vaky ny ady eo @ beriziky sy andry
1. milamm
(
30/05/2013 12:14)
savorovo sy korontana no miseho eo @ ireo andrimpanjakana roa lehibe ankehitriny, raha araky ny lalampanorenana voarakitry ny tondrozotra 2011 nosniaviny reo mpandray anjara fa hiala ny andraikiny @ maha filohany tetezamita azy ny kandida rajoel nefa nivadika ny teny sy ny sonia nataony. Ny filohany governemanta no mandray ny fahefana feno @ fitantanana ny toedraharaha ankapobeny eto @ firenena taorinany 24 mai teo, nanao fivoriana maika tsy arapotoana ny filankevitry ny ministra, foloalindahy sy tafika beriziky omaly anamafisany ny fahefana mibaiko sy fiarovana ny fahandriampahalemana ao anaty fotoana maha banga ny toerany filohany tetezamita. Midika izany fa tsy mandray baiko mivantana eny ambohitsirohitra intsony izy zay efa tsy manakery intsony, ny filoha mpitarika ny cst moa dia i mamy Rakotoarivelo no isolo an'i dolin @ famindrampahefana natao izao maraina tetsy anosy. Hosoka sy fandrebirebena tanteraka ny filazan'ireo ffm, ces sy hcc izay iray ihany no filohany michel rajaonarivony nanao sonia ny famindrampahefana @ lavanify tetsy atanimena ny 2009
novalian'i milamm ny 02/06/2013 09:34
2. nilex
(
30/05/2013 13:02)
Ohatry ny hoe nanaratsy foana hatramin'izay raha niteny momba ireto mpitondra ny tetezamita ireto fa ankehitriny dia hita mibaribary fa olona adala sy tia fahefana fotsiny ireo.Mamy be ilay seza ka tena hifikirana mafy dia mafy.Ny mahatonga an'io dia tsotra fotsiny,io no tonga amin'ilay fitenenana hoe "aleo enjehin'ny omby masiaka toy izy enjehin'ny heritreritra".Mahana amin'ny ratsy nataony ireo ka matahotra ny ho aviny ka manjary manaonao foana .
3. milamm
(
31/05/2013 00:48)
marina de marina raha mandalo kely aty antanana nge de mahalala fa tsy misy intsony ny sahy mankalaza an'i lavanify raha eto tana ny tsy fantatry ny mpisolelaka an'i lavanify zay efa kandida sisa ho filohampirenena fa manao amboletra dia izy no niteny sy nanao sonia fa iala ny ankoatran'izay na ny iraky ny sadeky aza efa nanirahany olombitsy hanompa sy handroaka azy ireo (efa lera tsy maha filohany tetezamita azy tsony ngamba ka matahotra) fihetsika diso fotoana , ihevitra amoaka hitsivolana indray anafoanana ny governemant tarihiny beriziky fahefana avy aiza?????
fanonganampanjaka indray manomboka eto raha tsy mametra-pialana, efa tahotra daoly reny fanairana omaly maraina ny tobiny zandarmaria hiaro @ mety ho fanafihana (avy @ iza?), efa naloan' ny rehetra nampijaliany fat ny zanak'i gasikara miaina eto, faty mikararana tsy miato hatr@ alatsinainy mainty sy ambohitsorohitra ministra amperin'asa, jeneraly, fanagadrana, fahaverezana asa mamelona vava homana marobe, fiakarany vidimpiainana mapandady ny madinika, fitomboany zaza nandao sy tsy miditra antsekoly, fahasalamana sns, fanondranana antsokosoko ny harempirenena, fanidiana seraserambaovao rehetra

4. nilex
(
31/05/2013 05:38)
izaho aloha tena manome rariny an'i Beriziky satria raha ny ara-dalana dia efa tsy filoha intsony rajoelina ankehitriny fa tokony efa niala.Tsy mbola voalaza mazava mantsy eto fa hahembotra tokoa ny fifidianana noho izany dia tsy manara-dalàna izy ka mendrika azy ny tsy hajaina.Ianao mpitondra tokony hanome ohatra indray ve no mampihomehy eo dia ho aiza ity firenena ity izany.