refa mba oe mbelà teo de mingà teo e

1. andrywui ( 24/05/2013 09:24)
Efa miteny daholo ny oul oe mijanona i Rajoelina , Ratsiraka , Lalao Ra8 de inn no niseho ???
Nanaiky hiala i Rajoelina ra tena tsy miova ny datipifidianana sady ho fitsinjovana anle krizy mitrainn be loatra ozy ...
Fa aona ozy Ratsiraka sy Lalao Ra8 ?? Aleo hifamono sy hisy faty oul fa zahay tsy hosintona zany e n'y adalanareo gasy no teahantra ozy ka zah no tsy hilatsaka ....
novalian'i endriny ny 29/05/2013 14:07
2. hery ( 24/05/2013 09:39)
Manoeuvres politiques-ndRajoelina daholo io e. Na milatsaka aza Rajoelina dia fantany fa tsy ho lany, tsy tiany hilatsaka Lalao satria tonga dia lany dia aleony gafiana satria mety ho gravy be ny avenir-ny... dia aleo atao lavalava eto ny tetezamita.

Fa tsy maintsy misy farany ihany io ka. Raha izaho izy izao dia efa mitsoaka satria dia mety tsy afaka hitsoaka intsony rehefa avy eo an.
3. endriny ( 24/05/2013 19:12)
Aiza koa no misy Amiraly ampanantsoina Jeneraly dia hanaiky. Eo amin'ny laharana fotsiny dia anjaran'ny jeneraly no manantona ny Amiraly. Ka rehefa tsy hanantona ry zareo avelao eo... Dia ho hita eo ange e... Fa izao aloha efa hita hoe tsy mandeha dia miantso miaramila frantsay mihintsy hanampy... ahahahah
4. andrywui ( 25/05/2013 04:28)

endriny:

Aiza koa no misy Amiraly ampanantsoina Jeneraly dia hanaiky. Eo amin'ny laharana fotsiny dia anjaran'ny jeneraly no manantona ny Amiraly. Ka rehefa tsy hanantona ry zareo avelao eo... Dia ho hita eo ange e... Fa izao aloha efa hita hoe tsy mandeha dia miantso miaramila frantsay mihintsy hanampy... ahahahah


Ah bon ry endriny !!! Hay ve lasa Amiraly tampoka teo ko ty Lalao Rakotonirainy e , mahagaga ndray zany , alao fa oavy any Imerikasinina any i Jeneraly e
5. Miharena ( 27/05/2013 16:41)
Raha dinihina anie dia tsy krizy ny firenena fa resaka fotsiny io e !

Ny krizy dia ny rafitra tian'ny iraisam-pirenena apetraka izay akorontan'ny tranga eto an-toerana. Ny an-dry zalahy izany no rava fa ny eto tsy mihontsina amin'izany.

Miasa, mamboly dia mihinana. Dia izay no mahafaka antsika fa tsy mijery ireo mitady hitsetsitra ny firenena amin'ny rafitra tiana apetraka efa fantatra fa tsy mahomby hamoaka ny Malagasy eo amin'ny fihenan'ny lanjam-bolany sy ny fidirambolan'ny tsirairay ary indrindra ny fanalafosan'ny vidim-piainana fanahy iniana.
6. endriny ( 29/05/2013 14:07)

andrywui:


endriny:

Aiza koa no misy Amiraly ampanantsoina Jeneraly dia hanaiky. Eo amin'ny laharana fotsiny dia anjaran'ny jeneraly no manantona ny Amiraly. Ka rehefa tsy hanantona ry zareo avelao eo... Dia ho hita eo ange e... Fa izao aloha efa hita hoe tsy mandeha dia miantso miaramila frantsay mihintsy hanampy... ahahahah


Ah bon ry endriny !!! Hay ve lasa Amiraly tampoka teo ko ty Lalao Rakotonirainy e , mahagaga ndray zany , alao fa oavy any Imerikasinina any i Jeneraly e


Izany havendranana re rey olona e... President Ratsiraka ve tsy amiraly e? Inona no idiran'i Lalao amin'ny grady miaramila... Jery vilana be Mahatsiravina
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0832