ZAY KA !! ninanenganni fa niady atrano tao aby izy mianakaby

1. andrywui ( 17/04/2013 22:35)
L'Express de Madagascar?Quotidien d'information et d'analyse?RTA MOBILE?Friends SMS 80 ar / Appel 5 ar/sec?RTA?Radio Télévision Analamanga
Magro Behoririka – Mampizara ireo?mpomba?azy?ny?fanapahan-kevi-dRavalomanana?

digg 0 Fanehoan-kevitra
Raikitra?ny?fifama-liana.?Tsy?nampitovy?hevitra?ireo?mpanara-dia?azy?ny?fanapahan-kevitra?nivoitra,?taorian’ny?fihaonan’ny?Filoha?teo?aloha,?Marc?Ravalomanana?sy?ireo?delegasiona?avy?amin’ny?ankolafy?tarihiny??tany?Afrika?Atsimo.

Voalaza?fa?misy?amin’ireo?mpomba?ny?mpanorina?ny?orinasa?Tiko,?ary?isan’ireo?mpitolona?eny?amin’ny?Magro?no?tsy?te?hahalala?afa-?tsy?ny?fampodiana?tsy?misy?hataka?andro?an’i?Marc?Ravalomanana.?Mihevitra?izy?ireo?fa?tsy?mbola?tokony?handray?anjara?amin’ny?fifidianana?izany?mihitsy?aloha?ny?ankolafy?Rava-lomanana?raha?tsy?efa?tonga?eto?an-tanindrazana?ny?mpitarika?azy?ireo.

Ankilan’izay?anefa?dia?misy?ireo?mpikatroka?izay?mihevitra?ny?hankatoa?avy?hatrany?ny?fanapahan-kevitra?noraisina?tany?Afrika?Atsimo,?ka?nisafidianan’i?Marc?Rava-lomanana?ny?vadiny,?Lalao?Ravalomanana?ho?kandidà?hisolo?toerana?azy?amin’ny?fifidianana?Filoham-pirenena.

Ny?mpitarika?ny?dele- gasionan’ny?ankolafy?Ravalomanana?dia?hita?ho?sadaikatra?ihany?raha?nanontaniana?mikasika?izay?tsy?fitovizan-kevitra?izay.?«Tsy?mbola?maha-fantatra?izany?olana?izany?aloha?ny?tenako?hatreto»,?hoy?fotsiny?ihany?izy?ninia?tsy?naneho?hevitra.

JR

EFA ZARA RAHA MISY DIMAMPOLO SISA NIHOGAHOGA TEO MAGRO TEO DE MBOLA NIFANIPAKA KOA !! DEFA VITANDRATSY ITY KA .....
novalian'i andrywui ny 19/04/2013 23:34
2. nilex ( 18/04/2013 06:38)
Koa maninona ny tgv no mihorohoro be vao hoe hilatsaka i Lalao.Izay olona 50 ve sisa no mpanohana azy.I ra8 aza moa tena atahorana mafy mihintsy nefa efa miady antrano fotsiny.Asa moa izay tena marina ko.
Ireny DG ao Ambohitsirohatra noroahina ireny.Ireo groupe des 5 tarihin'i Ravatomanga ao Ambohitsirohitra izay tsy faly amin'ny fanendrena an'i RAZAFINDRAVAHA.Ny AVI lasa nanaraka an'i Hajo daholo.I Edgard izay sady tsy membre TGV no tsy inona akory no lasa candidat TGV no mahagaga ko.Miray saina ve ny tgv amin'izany sa antoko petatoko fotsiny io fa tsy mba misy firaisan-tsaina avy eo vao mifamaly sy mifanipaka ankarona ka tsy mahalala menatra intsony.
Asa aloha izay tena marina fa aleo ny olona no hitsara e.
3. ialahy ( 18/04/2013 15:44)
o ry nilex a! raha aminy saina tsy miangatra anie no jerena dia na iza na iza nzay candidat atolotry ny TGV dia tsy ho lany mihitsy e! fa ity ataony TIM ity no mahasanganehana ihany, tsy hoe vehivavy sy inona fa le fomba fisainana mihitsy e! hoe lehilahy kanosa dia ny vady no atao sorona dia ilay vehivavy koa dia hoe raha mahasoa ny fireneko dia vonona aho..... Ravalomanana no tian'olona dia Ravalomanana, ary ny hetsika natao tao aminy Magro 4 taona zao dia ny hoe hiverenany sy ny hoe hamerina ny ara-dalana, TGV znay anie efa vita ny adidiny e! nikapoka fotsiny izy fa hoe varina loatra le rangahy iny fa tsy mba nitsinjo ny vahoaka, ary ataoko fa efa ampy zay lesona be azony zay.
4. andrywui ( 18/04/2013 15:55)
oay azafady nilex fa kay kosa efa nisy 97 hono kay n'y teo à magro le tamn zoma iny fa azafady ....fa n'y loza de mbola nisamatsamaka sy nisaratsaraka sy nitsiratsiraka koa tany sud aff tany amle fitiavatseza fa tsy mba nahay nifandefitra mankatoa ray fa manao be detety sy lougarou daolo ,vola ,seza , voninahitra aby kay no tena tao andohanizy mianakaby tao ...tsisy fanajana ani dada mitsy ....huhuhuh
5. nilex ( 19/04/2013 14:05)
ny korontan'ny tgv eran'ny tanàna sy ao ambohitsirohitra jerena dia ho menatra ho azy ianareo.
6. andrywui ( 19/04/2013 23:34)
ka ireto olona mba neverina fa olokendrin'ny MAGRO teo reny leretsy de hay ka mitafy hodinjanakondry daolo ka vao nisy rivotra kely teo amn magro de nisidina niala aby le hoditr'ondry de kay olona lavanify aby no sisa teo !!de ireo miady atrano mamenatrolona hatrany sud aff reo no niafarany ,, efa igagambahoaka ao sud aff ao ny fitiavantseza oe aleo samy iparitaka eee ,,
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5859