AZA BE LOHA MOA NENY A POTSITRA EO ANE E

1. andrywui ( 25/07/2013 21:36)
maninona ary ry neny rehefa mba nilaza ny UI sy ny sadec retra fa tsy masaka ny hilatsahanao de maninona raha mba mahay manaiky ary e ? sa ve le gidragidra foana ry neny no mety e ,, tsy miteny andratsiraka aho satria rehefa miala i neny io de manaraka oazy i ratsiraka , i Rajoelina moa de efa nanaily eran'izao ttlo izao fa de hiala izy ! NENY ZANY NO OLAN'ITY FIRENENAY ITY
,, ndao moa fa ho poretin'ny olona eo ane ho afajaza eo fa ....





https://www.youtube.com/watch?v=-Ifm0OlNDL0
novalian'i andrywui ny 31/07/2013 12:45
2. moi ( 26/07/2013 06:08)
hozy Neny :
"tadiavin'ty hanao kely loha za zany ? inn ihany zany ho ataoko e ?"
3. Dreamlover14 ( 26/07/2013 11:57)
i Politika angaha matahotra ny hahalany an'i Neny eh ? Ngah moa tsy efa resy i Neny t@ 2009 ka tsy hitako izay atahoranareo ny hilatsahan'i Neny. Ngah moa tsy hala-bato no nahalany ny vadiny t@ 2007 fa efa tsy tian'ny malagasy intsony izy ka tsy ho lany ho filoha eo intsony ?

Aiza re izany eh ? sa ianareo no matahotra ny hahitan'ny besinimaro ny magouilles nataon'ireo mpandrava efa t@ 2009 ka mody hoe "Aza be loha moa Neny eo ?"

Samia ho velon'aina hahita ny tohin'ny tantàra eh
4. ialahy ( 26/07/2013 14:43)
tsara sy mety amintsika dia tsy misy milatsaka na i Lalao na Ratsiraka na i Andry, izay ihany no tena solution eo. Fa raha mbola ireo no eo dia anampio ny lavaka aminy fehikibo
5. andrywui ( 27/07/2013 18:30)

ialahy:

tsara sy mety amintsika dia tsy misy milatsaka na i Lalao na Ratsiraka na i Andry, izay ihany no tena solution eo. Fa raha mbola ireo no eo dia anampio ny lavaka aminy fehikibo

ialahy __)) ka tena izay teninao izay mihitsy ane no tokony ho izy raha tena olokendry ireto zanaka , vadin'i dad ireto ee innn iany ary ty lohabe ty sa ve mahazaka dona e ??
miala daholo nareo telo zany !! zay no nifanarahan'ny rehetra !! tsisy olana nanaiky rajoelina , i ratsiraka ko mety hijokojoko iala mora eo fa tsisy de famaliana be loatra izy ,, fa ity i neny ry leretsy no de tena mazandoha ke ,, nefa ane de vavy kely fanaka malemy kely fa de lou garou fotsiny ee hohohohoh
miala neny teo , miala fa ataon'ny olona afajaza eo any !....
6. moi ( 29/07/2013 06:44)
avelao hilatsaka daholo izay te e, fa efa hoe aza mifidy amin'izy telo fotsiny hoa !
Tsotra be ny vaha olana amin'ny krizy, ary efa tsy any amin'ny kandida ny vaha olana fa any aminao mpifidy ! mbola handatsa-bato ho azy ireo ihany ve nefa efa fantatra izao fa tsy hisy reconnaissances ?
Za klo mino surprise amin'io fifidianana io e ! mody voizina be izy telo mba tsy ho re ny hafa, nefa raha amin'izy telo no lany, fifaliana tsisy hoatr'izany ny an'ny vahiny !
7. Dreamlover14 ( 30/07/2013 05:57)
Avelao hilatsaka izy 3 dia aza fidina fotsiny izy eh ! @ izay milamina isika. sa ianareo minoritaire indray no te hampanjaka ny fisainanareo ? Maneke ary aloha fa minoritaore ianareo ka tsy hahatanty ny triomphe an'i Lalao Ravalomanana sy Andry rajoelina.

Nareo ange ôtran'ny hoe manao mondial Foot de efa hita fa favori i brésil sy espagne de tenenina hoe aleo tsy avela hilalao @ phase final i Brésil sy Espagne de mba tafakatra final i ny Barea.

Tsy madio amiko izany fisainana izany.
8. andrywui ( 30/07/2013 09:31)
Dreamlover14 ____ka i Bresil sy Espagne tamn match teo alou nanapaka tongotra adversaire 5 gratos en plus namely totohondry mpitsara ko ..... ovay carte vert ihany le carte rouge n'i bresil sy espagne ???
9. andrywui ( 30/07/2013 09:35)
rehefa ozy ny UI sy ny UA UE SADEC sns ..oe tsy mety aminareo telo reo mihitsy ny milatsaka de mazava izay ,,tsy mahavita tena zany i M/car raha tsy miankina amn ivelany , resaka no betsaka ! tsy maintsy manaiky ze sosokevitra na hevitra tapaka farany avy any ivelany isika ...sady tsy sosokevitra ratsy anei fa tsara le izy eee
MIALA I RAJOELINA OK ! LALAO RAKOTONIRAINY ok ! RATSIRAKA ok de milamina ny fdifidianana ,, azo ny famantsiambola ,, miverina ny AGOA ,,miverina ny mpamatsy vola iraisampirenena !! de mbola inn iany ?? OLONA IRAY VE NO HAMPANDOHALIKA ATSIKA MALAGASY REHETRA OTRIZAO ?
10. moi ( 30/07/2013 10:14)
madio ve ny fisainana hoe amin'ny favori ihany fidiana, nefa efa fantatra mialoha ny vokany ?
Tsy hoe tsy fitiavana azy telo ange no tsy hifidianana azy e, ary tsy resaka tombatombana tiana ho porofoina izy ity hoe tian'ny olona ireo. Fa ny maha lanin'ny olona azy mihitsy no olana.
Satria efa nivoaka ampahany ny valim-pifidianana
hoe raha amin'ireo no lany dia ... ahoana moa !!!!
Zany ve dia mbola idirana ihany ?
Zay no ilazako hoe any amin'ny mpifidy no misaina. Ianareo mbola mifidy amin'izy telo no tena manalava krizy eto !
11. andrywui ( 30/07/2013 21:57)
raha mba nanaiky niala mora zao i neny de otrzay efa mba vita ny fifidianana 24 juillet !! i neny anie no fototr'izao olana mianjady amn vahoaka 20.000.000 zao ee tsary mety miala izy de nidongy koa iretsy lahy be roa iretsy oe refa tsy miala eo le kalavavy de anay koa hamotoka tsary hietsika eto de io izy io
12. hery ( 30/07/2013 23:46)
Ka i Neny anie, hoy ianareo tsy misy mpitia e, tsy ho lany akory. Koa maninona na asiana fifidianana any dia izay lany eo no lany? Raha toa hendry i Rajoelina fa tsy tahaka an'i Lalao dia tokony tsy milatsaka izy.

Tokony tsy hisakana fifidianana mihitsy ny filatsahan'i neny izay tsisy mpitia akory :-)
13. moi ( 31/07/2013 05:05)
Misy milaza fa raha atambatra ny isan-jaton'izy telo mianaka dia 80%, fa ny ambiny no an'ny kandida hafa.
Fa mahasoa ve ny hevitrareo majoritaire ary mbola tsara tohanana ve ?
Tena any amin'ilay hoe be mpitia izy telo ho'a no olana, raha tsy hoe ho foana io valim-pifidianana ampahany efa nivoaka io.

Ry mpifidy misaina, tsy démonstration de force intsony no ilaina, fa fijerena ny ho avy !
14. Dreamlover14 ( 31/07/2013 05:55)
Fa angaha isika Malagasy tsy mba manana fomba fijery mihitsy fa tsy maintsy manaiky izay lazain'ny communauté internationale eh ? fa angaha ny SADC sy ny UE ary ny UA no hiaina ny fiainan'ny Malagasy ? Ny fonctionnaire @ ireo communauté internationale ireo aza mikarama avo zato heny @ SMIG n'ny malagasy. Tsy ireo mihitsy no hikaroka izay hampanakarena antsika fa isika malagasy irery ihany. Ny zavatra tadiaviny dia ny hahafahany miasa, mampiasa vola, mampanakarena azy eto @ alalan'ny zone franche izay tsy mitondra harena firy ho an'ny malagasy afa-tsy ny hoe fananana asa, kanefa @ karama ohatrinona ?

Aiza ilay "Hambom-pom-pirenena sy fitiavan-tanindrazana" vao nodradradradraina telo taona lasa izay ? Aiza ilay hery nandrodanana 4 taona lasa izay ? angaha iny hery nandrodanana iny efa lany ka tsy mahavia manarina itsony ?

Rehefa resy lahatra isika malagasy fa tsy mamely Rajoelina sy Ratsiraka ary Lalao Ravalomanana dia aza fidiana fotsiny izy eh. @izay izy mangina fa aza sakanana tsy hilatsaka. matoa ianareo mitabataba eto dia mbola matahotra ianareo fa mbola be nyh mpanohana an'ireo candidats telo ireo.
15. andrywui ( 31/07/2013 10:10)
Dreamlover14 ___) mba tsy hampitarazoka ela anle krizy sy le tetezamitatra anie no nanesorana anizy telo ireo ee , tsy olana amnay zany fa miala zahay !! fa aleo samy manaiky izay voalaza daholo fa tsisy tsindrian'ila ka ny sasany manoko eo ihany ,
- tadidio koa fa isika de tsy ahaleo tena velively fa resaka tiana hatao no betsaka , tsy maintsy miakindoha amn frantsa ihany isika e , na i Ravalo mody nialaala bala tam frantsa ireny aza anie mbola misolelaka sy manao oui msie ihany refa eo vazah eee ! mbola ho ela zany ,,trandrao ny harena , amidio ny bois de roses ,trandrao ny saphir , rubis ametiste ,emeraude retraretra ao ambanin'ny tany ao de hita eo izy avy eo ,, fa izao aloha tsy maints meeouuuu meouuuu meooouu
16. Dreamlover14 ( 31/07/2013 10:51)
Raha ny tanjaky ny firenena malagasy t@ 2008 dia efa kely sisa isika dia afaka niala t@ fiankinan-doha t@ firenena lehibe (France, USA, etc...) saingy niniana nadaboka ny malagasy satria nisokatra t@ firenena maro izay vonona hiara hiasa eto. Mba valio aho hoe iza no tao ambadik'ireny pression nahatonga ny filohantsika nandositra ireny ? Taiza i Andry rajoelina t@ faran'ny taona 2008 no nanao vacances (hono) ? nefa nanomana ny paik'ady rehetra handrodanana teto amintsika. efa fantatr'ingahy ravlomanana ny eritreri-dratsin'ny frantsay t@ nandefasany an'i Gildas le Lidec ho ambasadaoro teto ka nahatonga an'io ambasadaoro io tsy hahao audience t@ filoha mihitsy. Izay tany nalehany dia niady an-trano daholo ary nandrava fanjakana mihitsy.

Na mbola niankin-doha t@ france aza i madagasikara tamin'izany dia afaka niala tsikelikely satria nisy mpampiasa vola hafa afaka nifaninana teto amintsika ka nampiakatra ny harinkarentsika. saingy ny frantsay no tsy mahazaka fifaninanana ka iny nandrava sy nampiady antrano iny.

Jereo fotsiny ny nosy maurice fa feno orinasa vahiny tsy ankifidy miasa ao dia nisondrotra avo ny toekareny. Ny malagasy dia mbola mitady hogejain'ny frantsay eto ihany.

Mba sokafy ny maso ry andrywui ah !!! fantatro enao fa mahira-tsaina ka izany no anoroako anao ny tsara tokony harahina
17. andrywui ( 31/07/2013 12:32)
hihihi ...mahiratsaina ve de mbola ahiratra ihany ny maso !!? bizarre

tsy miteny ny frantsa irery aho fa ny lazainareo manko de safobemantsina oe "IALANA NY VAHINY" fa trandraho ny harena !! tonga de tsy possible mihitsy zany oa ,,iala amin'ny banky mondialy sy fmi zany ? hiala amin fiombonambe afrikann sy ny famatsiambola eropeann ?? raha mba tsara tantana moa le haretsika gasy ka naninnn !!! fa tamin'ny dada nitondra teo anie ka nasiana piké ana miaramila tao analalava tao (toerana nisy harena be) de nobodoiny sy nalainy ho azy irery !! raha izany oe trandrahana ny harena zany no tanteraka eto de ho faritan'ny sasany hatramnio ilakaka io de tsy misy mahazo mahazo manao yaourt fait maison ko mo etsy andaniny ny fromage kolo sy tsiron'ankaratra sy ry manitra mo de quatra'mi no niafarandry lerony nefa mpanao fromage fagolantany hatramn dadaben dadabeny !! ka ra io hevitrareo hitrandraka io zany oa no tanteraka eo de sur mintsy aho dans 3ans fa Ravalo hividy ILES 5000ha mou elah mahandro ravi-manga (ravi-manga fa tsy ravibomanga a )
efa niainana teto zany ry zareo fa ririnindasa tsy tsaroana mo !!! taiza ko nisy anzany harinkarena faobe niakatra tamn 2008 zany ry dream ?? mba alefaso eo kely oe le lien azafady mbo hojereko oe
18. andrywui ( 31/07/2013 12:42)
sa ity mba rediredin'i IVOHASINA ty no itanao ??......


http://www.madagascar-tribune.com/8-de-taux-de-croissance-pour-2008,4069.html


http://www.madagascar-tribune.com/8-de-taux-de-croissance-pour-2008,4069.html
19. andrywui ( 31/07/2013 12:45)

MINISTRA MILA DOKA SY PITATY RAKENA NO NANAO ANIO TOMPOKO !!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0276