sekta sy fanadiovam-bola

1. 100tinl ( 16/08/2013 12:57)
Voamarika mantsy fa rehefa sahirana ny firenena iray dia miroborobo be mihitsy ny karazana antokom-pivavahana izay ahiana ho fampiasambola maloto no ao ambadika, azo porofoina ve anefa izany satria toa vola vahiny no mamatsy azy ireny ...
novalian'i pisoonja ny 23/08/2013 13:29
2. endriny ( 16/08/2013 13:19)
Fa ny vola amin'ny fanondranana vato sy volamena ary sikotra ataon'ny romanina katolika angaha tsy hitanao?
3. pisoonja ( 23/08/2013 13:29)
efa voasoratra fa tsy misy marina na dia iray aza eto ambonin'ny tany, na Katolika , na Protestante na secta n'inona n'inona misy azy misy tsy mety foana io fa ny finoana no hahavonjy anao fa tsy anaram-piangonana akory sanatria !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0694