ZAO VAO MAZAVA BE AMINTSIKA VAHOAKA MALAGASY AMIN'IZAY KOSA ANGAMBA A
1. andrywui
(
29/07/2013 23:42)
SATRIA NA ZAZAKELY 6 TAONA AZA DE AFAKA HAMALY ETO !!!!
Hoe tena iza marina moa no tena olan'ity firenena malagasy ity rey olona ..?? iza ??
aleo samy hamaly amin'ny fo tsy miangatra isika fa ze tena marina amaliana azy e
IZA NO TENA MAMPIKATSO SY OLAN'ITY FIRENENA MALAGASY ITY ?
valiny I NENY Rakotonindrainy

novalian'i xhavier ny 10/08/2013 15:57
2. Dreamlover14
(
30/07/2013 05:53)
Ny firenena matanjaka vahiny izay mbola mieritreritra fa afaka mandidy ny malagasy @ izay tokony hitondrana ity firenena ity : Frantsay (mbola mieritreritra fa izy no tompon'i Madagasikara), ny Amerikanina izay mihevitra fa izy no hany firenena matanjaka afaka manao droit de veto any @ firenena mikambana. Ny firenena aziatika (Chine, Inde, Pakistan) ary ny firenena Arabo izay mihevitra fa pays émergents ka afaka hanjaka eran'izao tontolo izao.
Manampy ireo ny mpanao politika izay mirona @ ireo firenena ireo fa tsy manana ny hazon-damosiny @ izay tena hitondrana ny firenena.
Amin'ny antsipirihany dia ireto no miseho ho mpitondra mahatonga ny sakana :
Andry Rajoelina sy ireo fatra-panohana azy : mirona be @ frantsay sy arabo
Pierrot Rajaonarivelo mirona be @ amerikanina
Aleo hazava kosa eto fa tsy nikatona t@ firenena hafa Ravalomanana satria nahazo izay anjarany teto avokoa ireo investisseurs vahiny teto :
Sinoa, Frantsay (nihena kokoa ny anjarany satria nitombo ny mpizara), amerikanina, Allemand, Suisse, Afrique du Sud, ny firenena arabo. Ny fahalemen-dravalomanana dia ny fisakanana ny malagasy mpifaninana taminy. Tsy olana amiko raha sakanany ny vahiny sasany te hifaninana @ Tiko fa ny Malagasy tokony tsy nosakanana.

3. Nehemiah
(
30/07/2013 06:36)
Mba sambany nahitako famelaran-kevitra matotra sy tomombana @ serasera momba ny pôlitika :-) !
4. andrywui
(
30/07/2013 09:29)
Dreamlover14 ____ravalo nanilika be frantsay ireny ve de mbola sahinao milaza fa "tsy nikatona tam firenena hafa ravalo?" ok ary e i nehemia no resy lahatra amzay alou fa tsy za ka !
5. andrywui
(
30/07/2013 09:40)
MIALA I RAJOELINA , LALAO RAKOTONIRAINY, RATSIRAKA
de milamina ny fdifidianana ,
, azo ny famantsiambola ,
, miverina ny AGOA ,
,miverina ny mpamatsy vola iraisampirenena !
! fa inn iany no mampizizotra be an'i neny tsy mety hiala io e ?? ho gafian'ny olona , ataon'ny olona taingimbozona eo vao mitsetsetra eo !! (phrase ndrabaininay io)
OLONA IRAY VE NO HAMPANDOHALIKA ATSIKA MALAGASY REHETRA OTRZAO KOSA LE ..!!!
en plus vehivavy kely be mokondoha !!!! tsssshh

6. moi
(
30/07/2013 10:23)
olona iray ve ry andrywui ? tena mba mitongilana zany fijery zany e !
Raha izay mantsy dia dadany neny a !
Raha izay mantsy dia dadany neny a !
7. Dreamlover14
(
30/07/2013 11:49)
Misy nuance ny zava-misy eto Madagasikara :
nanomboka t@ 1896 dia ny frantsay no nanana ny orinasa teto madagasikara. Mody nomena fahaleovantena ny malagasy t@ 1960 saingy ny frantsay hatrany no ao ambadik'ireo minisitra, piraiminisitra, filoham-pirenena etc... sy ireo manam-pahefana teto. mazava ho azy fa nahazo vahana ny frantsay teo @ sehatra ara-piarian-karena. Io fahaleovantena saritsariny io dia nisy fifanarahana "maizina" teo @ fanjakana frantsay sy ny malagasy hoe mandritra ny 50 taona dia mbola manana ilay fifanaraham-piaraha-miasa na accord de coopération izay tsy inona fa fanjanahantany ara-toekarena ka ny frantsay ihany no manana ny tombony lehibe indrindra ary ny malagasy sy ny vahiny hafa dia asarotina ny fahazoany tombontsoa eto madagasikara. Ny filoham-pirenena voafidy ara-dalàna ihany no afaka manao renouvellement an'io accord io rehefa vita ny 50 taona saingy fantatry ny frantsay fa tsy hanao renouvellement ravalomanana raha mbola teo t@ 2010 noho ny fitiavany ny fireneny ho tena hahaleo tena tanteraka @ izay dia natao izay hianjerany talohan'izay. Dia iny nipoitra iny ny crise 2009 mandrak'ankehitriny.
Nirodana ny 1ère république dia niditra ny revolisiona sosialista t@ 1975. Nirona tany @ firenena communiste ny fitondrana nanao ny nationalisation an'ny orinasa (EEM, mpaninjara solika, banque, etc...) ka nitsangana ny orinasam-panjakana marobe (BTM, BNI, BFV, Somacodis, Tranombarotra Roso, Solima, Jirama, SINPA, etc...)
Vokatry ny tsy fahaiza-mitantana sy ny népotisme (kitranoantrano) teo @ fitondran-dRatsiraka sy ny tariny dia tsy nety niharin-doha ny toekaren'ny firenena malagasy. Ka tsy maintsy nila financement avy any ivelany hanaovana investissement kanjo pression avy any ivelany no tsy maintsy namarotana indray ireo action an'ny fanjakana @ orinasany ireo (Solima, BNI, BTM, BFV, etc...) ary anisan'izany nanao pression izany ny frantsay satria ireo firenena lehibe ireo no mpanome vola ahafahan'ny FMI sy BM hanome vola aty @ firenena mahantra.
Nirodana ny 2° république t@ 1991 dia nitsangana ny 3° république izay nisy mpitondra nitavozavoza saingy nametraka kosa ny fifandraisany t@ olona tany @ "tany lavitra andriana" araka ny fitenenana. Maro ireo malagasy monina @ tanàna teto madagasikara no tsy mbola nahita ny endriky ny filoha mpitondra azy akory. indrisy fa nidaboka indray izany fitondrana izany satria nitavozavoza ary ny namany ihany no namadika azy tao.
Niditra ravalomanana t@ 2002 nanao forcing t@ fitantanana toy ny nitantanany ny orinasany izay nandroso tokoa na dia mbola tsy teo @ mairie aza izy.
Nahiliny tokoa ireo mpitondra somary nirona t@ frantsay satria hita fa tsy nampandroso ny fitantanana nisy frantsay teto. na izany aza notazoniny ilay Piraiminisitra métis frantsay ary notazoniny koa ilay minisitra nitantana ny privatisation hanohizana ny privatisation sy désengagement de l'état.
Nisokatra t@ firenena hafa @ izay i madagasikara (Allemagne, USA, Chine, Arabie Saoudite, Emirats, etc...) vokatr'izany dia tsy maintsy nihena ny anjaran'ny frantsay. Na izany aza ny frantsay lehibe indrindra teto (Colas, Groupe Bourbon, etc...) dia tsy voailika fa nihena fotsiny ny part de marché. Marina fa ny ALMA dia (Affaire-n'i Lalao sy MArc) an'dRavalomanana fa raha jerena ny Rue témoin (eo ambanin'ny Collège St Michel manamorona ny farihin'Anosy dia efa t@ taona 2001 no natao ary tsy misy fahasimbany hatr@ izao nefa jereo ny làlana namboarin'i Colas fa efa betsaka ny simba afaka taona vitsy monja.
Marina fa tsy tia frantsay ravalomanana saingy ny fitondrana @ izao fotoana izao kosa dia misolelaka be loatra @ frantsay ary tsy mety miaiky ny hadisoany sy ny fahalemeny ka izany no ilazako hoe ny fitondrana @ izao fotoana izao dia anisany sakana goavana indrindra tsy mampandroso an'i Madagasikara.
Inoako fa intelligent ianareo mamaky an'ity ka hahafantatra tsara ny tena zava-misy.

9. andrywui
(
30/07/2013 21:54)
moi __) tsy hoe dadany i neny akory fa le fangejany mitarazoka anle vahoaka no mampalaelo !! efa hita zao fa tsy mety izy telo reo hono fa efa nanao ratsy(hono) sady olona efa voky ka tsy mahazo miditra tsony fa mila olombaovao ny gasy de mbola misisika ihany !
io anie refa tenenn tsy mety foana fa manao loup garou eo foana de avy amzay ny didin'ny be sandry hitondra azy eny a Tsiafahy e eo amzay vao mimenmenn be tsisy farany eo

10. Dreamlover14
(
31/07/2013 05:43)
tian'i Andrywui ho zanatany frantsay foana ary ve ity Madagasikara ity sa hisokatra @ firenena izay vonona hiara-miasa (fa tsy hanjanaka fanindroany) aminy ?
Diniho tsara ireo nosoratako ireo dia alefaso lavitra ny saina handinika ny zava-nisy teto. Ekeko fa nisakana ny malagasy sasany tsy hanao investissements teto ravalo fa tsy izany akory no nitondra ny fahantrana lalina toy izao ka mahatonga ny blocage eto fa ny zava-nisy t@ taona 2009 no nankaty no nanafaingana ny fahantrantsika.
Tadidio fa t@ 2008 no avo indrindra ny toekarena malagasy tao anatin'ny 30 taona lasa ka asa na izay toekarena tsara izay no tsy tiantsika malagasy ankehitriny ve sa ....?

11. vony501
(
31/07/2013 06:48)
Dreamlover14:
Tadidio fa t@ 2008 no avo indrindra ny toekarena malagasy tao anatin'ny 30 taona lasa ka asa na izay toekarena tsara izay no tsy tiantsika malagasy ankehitriny ve sa ....?
Tsia! tian'i Andrywui irery angamba
12. voromailala
(
31/07/2013 08:20)
Misy fahamarinana ny zavatra voalazanareo etsy ambony.
Hoy Rado izay hoe "ho tafita isika malagasy rehefa amin'ny teny malagasy ny zavatra rehetra".
Milay mahaleo tena tanteraka isika, ny vahaolana hitako izany dia miala tanteraka amin'ny BM, FMI,.... haverina ny trosa. Ny vahoaka malagasy no mahantra fa tsy ny firenena, raha ny harenantsika ambanin'ny tany fotsiny dia efa mahaverina ny trosa sy ampy hampandrosoana ny firenena.
Jereo Japan, niaraka nahaleo tena tamintsika nefa jereo aiza izy zao?

13. andrywui
(
31/07/2013 10:05)
Dreamlover14 , voromailala___)) oadray ...fa iza no nilaza mo fa ho zanatany frantsay foana koa mo isika raha miala teo izy telo reo ee (zay fotsiny alo no critere itan'izao ttlo zao) hoe miala teo izy telo reo NENY , Rajoelina ? RATSIRAKA de arahana zay . enao ve afaka milaza fa raha iPatrick Ramiaramanana na Rado Rafalimanana na Voninahitsy jean eugene ohatra no ho lany eo de tsy maintsy oe zanatany frantsay foana i M/car ??
mbola ankamantatra tsy hainao tsy haintsika zany fa AZA AODIKODINA LE RESKA tiako hambara ry zareo a , zao le izy : MIALA izy telo ireo ( bresil sy espagne ozy le akama atsy) de aleo hidiran'ny Barea !! inona mo no olana ? nga de tsy maintsy ho NENY ihany no mpitondra eo vao ho afapo ny Zanak'i dada ?? fa raha olona hafa zany no ho lany eo de hanao fampihorohoroana sy hanakorotana firenena foana hianareo oe tsy maintsy neny ihany ! neny ihany !!
rehefa hita fa tsy mety , ary tena tsy mety mihitsy le hiklatsahandry zareo TELO ireo surtout i NENY dia tokony miala ampahendrena misintona ny taratasy , ny Malagasy anie mahari-pery e !! Rajoelina zao efa nadio eran'izao ttlo izao fa ok d'accord ozy fa tsy maninnn fa miara-miala daholo zany zahay TELO , fa mbola misy manao loup garou ihany ao !! ...

14. andrywui

15. Dreamlover14
(
31/07/2013 10:27)
andrywui ah !!! potsero ireto voamasoko ireto raha hiala i Andry Rajoelina. Mbola tsy fay ihany ianareo @ io bandy mivadi-dela io ?
Nodradradradraina hoe :
"Tsy hitondra fanjakana i andry rajoelina fa hitondra ny firenena any @ repoblika fahaefatra"
"Tsy hirotsaka ho fidiana @ fifidianana filoham-pirenena" (interview RFI t@ 2010)
"Tsy hirotsaka hofidiana filoham-pirenena t@ ity taona 2013 ity"
Aiza ho aiza isika izao ? Andao hifanamby fa mbola hijanona eo io handoto ny image-ny.
Aza resahana akory ny hoe "satria ny candidat hafa milatsaka dia hilatsaka aho". Pour un homme d'état, rehefa misy teny nomena dia tazonina hatramin'ny farany. Ravalomanana efa nilaza fa tsy handray anjara @ tetezamita ny tenany (fa tsy ny mouvance) fa mikasa ny handray anjara @ fifidianana filoham-pirenena. Izao aza izy tsy nilatsaka fa ny vadiny no nilatsaka. Iza no tena homme d'état kokoa @ ireo ?

16. andrywui
(
31/07/2013 10:35)
hahaha iza mo ny vadiny fa tsy IZY ihany !! taolantehezana ary ko ...
-ye nilaza i rajoelina fa tsy hiklatsaka marina izany ary tenindehilahy iny !!! tsy mivadika ,,,fa i NENY teo ampahatongavana teo Ivato de notenenina tsara nanaovana taratsy mintsy oe tsy manao resaka politika na miditra loko politika mihintsy zany enao madama miditra eto M/car fa mitsabo an'i nenibe Razay de miverina mody any Sud Af , eny !! no valiny !! mety nanana anzay hevitra zay ihany i neny teo ampahatongavana oe aleo oany zany politika politika zany , fa ilay RAIKALAHY any ivelany no niketriketrika be kajy tany zao oe ary raha ty mo ka i neny no ananovana ee de io !! nitelefoneny i NENY oe midira politika faza miraharaha ze fitsaboana any enao fa ny volambahoaka ho azo avy eo eritreretina !! milatsaha !!!
de io ny valin'ilay telephone maudit avy any Sud Af !! nikorotana ny firenena iray manotolo

17. andrywui
(
31/07/2013 10:38)
Raha tsy nivadika i DADA de tsy nivadika ko i Rajoelina
mazava be anie le kilalao politika maloto malagasy fa fifamaliana faty foana no atao sy misy ee !!marina izany !!
ka raiso amin'ny fo tsy miangatra hoe le adversaire nao ndray no ho tafakatra eo !! de mazava ho azy fa lasa mitsoaka any SUD AF misolo ny toeran'i dada any ndray i RAjoelina sy Mialy !!! aaaa tsy mety zany fa raha mienaena tsy mety hisitona eo i neny de eo ko Rajoelina fa raha miala de miaramiala !!! hamono tena ?? kilalao politika maloto ty !!...

18. moi
(
31/07/2013 11:10)
Kely finoana aho ny hoe misy miala eo, fa ny efa azoko antoka fa mety androany dia ny fijery hoe Avela hirotsaka izy telo, fa TSY MIFIDY AMIN'IZY TELO !
19. voromailala
(
31/07/2013 12:02)
tokony mitady vola hanaovana ny fifidianana ny gasy, avela any vahiny, mahazo milatsaka izay tehilatsaka, arahan'ny vahoaka tsara ny fifidianana, dia izay lany eo eken'ny rehetra na tsy eken'ny any ivelany azany.
20. andrywui
(
31/07/2013 12:23)
voromailala___)) io hevitrao no atao oe eritreritra be !!! tsy afaka amn vazah na ovina na ovina zany isika oa de iala amn bank mondial sy ny fmi , ny frantsay ui ua ve ? mbola ho lava ny alina vorona a ,,oui msie alo zao de manaiky !!! ka tsy ze harena voatrandraka eo de aondran'i dada any Sud Af any aby ra izy no lany eo ?