nodimandry ny pasitera Andriamanjato teo @ faha 83 taonany
1. milamm
(
16/05/2013 21:11)
http://www.tananews.com/asides/deces-du-pasteur-richard-andriamanjato-ce-soir-a-paris/
novalian'i sitlo ny 31/05/2013 20:32
2. andrywui
(
16/05/2013 21:24)
zany ramilamm !!??
tena mampalaelo zany rangah ty !!
dia mirary fiononana feno ho an'ny fianakaviana Andriamanjato zany e !!!
ary sao alou de vaovao mbola tsy mitombona lety ramlamm ka afabaraka eto tsika !!
lisany mpiondana reto manko ndraindray vaovao mbola vao honohono defa itsofanlisany anjombona

3. milamm
(
16/05/2013 21:32)
ny nanoratra io rohy io ngamba no tsara anotaniany wui satria izay no nandefasako azy io na koa mandrasa de aheno @ reo matoambaovao hafa
4. andrywui
(
16/05/2013 22:56)
efa confirmé mlamm faza mataoatra kiana tsony a ,, ok e merci amn toi
de mbola mamerina ny fampiononana feno ho an'ny fianakaviana izany e !!!
de mbola mamerina ny fampiononana feno ho an'ny fianakaviana izany e !!!
5. andrywui
(
16/05/2013 23:00)
azafady mlamm fa efa leo anle kilaingalainga ataon'i dada matetika ty ah manko defa leomboananana e le oe aza mataoatra fa tsy maintsy mody any madagascar ah amzao e teniko zay !! (innn no teo ??) de oe tsy manao fifidianana zany tsika raha tsy tonga any aho ee(innn no teo koa ?) de oe esssy na hisy inn na hisy inn de amzao ah tsy maintsy tsy maintsy mody (de mbola innn ko no teo) de neveriko oe manao otrzany ko ramlamm kay i malamm bandy milay be kouu ok lesss akama aa merci amle vaovao be rapide be aa
6. milamm
(
16/05/2013 23:25)
eny ary alaivo milamm ihany ny fiainana ka aza afangaro ny akoho sy vorona tsisy resaka dada teto fa mamorona lohahevitra hafa momba zany, sa ny valala mananibohitra mandripaka ny voly koa de nalefan'i Atoa Ravalomanana avy any aby afrika tsimo, faharoa nisy havany wui ve efa niondanako no be rediredy eto toi no sady malahelo? raha ny fitadidiko tsisy... farany toa mihamiverina zazakely mintsiny ny sainy toi ka asa na aretina miveritsaina zany rehefa lehibe ny olona na in fa mizaha dokotera
7. andrywui
(
17/05/2013 00:02)
huhu alzeimera less ny anaranreny aretina miverintsaina very loha ireny a ,, fa za oul mitadidy be ty ve hiverna oaiza ary ny saiko kleee , ok ok
fa ny blem anlah ane mlam de le miteniteny foanamahamenatr'oul eto matetika e , misy zavatra ts loabody resahanlah nefa zavatra tsisy akory ,,!! lazainlah fa vahoaka be alikisa eo amn magro nefa ny oul rehetra maita oe efa zara raha misy sisa eo !! fa mba isy anio ney io zao vao mba niiratriratra kely ,, faharoa , ny hevitra avoaka mba ataovy exacte farafaharatsiny voaporofo ramlamm fa tsy milay le kozy tsisy porofo aaa

8. milamm
(
17/05/2013 01:14)
alhzeimer tko no fiantso azy voan'io ela fa manareta soa be rediredy sy miveritsaina aza ampitovina @ Mohamed Ali fa mahiratsa lavitsa be ny sainy mahery izy huhu
10. kaloy
(
17/05/2013 11:01)
dia mirary fionona e!!!!!!!!!!!!!!!!
tsy maintsy ho any avokoa enie isika e!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!
fa ny tena nahatsiarovako azy iny dia izy malama vava; be loatra ny kobaka ambavany; ny affaire flamco................
tsarovy ny farany zalahy a!!!!!!!!!!!!!!!!!

12. mirananirina
(
17/05/2013 12:00)
Maty ny andrarezina politika izany. Very olomanga ny firenena :D
14. milamm
(
17/05/2013 19:30)
ahoana njay ty snoopy D ty? mankalaza v sa in sao de tsy mety zany mifaly @ fahoriany sasany zany
15. sitlo
(
18/05/2013 08:05)
Ts lety e!
Izay lay lazaiko hoe aza manaiky ampiesonin'ny fivavahana amin'ny fahotana momba ny fihetseham-po.
Firy ny olona maty namporisihin'i Andriamanjato Richard teny Iavoloha. Flottement sns. FF 20 ariary lasa 200 ariary
Dia avy eo izy nilaza fa havendranan'ireo olona ireo no nahafaty azy sy nisatroka penjy.
Ankoatra izany, izy tenany, pasitera, no nitehaka fa Kzy no kristy ary France sy Madagasikara no Jerosalema.
Mazotoa any amin'ny fiainan-tsy hita fa ny eto an-tany aloha dia efa tsy mirevy anao.

16. andrywui
(
18/05/2013 18:16)
sitlo:

kiiii.. tena pansavy lety le !! oul efa lasa razana ve less de mbola opaopainlah eto iany le !!zao mintsy no tsy hirevenoul ny toetranireto zanak'alika reto ..ayy azafady zanak'i dada manko ireto ,, devolivoly fisaina ozy razama zay tsssshh tsy mamango elah valilahy aa
18. andrywui
(
18/05/2013 18:41)
na de oe le oul efa maty aza ve lesy ry le sitlo de na de fanajana amin'ny mahaefa razana azy aza tsisy amlah , sady zay ray amandreny be iny no nodimandry !! olona ve elah ty sa kivah e ? letiee ..innn no ratsy be vitan'i Pasteur nohon'ny vitan'ny dadanlah ?? fa nenlah noho ny maha Protestante azy (moa elah katolika) no hanopanopainlah azy !!zah ko anie ry lery tsy zazakely e !! arako ny paikanlah !! mba misaina ry stà a ...
20. andrywui
(
18/05/2013 18:46)
ary raha mba i pape nareo iny mou no mba opaopain'ny olona de aona mbola mbonaika iany ko ve elah ? tena tsy napoiziko ambany fisainana otrzao less elah ty letiee ,, na de amin'ny resaka fanajana ray amandreny be en plus pasteur ve lesy de hanivaivanlah anle olona sy hanozonanlah anle olona le ...
o lty ra stilo a ,,tena diso miainga loatra elah bainn a ,avadibadiho impitopolo io lela io vao mitsaona ,,
o lty ra stilo a ,,tena diso miainga loatra elah bainn a ,avadibadiho impitopolo io lela io vao mitsaona ,,