neny mifofotra mivarotra aina mintsy ....

1. andrywui ( 05/06/2013 07:43)
Moa izy ao à Sud Aff misolosolo sipa lava nono tsy ankijann ,,very toerana eo neny fa modia a tanana efa zatra mitsotra io
novalian'i andrywui ny 06/06/2013 19:30
2. andrywui ( 05/06/2013 07:44)
Merci paparajiiii à hon hon hon hon
3. hery ( 05/06/2013 08:51)
Faly aho tena faly fa hifidy an'i Neny hatramin'i andrywui
4. nilex ( 05/06/2013 12:36)
efa tsy hiandry wiwi intsony izay ho resahina ka mirediredy fotsiny eto
5. nilex ( 05/06/2013 12:37)
efa tsy hitandry wiwi intsony izay ho resahina ka mirediredy fotsiny eto
6. pisoonja ( 05/06/2013 12:43)
asio otran'izao ihany ry wiwi a , mba hanalana azy @ ity resaka mampe an'ny mpanao politika ity ko , tohizo wiwi a , milay a
7. andrywui ( 05/06/2013 21:58)
ny tsy tiako anie ry neny de ity hianao manao sorona amin'ny ainao ity e sao de :
lasa :NY ALIKA AVOTRA FA ENAO FEFIKA no ratsy ,miandry mahazo fotsiny ao Sud Aff ao dada de enao no ataony sorona tsssssh
8. andrywui ( 05/06/2013 22:13)


hon hon hon hon nntsOOOO dada eee
9. locl ( 06/06/2013 18:10)
Ka inona no mou no olanao ry Wui na nampiaktra ny alika aza izy. Ny fahafatarako dia mialona ilay alika hianao satria samy alika ihany ka nahoana no izy tafakatra fa hianao mikatremo
10. andrywui ( 06/06/2013 19:30)
ah locl !! zah kosa tsy milaza mitsy oe alika i dada a !! nonn fa ohatra fotsiny io nataoko io ,, fa i locl zao no niteny anzay teo !! ohatra fotsiny amle i neny mivarotra aina aty m/car io nefa i dada miandry baolina maty fotsiny de hibehabehana eo no nataoko !!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2695