rehefa tsisy mety alamina aby de aleo TOHIZANA NY TETEZAMITA E innn no z'olana ...

1. andrywui ( 15/05/2013 10:04)
Ry dada migafy fotsn avy ary sud af ary kou.aiza ka nalatsany ndray i neny nefa izy dada iany no.i neny ka mpivady kou . Ka refa zany de aza mametrapialana zany fa aleo toizana ny entana e ZAHAY MIBONOKA ELAH MAFANA k'inonn ny z'olana amzany fa refa petsa de miala
novalian'i andrywui ny 21/05/2013 22:38
2. bazylou ( 15/05/2013 22:46)
marina izany eeee

vive tgv
3. 5laody ( 16/05/2013 06:59)
k'inonn ny z'olana amzany


Leo e, noana e, tsisy asa e, tsy mandeha mianatra ny ankizy e, tsy mandry am-pahalemana e

sonia: gasy 20 000 000.
4. hery ( 16/05/2013 08:07)
lolll...

Tsy koi foana e. Tsy fantatr'i Radoumel hoe plus izy mijanona eo amin'ny tetezamita, plus miha maloto... donc ny anay ny avenir no jerena. Tsy hotsaroan'ny olona akory hoe nisy Rajoelina afaka 10 taona... raha tsy hoe amin'ny ratsy izay nataony. Ny ratsy tena nataon-dRajoelina izao dia ny mamafa ny maloton'i Ravalo. Ny olona efa mba nanomboka tsy tia Ravalo, izao manjary miha tia azy indray.
5. andrywui ( 16/05/2013 08:25)
Ka innn ary no atao ,midongy atsy.,mila vannn aroa , tsy mbola misy misokatra amndravalo zany kosa eo ry hery à rah i neny angah de mba misy taitra kely iany oe vehivavy vaovao ,nefa refa tena arahina akaiky de inn ko n'y politika hain'i neny fa de fitiavanoul fa tsy fahaizana s'y traikefa tsony izy ty ,,eee ka mbola misavoritaka b zany fa toizo alo n'y tetezamita e hita eo ndray izy amn 2015 any n'a 2017 dinihina ndray Zay fifidianana Zay , ny mi demission zany alou zao de fady fady fady ....tonga de hitsaitsaika iditra eo le sud af iny
6. bazylou ( 16/05/2013 15:08)
diso ialahy rahery.
Omeko ohatra ialahy, jereo i deba ?
Inona no ratsytsy vitann'y deba ?? firy ny olona najedany, rah atsy hiresaka hafa tsy 10 aogositra fotsiny aho ??
Firy ny fangirifiriana nataony tamin'ny gasy ??
Nefa firy taona izy no teo e?? ary impiryizy no nitondra an'i Madagasikara ??
izao izy hiverina indray .......

beuuuurrrk
7. bazylou ( 16/05/2013 15:10)
ra i kalalao aloha dia ampaha zaton'i Mialy e, tsy mahay sosialy iny fa vola ihany no ao an dohany.

beuuurrrk
8. locl ( 21/05/2013 14:56)
Avy indray basyl, tsy mahalala hafa tsy ny filahiany, f'angah misy bika na endrika aminy politika e!
Fa nataoko hoe niltsaka teo iny, 0.00015% rha nisy mpifidy, sady mbola mahatsiaro le farine tao aminy CDG
9. andrywui ( 21/05/2013 22:38)
marenn elah locl a !! elah kou ary voagadra tany oany de afapatotra de mitabataba be tsisy iresahan'ny olondehibe eto fa ndana elah miverina any alatrano any !! nenay lety mialy iany aa sady manjakely no efa mahatafita firenena aradalana iny raha nilatsaka teo ,, jereo fotsiny ny hinanany anle groupe FITIA fa mipopoka eran'ny m/car ny lazany !! aza kivy kambo neikelinay mialy fa lasa zao a ,, vao misy okazio eo de alatsakay indry !!alao kalalao efa antitra be mapme io hifandona aminy eo de hita eo izy
azafady ooooo ....hon hon hon hor hor hor
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1035