miady ihany ny baolina ka ....
1. andrywui
(
05/12/2013 20:04)
https://www.youtube.com/watch?v=cwHe28aAkwI
https://www.youtube.com/watch?v=SaHyPYnmomc
NIFIDY HERY NEWS DAOLO IHANY NY OLONA A
2. andrywui
(
06/12/2013 08:05)
Soa fa efa misy lien eo ambany fa tsy misokatra le video YouTube n'i Hery ,
Ny votoatin'ireo Video ireo dia :
FANAMBARAN'I ROLLAND RATSIRAKA SY I DADAFARA ,VONINAHITSY J.EUGENE ,AMPAHIBEMASO FA HANOHANA ANDRAJAO HERY NEW RY ZAREO
3. zama91
(
06/12/2013 15:30)
andrywui:
Soa fa efa misy lien eo ambany fa tsy misokatra le video YouTube n'i Hery ,
Ny votoatin'ireo Video ireo dia :
FANAMBARAN'I ROLLAND RATSIRAKA SY I DADAFARA ,VONINAHITSY J.EUGENE ,AMPAHIBEMASO FA HANOHANA ANDRAJAO HERY NEW RY ZAREO
Manambony morale eto ve lesy sisa elah,adinon elah ravatofototra,Julien razafimanjato hanohana an i io soavaly be tongotra ,zara aza tsy disqualifié teo,hon hon hon
4. ronaldo09
(
07/12/2013 06:13)
Aza adino koa ry Andriwui fa i Toton sola koa aty amintsika an!!!Pierrot io !!!
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2024 - page load 0.2114