Be galona

1. pulm ( 15/03/2013 14:15)
Maninona mo raha ovaina hoe kianjan'ny Be Galona ny Kianjan' Ambohijatovo e! raha vao misy manao fihetsiketsehana manko eo dia ry be galona no mameno ny kianja! mirantiranty ery ny 4x4 sy ny camions double ponts! mahafinaritra ery ny mijery azy e!
Raha ohatra izao misy miteny @tv androany hoe" idina eny @kianjan'ny Be Galona izahay @Sabotsy" ny rapitso iany dia miteny ry be galona hoe: arovanay hatramin'ny farany io fa kianjanay sady tsy nahazo alalana??????????? nefa jereo ny mpangalatra isan'andro izao misesy ny vaky trano tsy hita ry ingahy Be Galona "SA IRENY NAHAZAHOANA ALALANA TANY @ZAREO DIA TSY SAHY MIATRIKA AMINY RY BE GALONA" marina ny azy satria basy avy any aminy iany ve no ampanofainy dia izy no tofirina @iny, na koa hoe izahay samy zahay ihany ve dia hifampitifitra????????????? mba mieritrereta ry be galona isany a! mbola ho tsaraina e!
novalian'i andrywui ny 21/03/2013 06:36
2. andrywui ( 16/03/2013 12:15)
hanao politikan'ny tsy tia miaramila ko lengah ty angamba raha ingah no Filoha !! de innn fa firenena tsisy miaramila !! baranahi,y !! matoa misy ny tandroka de ilaina ireny ry akama a ! fa tsy ny be galona no aratsiratsiana lava eto !! fa inn no olana ee ,,!
3. andrywui ( 16/03/2013 19:31)
io fanaovana tsinotsinn ny miaramila io ihany no nahatonga ny sasany hamorona reserviste hanohitra ny miaramila !! ...

tandroka aron'ny vozona ireny ry akama a !!!
4. nilex ( 18/03/2013 12:43)
Ka eny Ambohijatovo nge ry namana no mba afaka mizesta ry be galona e eny mantsy ny olona tsy hamaly mihintsy sady tsy misy basy.Fa raha hoe misy manafika ianao any antrano nga ireny sahy mipoitra raha tsy efa ela be aty aoriana vao mody tonga.Remenabila ary ireny tsy resiny ko.Enga anie mba tsy hisy hanafika ny malagasy fa dia asa e.Eo ambohijatovo sisa no mba mizesta ny jiro mena.Mahamenatra e.Natao hiaro ny sezan'ny mpitondra ireo fa tsy hiaro ny vahoaka fa samia miaro ny tenany fotsiny.Jereo ry zalahy etsy anosy ,misy firy kamio miandry eo isan'andro manao rami fa ny mpangalatra any anelakelan-trano tsy misy mpanenjika.
5. pulm ( 20/03/2013 11:18)
ka aminao ary inona no tena azo ianteherana @ndry ry be galona? ny mangalatra? ny misakana fiara? ny mamono olona? sns amiko tsy misy ilaina andry zalahy ireo fa mandany volambahoaka fotsiny, ny volako ange no andoavana ny karaman'ireo e! nefa tsy hitako akory izay mba valin'ny volako, ny vono indray aza no setriny ko!
6. andrywui ( 20/03/2013 11:40)
Firenena tsisy tandroka aron'ny vozona , firenena tsisy fiandrianany ,fanjakan'ny baroa , didin'ny be sandry. Miverena misalaka
Mba misainah kely iany ry zalah vo mba miteniteny foana eto fa tena mahamenatra à ..miteniteny fona mitsy ,,!!!! Farafaharatsiny oe aza asiana polisy fa soloy kartie mobill ,,fa ra misy manafika i madagascar. De aona ???
7. hery ( 20/03/2013 11:54)
Misy firenena tsisy miaramila ka. Jereo eto http://goo.gl/CnEZ0

Mba miijerijereva internet ihany fa atao inona fotsiny ny internet.

Raha misy manafika ve i Madagasikara dia hahatohitra azy ireo miaramila vongany ireo? lolll ny kibony aza tsy zakany. Izany indrindra no tsy ananan'ny firenena sasany miaramila satria matimaty fotsiny raha misy manafika... tsy haharo firenena akory.

Aleo ny polisy sy ny zandary miady amin'ny dahalo sy mpangalatra no ampitomboina.
8. andrywui ( 20/03/2013 12:03)
Polisy no asaina hiaro ani bob denard nokaramain'i dada haka fahefana?? Tsy de miditra fotsiny zao mafia sy mpanao afera maizina rehetra zao?? Misy miaramila bedeb aza mbola vitandry zalah mamorona valabe hanangonana omby halatra ko ndrindra fa tsisy !!
9. andrywui ( 20/03/2013 12:09)
Hery à olona dimy hetsy sady milamina be kosa ve de ampitovianao amin olona 20tapitrisa sady be loha be tsy mety manaiky daholo e , olona 1500 n'y firenena sasany ,sady vakio tsara le lien anao fa tany kely na Nosy balitika ireo tsisy armée reo fa tsy ity Nosy lehibe indrindra faha3 amzao ttlo zao ty akory ,,aza de miteniteny fona leretsy à
10. nilex ( 20/03/2013 13:41)
Ny andra Andrywui inzany dia manao resaka tsy maropototra foana no haton'ialahy eto,iza indray ny miaramila voakaraman'i dada eto.Resaka marina ampiadiana eto raha mahery ialahy fa aza mamorona kosa fa lasa tsy milay ilay dinika.Sa tsy misy hevitra loatra ialahy na tsy havanana amin'ny fandresendahatra dia mamorona fotsiny.Raha marina tsy olana mihintsy fa le mamorona kosa tsy tsara satria tsy zazakely nge no miresaka eto e, ary ny olona koa mba mahalala zavatra fa tsy hoe hanaovana lainga be eto dia hino daholo.Jereo tsara fa tsy mba misy manohana izany ny hevitrao eto fa dia mifanohitra foana
11. andrywui ( 20/03/2013 23:59)
Ka ireny réservistes bedb mercenaires nangonina sy nokaramaina reny ry akama à??? Sa jamba i nilex
12. nilex ( 21/03/2013 05:45)
polisy nge no tena resahinao eo ambony eo e.Sao dia tsy ao ary ianao.Fa amin'izao fotoana izao vao tena lasa jiolahy ny mpitandro ny filamaina satria misy mpiaro izy ankehitriny.Nanampy ny sasany hahazo fitondrana dia mba manao izay tiany koa izy ireo ary mba harovana koa e.
Lazaiko tsara aminao fa vao afak'omaly izao no nisy nanafika ny tranon'ny reniko an.Tratra ny iray tamin'ireo jiolahy ary tonga dia notifirin'ny zandary ho faty rehefa tafavoaka ny tanana.Rehefa tena noresahina ilay zandary hoe fa maninona no novonoina ilay olona teo dia nambarany mazava taminay fa miaramila io olona io dia izay no namonaoany azy.Raha ho gadraina io mantsy dia fantany tsara fa hisy hamoaka ka aleo vonoina.
Raha fintinina izany dia izao ,tsy manambola hamaliana soa ho an'ireo izay nametraka azy ny fitondrana ankehitriny ka avelany hanao izay tiany atao any ry zalahy fa ny fiarovana azy avy eo fotsiny no hiantohana,raha tratra izany.
13. andrywui ( 21/03/2013 06:36)
Nilex , eritreritra be fotsiny zany !!
Mety misy miaramila tratra nanafika tokoa fa saonjo iray lohasaha io e
Zao fotsiny , tsy afaka tsy hisy miaramila n'y firenena iray ,,tonga de maty oazy kou io hirampirenena nimatimatesana tamn 1960 io ,very n'y fiandrianapirenena .
Aza resaka otran Hery ka tany kely misy oul 1500 s'y 50.000 no apitoviany amn firenena Nosy lehibe mahazaka oul 20tapitrisa ....itoeran'ny satroka fotsiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.338