Aiza Dada?

1. yoni2 ( 20/10/2013 11:36)
Nanolotra candidat Dada mba hisolo ny toerany (na i Neny). Tsy efa tokony t@ 2009 ve zany no tokony efa nataony mba tsy hahalavabe ny tetezamita? Fa nilaozan-drazoky nanao nampalahelo be sy nigafy tetsy sy teroa oe izy no filoha lanim-bahoaka sy tokony niverina antanindrazana sy handray ny fitondrana sy ny blibla... ka nampitarazoka ny tetezamita. Zao nefa, nohon'ny zava-misy d tsy maintsy nanolotra solon-tena ihany. I dada ve no mafiloha sa ny mpanolon-tsaina no vendrana sy tsy nahataka-davitra ka tsy nahatakatra an'zany h@ zay?
répondu par hadji le 01/11/2013 07:48
2. andrywui ( 21/10/2013 19:24)
LE FITIAVANTENA TAFAOATRA NO NAMPIDONGY BE AZY RY BAINN A OE TOKONY HO IZAHO ,IZAHO IHANY NO HAINY ,, ZATRA MANINDRY OLONA KA ....

ANAH TY TO , ANAH TY TO ...!!!
3. hadji ( 01/11/2013 07:48)
hainay mamaky io nasoratra kely aza shsh...
fa nakaiza izao ny vidin'ny bois de rose sy ilay force one sy ny risoriso maivana rehetra vitanareo ????
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2115