Nanolotra candidat Dada mba hisolo ny toerany (na i Neny). Tsy efa tokony t@ 2009 ve zany no tokony efa nataony mba tsy hahalavabe ny tetezamita? Fa nilaozan-drazoky nanao nampalahelo be sy nigafy tetsy sy teroa oe izy no filoha lanim-bahoaka sy tokony niverina antanindrazana sy handray ny fitondrana sy ny blibla... ka nampitarazoka ny tetezamita. Zao nefa, nohon'ny zava-misy d tsy maintsy nanolotra solon-tena ihany. I dada ve no mafiloha sa ny mpanolon-tsaina no vendrana sy tsy nahataka-davitra ka tsy nahatakatra an'zany h@ zay?