Karazan'ny efa leo ny vahoaka

1. rabaradaka ( 16/09/2013 06:38)
Ny marina dia efa leo an-dry Rakotoarivelo sy ireo Ministre ary CT sy CST mouvance Ravalomanana ny zanaky dada rehetra. Izao mantsy : noheverina fa ireo no hampody an'ny dada, noeritreretina fa ireo no hametraka an'ny neny, inona anefa ny zava-misy ? Zero daholo ary "dans l'eau" ny resaka rehetra. Mbola mifikitra amin'ny seza anefa ireo fa tsy manaiky hiala koa satria raha ny logique dia tokony hametra-pialana avokoa izy ireo.
Tena mampalahelo ny olon'ny MAGRO ary efa ho lasa MONPETIT sisa atsy ho atsy
novalian'i Mateyous ny 04/10/2013 18:43
2. hery ( 16/09/2013 07:06)
Izay aloha tsy fantatro fa izaho tsy mbola teny :-)

Ny fantatra fotsiny dia bala iray mahavoa roa (na mihoatra aza) ity nataon-dRavalo ity.

- Ny mpitarika ao amin'ny MAGRO izay handresy lahatra ireo mpanaraka magro dia hanaiky azy satria tenin-dRavalo io. Mila miteny fotsiny Ravalo hoe i JLR no fomba hahatanterahana izay tolona natao hatrizay.

- Ny tsy mpakao amin'ny MAGRO sy izay efa nanomboka leo an-dRavalo tamin'izy nisisika hampiditra an'i Neny sy ny fianakaviana Ravalomanana dia hanaraka azy satria finalement nanaiky hanohana olona tsy mitondra anarana Ravalomanana ihany izy
3. hery ( 16/09/2013 07:07)
4. andrywui ( 16/09/2013 12:23)
nivaky efatra ny Tim zao ry heriniaina a !

tsy misy mahafantatra anzay ministry ny fahasalamana zany alou hatreto ny vahoaka fa vao lancé na ny entana
5. rabaradaka ( 19/09/2013 12:01)
Amiko aloha dia voafandrika indray Ravalo amin'io nanolorany an'i JLR io, izao mantsy, efa nilaza i Ravalo fa hanao bycotte ny fifidianana, efa nilaza izy fa aleo misintaka amin'io rafitra io sao lazain'ny tantara hoe niray tsikombakomba teo ihany. Tsy neken-dry Mamy Raktoarivelo, Olga Ramalason, Rolland Ravatomanga, Hanta Randriamandranto sy ireo CST ary CT mamikitra amin'ny sezany anefa izany. Karazan'ny voafandrika fanin'efany indray dadaValonareo an !
6. andrywui ( 19/09/2013 12:24)

Dada valonareo sy ry Hery io kou ,,,

Za rery no tsy izy ato +bazylou
7. moi ( 25/09/2013 09:08)
ny tenanay moa zany dia tsy hifidy zay avy amin'ny TGV sy Ra8 mihitsy e ! Manahy izahay fa mitohy ny ratsy raha ny TGV no mbola ho tavela eo, ary ho ratsy koa raha Ra8 no tafaverina eo ; lasa match mi-temps nifamadika terrain fotsiny zany, sa tsy raharahanareo Ra8 raha mba lasanareo indray ny seza dia TGV no hifanandrina ? Ka inona fa tsy ny vahoaka no potsitra !!
8. hery ( 25/09/2013 09:34)
Ho anay indray dia hoe izay kandida-n'ny mouvance Ra8 ihany no mbola hita hoe afaka mifanandrina amin'ny TGV sy manala ny TGV eo amin'ny fitondrana.
Rehefa afaka ny TGV mifampiresaka hoe ahoana amin'izay ny tohiny... mety hoe esorina koa Ra8.
9. andrywui ( 25/09/2013 09:56)
Ny TGV iany no alaelondry Hery !! Otran'ny oe nisy tgv naka ny vadinareo ve sa nisy tgv nandroba tao amin'ny foiben'ny serasera.org fa de ho atao dakanalika amindry Hery ny tgv alo ony de aveo miresaka ?!!!! Refa zany de aleo samy itana ny rambony ts ho tapaka eto ko,, combat libre ty tou l kou son permy zany ka na halabato io na halatseza toraka tavoangy permy daolo
10. hery ( 25/09/2013 10:04)
Ny mpangalatra dia mila faizina. Ny mpanongam-panjakana dia mila faizina. Raha avela miala ho azy amin'izao ny TGV dia hisy hanongam-panjakana indray any aoriana any fa tsy hiandry fifidianana.

Ary tsarovy fa ny antony hifidianan'ny olona JLRobinson dia tsy hoe noho ny fitiavana azy loatra na noho ny fitiavana an-dRavalo, fa noho ny tsy fitiavana TGV indrindra indrindra.
11. andrywui ( 25/09/2013 18:10)

hery:

Ny mpangalatra dia mila faizina. Ny mpanongam-panjakana dia mila faizina. Raha avela miala ho azy amin'izao ny TGV dia hisy hanongam-panjakana indray any aoriana any fa tsy hiandry fifidianana.

Ary tsarovy fa ny antony hifidianan'ny olona JLRobinson dia tsy hoe noho ny fitiavana azy loatra na noho ny fitiavana an-dRavalo, fa noho ny tsy fitiavana TGV indrindra indrindra.



fa iza no tena nanaglatra teto am tanana de nitsoaka tany swazilandy alou de nitsaitsaika tao sud aff raha halatra no tenennn ,, de iza koa no nanongampanjakana tam 2002 - ary efa nanaiky eranizao ttlo zao fa nanaongana ?
12. Mateyous ( 04/10/2013 18:43)
Tena marina e!! miombon-kevitra aminao aho ry Andrywui a!!
Reo TIM reo mihintsy no tena nangalatra sy nitsentsitra ny vahoaka teo.
O ry vahoaka M/sy izay mbola manana eritreritra hanohana io Ekipan-dRavalo io indray:
Mbola tadiavinareo indray ve ny hiverenan'ny fisentsefana sy fambotriana ny firenena toy ny teo aloha e iny e, fivarotana tanindrazana ; na de efa hamidiny hatramin'ny tany kely sisa mba hivelomanareo aza.
Farany tsy hisy tany honenana intsony ianareo, de mba ho aiza?, amin'izay angamba vao ho avy amin'izay ny nenina be vava, de eo nareo ho hitan'ny havanareo eo!!! fidio ihany!! hahahaha!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2208