dia hoe i jean louis robinson hono izany no sarybakoly vaovaon'i le8.
tsy lelika e, i vndredi indray izany no hibaiko an'i robinson,izany; looooool
dia ho tara sambo foana izany robinson .
De aninona,
huhuhu,tsy takatry ny sainla lesy zany politika avo lenta zany a, hahaha,
ny finonoana aloha atao tsara
Nga vitan'ny wawawa izy ty bainn fa ny taktika teknika zao no mikonty a lisany lo zao nanaonao foana tam krizy aho é io (crusoé) manko e ,,ouadray Robinson manko e