nodimandry ny pasitera Andriamanjato teo @ faha 83 taonany
21. andrywui
(
18/05/2013 18:52)
iza ko mou no hanaiky ho monopolize nlah amn kato eto e ,,
samy miainga amze vinaniny eo stĂ a
samy miainga amze vinaniny eo stĂ a
22. sitlo
(
18/05/2013 19:12)
hahaha, faly ry wiwi fa mba afaka mimenimenina kely.
Atsangano amin'ny maty ry Kzy fa izy sy ireo printsy ange mba nitehaka mafy ery taminao nilaza hoe Jesosy fosika fa ianao no tena Kristy e.
Atsangano amin'ny maty ry Kzy fa izy sy ireo printsy ange mba nitehaka mafy ery taminao nilaza hoe Jesosy fosika fa ianao no tena Kristy e.
23. milamm
(
20/05/2013 15:20)
tsy fanao zany manenjika maty zany ry akama a, marina fa tsy ho adinony rehetra ny ratsy vitany sy ratsy rahonana nefa tsy mety zany marina ny an'i wui teto
24. sitlo
(
20/05/2013 16:54)
Inona moa ilay hoe manenjika ny maty?
Inona no iraharahiany an'izany? Ny taranany mbola eo koa maty ahoana izy? Sa rehefa maty izy dia adinoina daholo ny nataony fa izay mampatsiahy izany dia manenjika ny maty?
Inona no iraharahiany an'izany? Ny taranany mbola eo koa maty ahoana izy? Sa rehefa maty izy dia adinoina daholo ny nataony fa izay mampatsiahy izany dia manenjika ny maty?
25. endriny
(
20/05/2013 17:15)
Marina ny anao ry sitlo, fa Andriamanitra aza manenjika mandrakizay izay nanao ratsy a. Sazy mandrakizay any amin'ny afobe...
tain'omby mivadika dia lasa volamena?
tain'omby mivadika dia lasa volamena?
26. andrywui
(
20/05/2013 22:59)
sitlo = endriny ihany !! hahahaha zah ane bainn mahita PS sy IP anoul ee
o rastilo a alefaso ny teny fampiononana ho an'ny fianakaviana ry bai,nn faza manao lohalohana pansavy eto a !! huhuhuh
o rastilo a alefaso ny teny fampiononana ho an'ny fianakaviana ry bai,nn faza manao lohalohana pansavy eto a !! huhuhuh
27. milamm
(
21/05/2013 00:20)
ny oe manenjika de ato afara manatratra ny eo aloha, ny maty de eo aloha foana satria mialoha lalana ireo aoriana. Fery vao izy ty tsy ireo laza ratsy ihany samy manana an'io ny rehetra fa nanana ny toerany teo @ fiarahamonina Malagasy sy ny tontolony politika izy zvdehibe @tsika fomba malagasy fanajana ireo izay efa niampita ty tany fandalovana ity tsy midika mivavaka ka asa raha azontoi ny antony tsy mahapety izany, asa oe faly ve sitlo @ fahafatesany sa mampatsiahy hadisoan'olona zay efa tsy eo intsony zay mapatonga ahy mampatsiahy oe tsy fomba izany msaotsa nihaino
28. endriny
(
21/05/2013 05:25)
ary tsy hendry kay ny Malagasy milaza hoe mpamosavy milevina amoron-dalana ka mahatantesa valin-kitsaka.
29. mirananirina
(
21/05/2013 10:15)
Hafa marina io fa any amitsika misy fasana atao lalana mht ,voahitsakitsaka daholo ny maty izany!!!Izany hoe mandalo ianao dia fasana havia havanana anoloana aoriana grrrr sahisahy ery taloha mandende eny
30. milamm
(
21/05/2013 13:16)
endriny hahaha asa kalo tsy ny mpamosavy ihany no mety milevina amorondalana fa mety misy olontsotra ireo ny nanao lalana na ny nanao fasana amorondalana no tokony anotaniana an'io ngambany
31. andrywui
(
21/05/2013 22:34)
mba asio condoléance iany alou ry zalah mialohan'ny hiresaka eto na de ho fanajana ilay oul nodimandry fotsiny aza !! aza manao otran rastylll ka tonga de ompa sy ozona no nanarahanlery anle fanahinle oul vao niakatra !! tena tsy mamely elah bainnn aaa
32. milamm
(
22/05/2013 22:30)
aza afangaro ny ol e efa vita nivantana zany fa tsy voatery itondra banderole oe namangy manjo e sy atao pub eto
33. andrywui
(
22/05/2013 23:37)
ka fanajana ny maty zany ramlammn a !!
hay ra efa namangy tany zany ramlammn de milay zany e ,, efa nitondra ro-patsa tany kou zany ?? mety !!!
hay ra efa namangy tany zany ramlammn de milay zany e ,, efa nitondra ro-patsa tany kou zany ?? mety !!!
35. sitlo
(
31/05/2013 20:32)
Miseho mahalala ny fomba ireny e.
Fa mba lazao ahy, inona no tokony iankohofako eo amin'ny fatin'i Andriamanjato?
Fa mba lazao ahy, inona no tokony iankohofako eo amin'ny fatin'i Andriamanjato?