Izay rehetra manao ratsy dia mankahala ny fanahiny...

1. smileyah ( 19/03/2013 12:46)
Izay rehetra manao ratsy dia mankahala ny fanahiny.
novalian'i Miharena ny 20/03/2013 07:49
2. smileyah ( 20/03/2013 06:43)
Ahoana tokoa moa no hanatanterahana ny didim-pitiavana raha ny fanahinao aza tsy tianao? Koa raha tsy tianao ny fanahinao dia tsy ho tia ny an'ny hafa koa ianao.
Koa tiava ny fanahinao mba hahatanteraka ny tenin'ny Tompo amintsika.
3. Miharena ( 20/03/2013 07:49)
Ny fanahitsika tsirairay avy tokoa no sombin'AIN'Andriamanitra RAY ao anatintsika avy. Ka kolokoloina izany mba handresy. Tsy misy afa-tsy io no antom-pivelomantsika.

Miombon-kevitra tanteraka amin'ny namana aho eto e! Tiava ny fanahinao mba hahatanteraka ny tenin'ny Tompo amintsika.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0751