Voamarika mantsy fa rehefa sahirana ny firenena iray dia miroborobo be mihitsy ny karazana antokom-pivavahana izay ahiana ho fampiasambola maloto no ao ambadika, azo porofoina ve anefa izany satria toa vola vahiny no mamatsy azy ireny ...
efa voasoratra fa tsy misy marina na dia iray aza eto ambonin'ny tany, na Katolika , na Protestante na secta n'inona n'inona misy azy misy tsy mety foana io fa ny finoana no hahavonjy anao fa tsy anaram-piangonana akory sanatria !