ZAO VAO MAZAVA BE AMINTSIKA VAHOAKA MALAGASY AMIN'IZAY KOSA ANGAMBA A

21. andrywui ( 31/07/2013 12:36)
8% ve le hoe avobe ??? sady en plus IVOHASINA no nanao anio ampamoaka io fa tsy ny UI akory na ny UA

> Economie

Ministère de l’Economie, du Commerce et de l’Industrie
8% de taux de croissance pour 2008
samedi 12 janvier 2008, par Lanto
Agrandir le texteDiminuer le texteVersion texte
Taux de croissance à 8 %. Tel est l’objectif à atteindre pour 2008. Étant donné que le secteur privé constitue le moteur de la croissance économique du pays, de nombreuses actions sont en vue afin qu’il soit compétitif et joue véritablement son rôle.

Parmi les actions prioritaires figurent les créations de coopératives et de chambres de commerce et de l’industrie. Selon le ministre de l’Economie, du commerce et de l’Industrie, Ivohasina Razafimahefa, 50 coopératives seront créées pour améliorer la production agricole et développer l’agro-industrie. En effet, les activités agricoles sont actuellement à petites échelles et il s’avère nécessaire de regrouper les producteurs pour obtenir une hausse de la production. Le MECI travaillera en collaboration avec le ministère de l’Agriculture, de l’Elevage et de la Pêche dans la mise en oeuvre de ce projet. Par ailleurs, 11 chambres de commerce et d’industrie seront installées dans les régions qui en sont encore dépourvues. À titre de rappel, la loi sur le nouveau statut des chambres consulaires a été publiée. Cette dernière stipule le rattachement du collège agriculture au « Tranoben’ny Tantsaha » et l’artisanat au Centre national de l’Artisanat malgache.
22. ravonjison ( 31/07/2013 15:35)
Manahoana daholoa ,

D´accord koa aho amin´ilay voalazan´i Dreamlover14 atsy ambony atsy mikasika ny olan´ny Dago e, toy izay tokoa ny fandehany.
Fa hiverenako itý resaka fifidianan itý. Izy telo ireo dia tokony tsy hirotsaka mihitsy fa tena mampikorontana fotsiny...
I Andry aloha dia efa nilaza fa tsy olana aminy izany. Ny nahatonga azy nanao an´iny dia noho izy roa ireto nirotsaka tampoka ( be fikafika), noho izany resaka reaction no nilatsahany indray fa tsy dia hoe tena te hilatsaka mihitsy izy..Mazava iny.

I Lalao Ravalomanana indray , tsy tokony anfangaro aloha fa izy no hirotsaka fa tsy ny vadiny , zavatra samihafa be izany. Samy manana ny mahaizy azy ny sy lohany avy izy mivady ireo.Noho izany ilay " argument " hoe izy ane Ravalo ihany e, dia tsy azo raisina, ny ny laláana ra tsy mandrara izany. Ny olana hitako anefa dia ilay nirotsaka tampoka sy niovaova hevitra itý. Midika izany fa misy tetika miafina ataony ao. Izany dia maninona raha resaka fifidianana tsotra, fa ilay izy nanaitra an´i Andry no olana , ka nahatonga an´i Andry nilatska indray. ...Noho izany dia tokony hiala koa i Lalao, satria mahatonga korontana fotsiny. Fa raha ny hevitro manokana mikasika an´i Ravalo, dia izy ihany aloha hatramin´izao no hitako hoe mba nahay nampandroso an´i Dago, hita mihitsy fa hainy no nifampiraharaha tamin´ireo firenena vahiny . Ohatra : tsy tonga dia nodakany avy hatrany i Frantsa fa nahenany fotsiny ny anjarany. Raha nodakany avy hatrany mantsy dia mety nisy reaction goavana be . Ohatra hoe mety noroasin´ny frantsay nody daholo ireo gasy mipetraka ao frantsa, olana be ho antsika izany. Ny tiako lazaina dia hoe nitandrina tsara izy.

Fa itý Ratsiraka itý dia tena tsy azoko mihitsy . Olona efa 18 ans no teo amin´ny fitondrana taloha, ary afaka nanarapo nanao izay azony natao, ny vokany moa iaraha-mahita...Izao anefa dia nilatsaka ho fidina indray. Tena manalika olona mihitsy...Isika gasy anefa dia manaiky an´izany.
I Ratsiraka dia tsy tokony nilatsaka intsony, hita mihitsy fa te-hihinana fotsiny no handehanany eo.
23. moi ( 01/08/2013 06:13)
ny nilatsahan-dRatsiraka, raha ny fihevitra tazako tamin'ny gazety iray dia fanamarinana hoe raha sélectionnée Lalao, tokony ho sélectionné koa Ratsiraka. Satria samy tsy nanana présence physique teto enim-bolana takian'ny lalàm-pifidianana izy roa, ka izay ampiharina amin'i Lalao zany dia tokony ampiharina amin'i Ratsiraka.
Fa naleon'ny CES moa niala korontana dia nampiditra azy ireo, mbamin'ilay Rajoelina iny, amin'ny tahotra satria efa nananontanona ny rotaka raha tsy tafa teo ry Ravalo ! Tsy averiko ny antony naroson'ny CES, fa dia izao no vokany !
Raha io présence physique io no olana, tsy ireo ihany ny kandida tokony ho voatenin'ny CI, fa noho ny ambadika politika dia notsindriana i Lalao, sy Rajoelina.
Mandeha ny fotoana, tsy efa feno ihany ve ny enim-bolana, inona sisa no antony tokony hanakanana an'i Lalao ? Ilay fifanarahana nahafahana nidirany hoe hitsabo an'i Razay sy ny fepetra nanaraka an'izay sisa, anisan'izany ilay hoe tsy handray anjara amina hetsika politika !
Ho avy ny fotoana mbola hitenenan-dRatsiraka hoe "nanao sorona ny tenanay zahay"
24. voromailala ( 01/08/2013 07:36)
andrywui:

voromailala___)) io hevitrao no atao oe eritreritra be !!! tsy afaka amn vazah na ovina na ovina zany isika oa de iala amn bank mondial sy ny fmi , ny frantsay ui ua ve ? mbola ho lava ny alina vorona a ,,oui msie alo zao de manaiky !!! ka tsy ze harena voatrandraka eo de aondran'i dada any Sud Af any aby ra izy no lany eo ?

Koa raha izany, tsy aleo ve miverina zanatany Frantsay? mba mahazo RSA ny tsisy fidirambola, moa mandray vola ihany koa ny tsy mananasa, ary mitsabo tena maimaipoana amin'ny SECU, sns.., no tsy milahatra visa intsony?

25. andrywui ( 01/08/2013 08:09)
tsy oe hiverina zanatany frantsay akory fa tsy maintsy mitady vonjy amn reny malala isika oa fa mbola tsy mahavita tena zany ,,satria na hotrandrahana daholo aza zao harena ao ambanin'ny tany tsika ao zao oa , mety ho voatrandraka fa ny 5% ngamba raha misy no hiveloman'ny firenena ! zavatra efa fanjakan'ny baroa anie eto hatramn 1972 no ho mankaty ee tately afadrakotra daholo no nanaovan'i Ratsiraka ,Zafy , Ravalo(surtt) Rajoelina ny harempanjakana fa vava sisa no betsaka oe zah nahavita ee za nanao an'iry sy iretsy ee snss...,,




ary voromailala io mety le mpandray asedic isaky ny 6mois aa ...

6mois ry zalah miasa de 6mois mandray asedic de 6mois ndray miasa de otrzay fooona !
26. voromailala ( 01/08/2013 08:29)
andrywui:

tsy oe hiverina zanatany frantsay akory fa tsy maintsy mitady vonjy amn reny malala isika oa fa mbola tsy mahavita tena zany ,,satria na hotrandrahana daholo aza zao harena ao ambanin'ny tany tsika ao zao oa , mety ho voatrandraka fa ny 5% ngamba raha misy no hiveloman'ny firenena ! zavatra efa fanjakan'ny baroa anie eto hatramn 1972 no ho mankaty ee tately afadrakotra daholo no nanaovan'i Ratsiraka ,Zafy , Ravalo(surtt) Rajoelina ny harempanjakana fa vava sisa no betsaka oe zah nahavita ee za nanao an'iry sy iretsy ee snss...,,


ary voromailala io mety le mpandray asedic isaky ny 6mois aa ...

6mois ry zalah miasa de 6mois mandray asedic de 6mois ndray miasa de otrzay fooona !

Inona ary no vahaolana hatolotrao hanavotana ny firenena?

Izaho aloha mbola tsy nandray assedic hatramin izay fa tsy mampaninona ahy raha mandray indray andro any satria zoako izany.




27. endriny ( 01/08/2013 08:42)

voromailala:

andrywui:

tsy oe hiverina zanatany frantsay akory fa tsy maintsy mitady vonjy amn reny malala isika oa fa mbola tsy mahavita tena zany ,,satria na hotrandrahana daholo aza zao harena ao ambanin'ny tany tsika ao zao oa , mety ho voatrandraka fa ny 5% ngamba raha misy no hiveloman'ny firenena ! zavatra efa fanjakan'ny baroa anie eto hatramn 1972 no ho mankaty ee tately afadrakotra daholo no nanaovan'i Ratsiraka ,Zafy , Ravalo(surtt) Rajoelina ny harempanjakana fa vava sisa no betsaka oe zah nahavita ee za nanao an'iry sy iretsy ee snss...,,


ary voromailala io mety le mpandray asedic isaky ny 6mois aa ...

6mois ry zalah miasa de 6mois mandray asedic de 6mois ndray miasa de otrzay fooona !

Inona ary no vahaolana hatolotrao hanavotana ny firenena?

Izaho aloha mbola tsy nandray assedic hatramin izay fa tsy mampaninona ahy raha mandray indray andro any satria zoako izany.



Ohatra ny manontany fahendrena amin'ny adala ianao ry namana raha manontany izany. Zarany aza tsy hisy vahaolana mihintsy hijanonany eo mandrakizay hoy Odon izay.. Ny harena anga no tsy efa azony, ny karama varimanta anga no tsy efa naloany... Zarany aza mahantra ny olona hitavanana azy ho andevo manadrakizay
28. voromailala ( 01/08/2013 08:55)
endriny> :-)
29. hadji ( 03/08/2013 05:00)
Matimbola isika gasy fa raha hafa no nitondrana ireo toby fitrandrahana eto Madagasikara dia ny vahiny indray no manao haody aty amintsika fa tsy isika no makany aminy samy tompon'antoka avokoa ny mpitondra rehetra ireo fa tsy tokony hifanenjika sy hifanome tsiny


Ny olana eto amintsika dia mifidy tarehy sy bika ary revy politika ny gasy fa tsy tena manao safidy amin'ny sainy ary tandremo fa ny olona miteny hoe tsy handray anjara amin'io fifidiana io izahay na mitaona ny olona hanao vato fotsy dia mamadika ny firenena satria ampidininy ny taux de participation mba hanomezana lanja ny antoko tohanany


Mitandrema ry malagasy namana a
30. andrywui ( 03/08/2013 22:17)
zao fotsiny !!vao miditra amzany oe aleo hiala tany daholo ny vazah fa vitaintsika ny afera !! vao izay no lalana hizorantsika de avo folo heny no izao ny fahoriana ary mety hande lakana hitsoaka an'i M/car daholo noho ny fahantrana !! ...tonga ozy aho de 5% sisa no harena hiveloman'ny firenena fa any ampaosin'izay voafidy eo sy ny tompo menakeliny daholo ny harempirenena !!_ ny gasy anie efa hatramzay fa "Tsy miraharaha firenena zany" zay mitondra eo hatram 1972 no makaty ,,fa mandoka tena oe nahavita lycee za eee nahavita lalana za eee nahavita hopitaly za ee snss fa ny tena marina de malhonnette isika gasy !! tsara ihany raha ny vazah no midirigé ny eto alou fa mbola tsy lanintsika gasy tanteraka raha mitondra mahaleo tena zany !! eo akaaiky eo iany reny malala manome nono ny zaza
31. ravonjison ( 05/08/2013 07:36)
Miiresaka ny fahantran´i Dago isika, mandritra izao crise misy erantany irao. Itý misy blague somary maharikoriko kely mikasika izany:

- mitsangatsangana eny andalana eny i Obama dia nahita mpangataka iray mipetraka misakafo , manositra tay ny mofo hohaniny. Dia hoy i Obama : azafady rangahy a, angaha moa isika dia tena efa latsaka ambany loatra tokoa. Itý misy vola 100 dollars, andána mividy sakafo hohanina.

- mitsangatsangana eny andalana koa i Poutine dia nahita mpangataka iray mipetraka misakafo koa, manositra tay ny mofo hohaniny . Dia hoy izy: azafady rangahy a, isika angeha tsy dia mbola tena reraka ara-ekonomika e, itý misy vola 200 roubles, andána mividy sakafo hohanina.

- mitsangatsangana eny andalana i Andry Rajoelina dia nahita mpangataka iray mipetraka misakafo, manositra tay ny mofo hohaniny . Dia hoy izy: oay le aza , aza atao matevina loatra fa mba tsitsitsitsio e.

ka ilay situation -ntsika gasy dia tena efa grave mihitsy , fa dia mbola tsy misy foana ny vahaolana.
32. hadji ( 05/08/2013 08:18)
o ra vonjy a izay zany ilay hoe mihana tay tena ratsy an
ravonjison:

Miiresaka ny fahantran´i Dago isika, mandritra izao crise misy erantany irao. Itý misy blague somary maharikoriko kely mikasika izany:

- mitsangatsangana eny andalana eny i Obama dia nahita mpangataka iray mipetraka misakafo , manositra tay ny mofo hohaniny. Dia hoy i Obama : azafady rangahy a, angaha moa isika dia tena efa latsaka ambany loatra tokoa. Itý m isy vola 100 dollars, andána mividy sakafo hohanina.

- mitsangatsangana eny andalana koa i Poutine dia nahita mpangataka iray mipetraka misakafo koa, manositra tay ny mofo hohaniny . Dia hoy izy: azafady rangahy a, isika angeha tsy dia mbola tena reraka ara-ekonomika e, itý misy vola 200 roubles, andána mividy sakafo hohanina.

- mitsangatsangana eny andalana i Andry Rajoelina dia nahita mpangataka iray mipetraka misakafo, manositra tay ny mofo hohaniny . Dia hoy izy: oay le aza , aza atao matevina loatra fa mba tsitsitsitsio e.

ka ilay situation -ntsika gasy dia tena efa grave mihitsy , fa dia mbola tsy misy foana ny vahaolana.
33. xhavier ( 07/08/2013 16:00)
Mba mahaiza re mandinika fa aza maika manilika zany amin'ny olona e! iza no mitondra izay filoha mitondra no tompon'ny fahfana eto amin'ny tany sy ny fanjakana izy no tompon'ny teny farany ka raha i Neny no olana ampiaro ny lalana raha misy tsy mety ataony na avereno any afrika atsimo izy e! milamina ny resaka raha i ravalo indray no olana avelao izy hody de sambory de gadrao de vita milamina ny reska fa za mihodina atsy sy eroa fialantsirika no betsaka!!!!

andrywui:

SATRIA NA ZAZAKELY 6 TAONA AZA DE AFAKA HAMALY ETO !!!!

Hoe tena iza marina moa no tena olan'ity firenena malagasy ity rey olona ..?? iza ??

aleo samy hamaly amin'ny fo tsy miangatra isika fa ze tena marina amaliana azy e

IZA NO TENA MAMPIKATSO SY OLAN'ITY FIRENENA MALAGASY ITY ?


valiny I NENY Rakotonindrainy


34. vahiny2004 ( 09/08/2013 14:59)
voromailala:

Misy fahamarinana ny zavatra voalazanareo etsy ambony.
Hoy Rado izay hoe "ho tafita isika malagasy rehefa amin'ny teny malagasy ny zavatra rehetra".

Milay mahaleo tena tanteraka isika, ny vahaolana hitako izany dia miala tanteraka amin'ny BM, FMI,.... haverina ny trosa. Ny vahoaka malagasy no mahantra fa tsy ny firenena, raha ny harenantsika ambanin'ny tany fotsiny dia efa mahaverina ny trosa sy ampy hampandrosoana ny firenena.

Jereo Japan, niaraka nahaleo tena tamintsika nefa jereo aiza izy zao?


Mba lazao ary hoe ahoana no atao ?

35. Nehemiah ( 09/08/2013 15:15)
Tiako marihina fa ny fandriana @ teny zapôney dia "beddo" (bed) ihany, ny bus @ teny zapôney dia "basu" (bus) ihany, ny sôsy sakay dia "supaishi" (spicy) ihany, sns
36. xhavier ( 10/08/2013 14:39)
Za manokana aloha de tsy mazoto loatra ny miala izy telo aleo ny gasy no isafidy, fa maninona moa ry andrywui no voatery tsy maintsy hanaiky zay lazain-dry zareo f'angaha moa isika tsy hoe mahaleotena sady manana ny fiandrianampirenentsika isika raha izay manko de zanatany isika raha izay tian-dry zareo no atao eto ary lay prezidan mintsy no vongandita tsy misy ilana azy.

andrywui:

Dreamlover14 , voromailala___)) oadray ...fa iza no nilaza mo fa ho zanatany frantsay foana koa mo isika raha miala teo izy telo reo ee (zay fotsiny alo no critere itan'izao ttlo zao) hoe miala teo izy telo reo NENY , Rajoelina ? RATSIRAKA de arahana zay . enao ve afaka milaza fa raha iPatrick Ramiaramanana na Rado Rafalimanana na Voninahitsy jean eugene ohatra no ho lany eo de tsy maintsy oe zanatany frantsay foana i M/car ??
mbola ankamantatra tsy hainao tsy haintsika zany fa AZA AODIKODINA LE RESKA tiako hambara ry zareo a , zao le izy : MIALA izy telo ireo ( bresil sy espagne ozy le akama atsy) de aleo hidiran'ny Barea !! inona mo no olana ? nga de tsy maintsy ho NENY ihany no mpitondra eo vao ho afapo ny Zanak'i dada ?? fa raha olona hafa zany no ho lany eo de hanao fampihorohoroana sy hanakorotana firenena foana hianareo oe tsy maintsy neny ihany ! neny ihany !!

rehefa hita fa tsy mety , ary tena tsy mety mihitsy le hiklatsahandry zareo TELO ireo surtout i NENY dia tokony miala ampahendrena misintona ny taratasy , ny Malagasy anie mahari-pery e !! Rajoelina zao efa nadio eran'izao ttlo izao fa ok d'accord ozy fa tsy maninnn fa miara-miala daholo zany zahay TELO , fa mbola misy manao loup garou ihany ao !! ...
37. xhavier ( 10/08/2013 15:57)
matahotra nga ianareo ry andrywui te hanao aminy ka! ary io tsy maintsy ho avy na ela na ho haingana nba ny zanany na ny rainy samy hanenjika ny andry daholo ka de miomana:Ratsiraka rava fanana sady nigadra 40 taona no voaraoka tany andafy, Ravalo rava fananana sady migardra mandrapahafatiny no voaraoka tany andafy koa, zay fahatelo zany rava fananana sady tsy hay zay tohiny ary mba tohizo hoe sao de mba maty manko no tohiny
andrywui:

Raha tsy nivadika i DADA de tsy nivadika ko i Rajoelina

mazava be anie le kilalao politika maloto malagasy fa fifamaliana faty foana no atao sy misy ee !!marina izany !!
ka raiso amin'ny fo tsy miangatra hoe le adversaire nao ndray no ho tafakatra eo !! de mazava ho azy fa lasa mitsoaka any SUD AF misolo ny toeran'i dada any ndray i RAjoelina sy Mialy !!! aaaa tsy mety zany fa raha mienaena tsy mety hisitona eo i neny de eo ko Rajoelina fa raha miala de miaramiala !!! hamono tena ?? kilalao politika maloto ty !!...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0696