HERY VAOVAO TSY FOZA FA ANTOKO NANOLOTRA AZY FOTSINY NY TGV

1. andrywui ( 14/12/2013 16:20)
Aza tonga de tsaraina oe Foza kosa i Hery vaovao e , zany izy oe Vaovao zany fa nohon'ny Tgv Antoko nanolotra azy fotsiny de otran tonga de misy mihoraka oe homboy izy , fa mety hisy blemm amin Robinson mi pince lava sy mora tezitra be sy entimpo io tsy ho ela kou i dada zao de mety hangataka ny TGV i dada (possible) zany hanolotra azy amin n'y Anaran'ny TGV afaka 5taona ,,de lasa Ravalompoza ko zany i dada ??? Ka zay n ataoko oe tsy Foza i Hery Vaovao fa natolotry n'y TGV ho kandidaany fotsn izy .
novalian'i andrywui ny 19/12/2013 12:25
2. pulm ( 17/12/2013 03:06)
atolotry iandry madomelinaaa! ita fo foza 100%
3. danbal ( 17/12/2013 18:25)
sao de ravalondoza fa tsy ravalompoza ry andry a
4. andrywui ( 19/12/2013 12:25)
tena gaigy ny tantara fa mirimorimo be le politika aa ,, nisy resaka vao nipoitra oe SOBAKAKA ndray zany zao no malaza !!!
tena otran tsy de mety ihany le izy satria nga mou sitrapon'i robinson no naha gorera ny feoany !!
gaigy ty sannn'a
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0564