahy!!!

1. ronaldo09 ( 21/12/2013 12:53)
Sina hoatry ny sifotra nalana loha ny zanak'i dada ato amy serasera, resy ,tena resy ary mbola resy i Robinson: Lazaina fa foza ny miaraka amin'i Andry , lazaina fa zakany Antananarivo !!!Hita izao fa 70% isan-jatony ny vokatra azo manerana ny province dimy ary mitarika ny MAOZATRA dia i Hery izany ary mivembena kosa ny mamolava dia i Robinson zany: Eto Antananarivo dia 52% sy 48% ny vokatra raha i Robinson no mitarika zany hoe tsy mankaiza io vokatra io raha mitaha amin'ny any amy faritra zay tena tataka be ny score: ohatra Morondava 88% ny anay(Hery) raha 11% kosa ny andry tsy lazaiko.....SAVA: 91% ny anay raha 8% ny sasany, Atsimo andrefana 82% ny anay raha 17% ny an'ny sasany , Fort Dauphin(Anosy) 92% ny anay raha 8% ny an-dry Djama !!!! Koa lisany zanaky dada ato zay niseho be vava: MIHANTSY ANAREO AHO MIVOAHA ARY VALIO ITY ZAVATRA SORATAKO ITY FA AZA MISITRIKA FA TEO LISANY BEVAVA ZAO HISITRIKA???? MIVOAHA E!!!!
novalian'i danbal ny 30/12/2013 18:44
2. andrywui ( 21/12/2013 16:56)

ronaldo09:

hahahahaha !!! gaigy zany ronaldo ,,hay ve lty nisy hatramn'ny 92% sann'a ? tena efa tsy revin'ny vahoaka malagasy mihitsy anie zany ry zalah ireto fa le vava be sy le ramatahora no betsaka e ,, fa na izany aza letsy ronaldo de itakitako ihany teo ho eo ireny i Hery serasera fa naka Hery Vaovao lery refa tena anlyséna ny fomba firesak'i Hery serasera ,, ngamba le anarandry lerony mitovy no nahatonga an'i hery NANARAKA NY DIANAY FOZA IRETO KA hahahahahah

aoka lesy ry lerony ronaldo fa efa mitapifipify kely mapalaelo daolo ry zalah a ranomaso be havozona ny an'ny sasany

DE MAMANGY AMIN'NY FAHORIANA REY OLONA FA TOMBONDALANA NENAREO A ,ATAON'NY MIATSINANAM-BARAVARANA IZY KA DE ATAO AKORY ARY FA TONEO NY FO e

Fa ity alou vaovao iray tena mba maha faly ny mpiondana de izao e , efa nanao fanambarana lehibe ho rentany rendanitra i Hery Vaovao fa tsy hampisy olana sady tsy hanakana ny fiverenan'i Dada nlisany eto amn tanana hono izy zay alou no resany tamn propagandy aa donc mahazo mifaly kely ihany zany na resy aza satria mety ho avy ihany i dada
3. Tanora ( 22/12/2013 02:21)
fa maninona no miantsy ady toy izao?? mahagaga fa nankaiza daholo ny nifidy jlR ?? toa nifidy hery daolo ny Malagasy rehetra??? toa hafa indray ty tantara ity zany an!! zay vao hiomehezan'izao tontolo izao ny Malagasy !izao ve no atao oe POLITIKA FITONDRANA FIRENENA AMIN'NY MALAGASY??? izay vao nisy valim-pifidianana toy izao an: 90% contre 10%
4. ronaldo09 ( 22/12/2013 08:34)
Ka ry lerony anie bevava tamy 1er tour e!Hitampoko hitam-pirenena fa na tamy 2002 na Tamy 2006 Ravalomanana tsy lany zany koa i Robinson ndray no ho lany???Io moa lay hoe adin'ombalahy sy Foza!!!Nefa de nataon'ny foza nihinana ny tsy fihinany ny ombalahy le !!!
Diso olona natolotra Ravalo : maninona moa raha dadakotovelo no nalefa na rabotozaza? Fa tsy olona tsy mahay miteny ery? Zao e: Nihantsy aho fa nisitrika daholo nareo koa zahay tsy hanenji-dresy fa ndahana mahazo daholo fa zahay tsy hanozona!!!De aza be vava intsony amy manaraka
andrywui:

ronaldo09:

Sina hoatry ny sifotra nalana loha ny zanak'i dada ato amy serasera, resy ,tena resy ary mbola resy i Robinson: Lazaina fa foza ny miaraka amin'i Andry , lazaina fa zakany Antananarivo !!!Hita izao fa 70% isan-jatony ny vokatra azo manerana ny province dimy ary mitarika ny MAOZATRA dia i Hery izany ary mivembena kosa ny mamolava dia i Robinson zany: Eto Antananarivo dia 52% sy 48% ny vokatra raha i Robinson no mitarika zany hoe tsy mankaiza io vokatra io raha mitaha amin'ny any amy faritra zay tena tataka be ny score: ohatra Morondava 88% ny anay(Hery) raha 11% kosa ny andry tsy lazaiko.....SAVA: 91% ny anay raha 8% ny sasany, Atsimo andrefana 82% ny anay raha 17% ny an'ny sasany , Fort Dauphin(Anosy) 92% ny anay raha 8% ny an-dry Djama !!!! Koa lisany zanaky dada ato zay niseho be vava: MIHANTSY ANAREO AHO MIVOAHA ARY VALIO ITY ZAVATRA SORATAKO ITY FA AZA MISITRIKA FA TEO LISANY BEVAVA ZAO HISITRIKA???? MIVOAHA E!!!!

hahahahaha !!! gaigy zany ronaldo ,,hay ve lty nisy hatramn'ny 92% sann'a ? tena efa tsy revin'ny vahoaka malagasy mihitsy anie zany ry zalah ireto fa le vava be sy le ramatahora no betsaka e ,, fa na izany aza letsy ronaldo de itakitako ihany teo ho eo ireny i Hery serasera fa naka Hery Vaovao lery refa tena anlyséna ny fomba firesak'i Hery serasera ,, ngamba le anarandry lerony mitovy no nahatonga an'i hery NANARAKA NY DIANAY FOZA IRETO KA hahahahahah

aoka lesy ry lerony ronaldo fa efa mitapifipify kely mapalaelo daolo ry zalah a ranomaso be havozona ny an'ny sasany

DE MAMANGY AMIN'NY FAHORIANA REY OLONA FA TOMBONDALANA NENAREO A ,ATAON'NY MIATSINANAM-BARAVARANA IZY KA DE ATAO AKORY ARY FA TONEO NY FO e

Fa ity alou vaovao iray tena mba maha faly ny mpiondana de izao e , efa nanao fanambarana lehibe ho rentany rendanitra i Hery Vaovao fa tsy hampisy olana sady tsy hanakana ny fiverenan'i Dada nlisany eto amn tanana hono izy zay alou no resany tamn propagandy aa donc mahazo mifaly kely ihany zany na resy aza satria mety ho avy ihany i dada

5. vahiny2004 ( 22/12/2013 10:17)
Fa tokony hiteny hoe inona tokoa ?

Mba lazao hoe firy taona no hanarenanareo ity fanimbàna nataonareo nandritra ny 4 taona ary ?
6. andrywui ( 22/12/2013 22:09)
RAJOELINA =/= RAJAONARIMAMPIANINA a...s amihafa ireo !
donc hafa ny fitondrana teo alou ary hafa ity !!
fa raha mbola Rajoelina io lany io de afaka minainaina nareo !
ny fitondrajoelina no tsy tianareo
amboary tsara mitsy le eritreritra
de alamino tsara ny saina fa olona hafa mitsy ty Hery ty !! nga raha natolotry ny TGV de ratsy foana zay ?? sa de oe tsy tiko bika halako tarehy fotsiny zao !!
7. amfhaja ( 23/12/2013 10:05)
hahaha, zay less bain tsy mantsy mandresy a!
de hitatsiko eo ny tohiny
zahay zanak'i dada h@ farany e!
8. fanasina7 ( 23/12/2013 10:15)

ronaldo09:

Sina hoatry ny sifotra nalana loha ny zanak'i dada ato amy serasera, resy ,tena resy ary mbola resy i Robinson: Lazaina fa foza ny miaraka amin'i Andry , lazaina fa zakany Antananarivo !!!Hita izao fa 70% isan-jatony ny vokatra azo manerana ny province dimy ary mitarika ny MAOZATRA dia i Hery izany ary mivembena kosa ny mamolava dia i Robinson zany: Eto Antananarivo dia 52% sy 48% ny vokatra raha i Robinson no mitarika zany hoe tsy mankaiza io vokatra io raha mitaha amin'ny any amy faritra zay tena tataka be ny score: ohatra Morondava 88% ny anay(Hery) raha 11% kosa ny andry tsy lazaiko.....SAVA: 91% ny anay raha 8% ny sasany, Atsimo andrefana 82% ny anay raha 17% ny an'ny sasany , Fort Dauphin(Anosy) 92% ny anay raha 8% ny an-dry Djama !!!! Koa lisany zanaky dada ato zay niseho be vava: MIHANTSY ANAREO AHO MIVOAHA ARY VALIO ITY ZAVATRA SORATAKO ITY FA AZA MISITRIKA FA TEO LISANY BEVAVA ZAO HISITRIKA???? MIVOAHA E!!!!

LOL, zao klou zah vao connecté, ka ty ah zao zanak'i Dada 100%, d aninn nef ono Ronaldo09 ???? tsis mifendro na miforitra less eto a, fa na hitohy 4 taona vaovao ndray ny krizy zahay ts miala eo zan fa d sam hotsarain tantara eto sika. Ny fantatro de zao ZAHAY TSY MILA FITONDRANA JIOLAHIM-BOTO SY MPANGALATRA, TSY ILAINAY NY MPITONDRA "LANY HENATRA"... D mbol sam ifampitady eto sika fa matezà ny aina lesy ah, ary lanjalanjao ny tension sao d ty resaka politika ty no hahafatifaty foana anlah hehehehehe
9. mirananirina ( 23/12/2013 17:43)
Ary nitarika izy 1 e tour tsy niteny hoe nisy nangala bato an!! Nefa t@ io mety efa nangala bato izy dia t@ ity tsy namely. Aleo hisy ny confrontation dia hita eo izay marina sy diso e!! Dia atao afa baraka tsara mht izay mpandainga, misy milaza ary moa hoe tokony hogadraina misy ny candidat mpandainga .
10. vahiny2004 ( 24/12/2013 13:29)

andrywui:

RAJOELINA =/= RAJAONARIMAMPIANINA a...s amihafa ireo !
donc hafa ny fitondrana teo alou ary hafa ity !!
fa raha mbola Rajoelina io lany io de afaka minainaina nareo !
ny fitondrajoelina no tsy tianareo
amboary tsara mitsy le eritreritra
de alamino tsara ny saina fa olona hafa mitsy ty Hery ty !! nga raha natolotry ny TGV de ratsy foana zay ?? sa de oe tsy tiko bika halako tarehy fotsiny zao !!

Tsy mitovy ve fa miaraka fotsiny ... ha ha ha

Qui se ressemblent s'assemblent hoy ny vazaha , ny amboalambo no miaraka @ amboalambo hoy ny gasy

sauf peut être dans le monde des Foza
11. betsileolahy ( 26/12/2013 14:25)
hafa kely indray izany ny antsika ry ronaldo ah....lazaina fa foza isika nefa isika aza nandresy dia inona izany no hilazantsika ireo resy ireo??? Rariny mihintsy aloha raha tsy lany ny mamolava satria filohampirena malagasy no fidiana nefa vazaha ao amin'ny antoko DEMOKRATY SOSIALISTA FRANTSAY no nilaza fa favoris ka na ny mba manohana aza manandrantena ho vazaha dia isaorana ny gasy rehatra tonga saina tsy nifidy azy sady firenena rahateo koa no hoentina fa tsy BAR...
12. danbal ( 27/12/2013 13:49)
efa tenenina foana oa fa tsy mihaino mihintsy e, efa hoe ny Vahoaka Malagasy tsy zanak'i Dada zany fa hevi-diso be zany, de ataon'i Dadanareo aona daholo zany zao nareo ireo, ataon'ny eny ambatan'orony? Fa i Dadanareo no iza e, ny olona ange tsy miteny fa mijery e,efa hoe tsy ilaina aloha dadanareo hatreto de mahaiza mionona, ny olona mila zavatra vaovao na iza na iza no lany teo, rehefa vaovao fotsiny aloha de zay, ary mangina aza mitomany tsony fa efa ho avy zao i Dadanareo hitondra mofo!!!! aaahaaaaaaaa
13. Nehemiah ( 27/12/2013 15:40)
Izao ve rangahy no fomba firesaky ny mpomba an'ilay "candidat d'ouverture" lety e :-)
14. danbal ( 28/12/2013 17:52)
fanampiny, mbola tsy atokisana ndray le vahoaka Malagasy fa de nandefasana expert mihintsy ndray zany e, fa zany ve no tsy ampy any e ? de inona koa ny manaraka..
15. Tanora ( 28/12/2013 23:36)
toa misy toe-tsaina hafahafa eto zany??? zahay dia Malagasy mahalala menatra satria tia Tanindrazana;namadika palitao daolo ve zany ny nifidy any jlR???tsy mino aho fa ny hinoako dia ny hala-bato,o rey olona a! dia tapona inona ny Malagasy no mbola hifidy fijaliana,fanapotehana indrindra fangalarana ??mahatoky ianareo fa hiverina daolo ny asa very nandritrany 4 taona??dia samy hanao sorona ny tenany, fianakaviany daolo indray ny Malgasy ka hiverina @ andry sy ny forongony??? mahalalà menatra isika fa na ny miaramila aza lasa milliardaires daolo, iza no tsy millionnaire izao andro sarotra izao????dia mbola hiosona ,ho lasa 4'mi daolo e!!!andry sy hery noraisin'ny ministry ny affaires etrangeres frantsay anio!!!!!!matezà ny aina e!!!
16. danbal ( 30/12/2013 18:44)
zay indrindra, aza marary fo @ zany fa ze eo aloha atrehana, de matezà ny aina fa ny kilalao koa anie mbola ho ela e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6636