Faly ery ry Andryiwu fa lasa mpanakarena tampoka daholo ry zareo vitsy an'isa sy mpivarotra tany amin'ny karana sy Frantsay

1. endriny ( 01/08/2013 08:36)
Dia sady efa lasa mora ny solafa hoy izy fa tsy miady karama intsony, no manao izay tiana anaovana azy fa tsy sahy manda sao very vary iray kapoaka.

Tsy misy henatra intsony... Fa ireharehana aza ny fahalavoan'ny Firenena.

Inona moa no ahamenatra azy fa ny vola angaha no tsy efa azony, ny olona anga no tsy efa noviravirainy...

Aleo ihany i Deba
novalian'i andrywui ny 02/08/2013 06:17
2. andrywui ( 02/08/2013 06:09)
SANATRIAN'NY VAVA ZAY HIFALY AMZAO KRIZY SY FAHANTRAN'NY MALAGASY IZAO
efa nanomboka tamin'ny 2002 noho makaty no efa nahantra sy VERY ASA nohon'ny hetraketrakin'ny mpanana n'y olona tompoko endriny à , izay vitsy anisa tsy very asa sisa no zao lasa mpanakarena zao , tarazo hatramin 2002 no makaty io .....
Ohatra vitsivitsy amnireo very asa : Ry 3freres mianakavy teo andrefan'Ajanahary ( 23familles ) , ry fromage tsiron'Ankaratra ,fr Toky ,fr Andranomanelatra (12familles) .... Ny tompon'ny tany be fambolena Tsaradia tao Alaotra , tany Nenakay tao Marovoay 65ha (nobodoina reo) , Tany tao Ankorondrano Ampefy 70 familles( quartier iray) ...
Tohizana ve ????
3. andrywui ( 02/08/2013 06:17)
Madagasikara Tanindrazanay
Tany sarobidy Masina tokoa
Lovasoa nomen'ny razanay taloha
Maty ho anay ny tena razanay

Mitsangana ry tanora
Mitsangana faza manana ahiahy
Zao no andro sady ora
Mijoroa sahia tokoa ho lehilahy

Sahy hanala an'ireo kandida telo mapikatso ny firenena ireo , indrindra ko le Ratsiraka !! Tsy hay oe inona no ataony eo oe hilatsaka haninn soratra tsy hita ,ny tena tantanan'ny Sophia eran'ny tanana , ny bilan nataoko de izao statistique dans 6mois ty à , hosamborina i Ratsiraka , sy Lalao Rakotonirainy de ampidirin'ny Tafika any à Tsiafahy 18mois .
Rajoelina efa nanaiky ren'ny eran'izao ttlo zao fa hiala izy donc Tsy milatsaka fotsiny izy fa tsy Mibôro .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4084