tsy poinsa annn

1. bazylou ( 21/10/2013 05:10)
tena tsy poinsa ry baina raha araka ny nolazain'ny katala beatrice hoe afaka 10 andro vao hoazo ny valim pifidianana vonjy maika. tsy ohatran"ny hoe afaka ora vitsy toy ny any ivelany , dia mandeha amin'ny vaovao hariva fa 10 andro be izao.

Izaho bazylou dia handefa ny valimpifidianana amin'ireo birao fandatsaham bato maromaro na farafaharatsiny 1 amin'io daty io.

beuurrrk
novalian'i andrywui ny 21/10/2013 19:21
2. andrywui ( 21/10/2013 19:21)

bazylou:

tena tsy poinsa ry baina raha araka ny nolazain'ny katala beatrice hoe afaka 10 andro vao hoazo ny valim pifidianana vonjy maika. tsy ohatran"ny hoe afaka ora vitsy toy ny any ivelany , dia mandeha amin'ny vaovao hariva fa 10 andro be izao.

Izaho bazylou dia handefa ny valimpifidianana amin'ireo birao fandatsaham bato maromaro na farafaharatsiny 1 amin'io daty io.

beuurrrk


tena marina izany bainn aaa !!milay be zany toetsaina na fitiavantanindrazana ao anatinao zany !! ka raha mba misy maromaro otrizany ataon'ny bazylou zany de ho hita eo tokoa oe nahita 60% ohatra tamin'ny temp réel itan'i bazylou nefa ry zalah be sandry atsy nahita 25% tao Andalanitra ohatra !! - raha samy manao ohatrizay kelikely daholo ohatra oe manao koa i Hery any ho any (raha any Dago lery) de mba manao kou i Rapikatti (ra any ko lery) de any ko i rabatista de mety ho avoakantsika ato (akaikikaikn'ny marina ny valimpifidianana) mihetseha daholo ary ry FIJO , RAVATORANO, aty a Dago aty aaa...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2169