tonga soa amantsara Rtoa Ravalomanana
1. milamm
(
12/03/2013 09:50)
arahabaina tonga soa amantsara Rtoa Ravalomanana fa tafaverina avy nitsidika ny reniny @ zao fotoana isaorana ihany koa ireo nanampy sy nanohana azy @ zany, mirary soa sy fahasalamana ho an'i bebe Razay. Hiaraha mahita eo ny fihetsiky fitondrana @ fiarovana ny ainy sy ny fahalalahany zony hanatanterahana ny fitsidihany
novalian'i andrywui ny 14/03/2013 21:33
2. nilex
(
12/03/2013 10:57)
Mahafinaritra e.Tonga soa amantsara tokoa izy e.Voaporofo koa izao fa tsy te hikorontana izany ny olona fa ny fitondrana mihintsy no mamorona sy manao fika ratsy.raha ny tena izy anefa dia tokony halalaka tanteraka ny fivezivezeny eto satria olona madio izy
4. Veloo
(
12/03/2013 18:57)
ka ny fatahorana no betsaka ko, mahana ny panao ratsy hoy ny taolo...efa tsisy taitra @ TGVend... intosny ny olona ka atao daholo izay hevitra ratsy - tena tsy mahay diplomatie mihitsy - venance marina - no sady natahotra ny hozona ho ataon'ny olona ka tsy maintsy nanaiky ko ka - sahalamin'ny tsy manana reny ireto contre @ Lalao
5. ziva6
(
12/03/2013 20:34)
ny tena hatahorany TGVENDRN rehetra anie d tsotra é,na ela na aingana d tsy maintsy hitory any zay namotika sy nangalatra ny TIKO rehetra teto Mcar ny fianakaviany Ravalomanana ka zay no tena hanakanana azy, nefa tsy maintsy miainga io raharaha io!
6. Veloo
(
13/03/2013 16:59)
ziva6 a marina mihitsy zany aleo ahita eo
fatahorana zao no tena betsaka
fatahorana zao no tena betsaka
7. milamm
(
13/03/2013 19:46)
ny fat no nilaza fa voafetra ho tapabolana 15 andro ihany ny fahazaoany Rtoa Lalao Ravalomanana ny Emmonat,cirgn zandary no isahana ny fiarovana azy manokana nesorina ireo mpiambina vahiny saika anaraka azy nefa mifandray mivantana 24 ora/7 andro @ reo solotenany sadeky
8. nilex
(
14/03/2013 06:45)
asa indray aloha izay milaza fa voafetra ho 15 andro ny fotoana hijanonany eto.Nefa dia Rto lalao mihintsy no efa nilaza fa tsy voafetra mihintsy ny fotoana,farafaharatsiny aloha mamdrapahasitrana ny reniny dia ny tohiny tsy fantatra fa tsy 15 jours kosa aloha,na 2 ans ary io vao sitrana dia eto foana izy.Sady izao no mety ho fitrangany mandritra ny fotoana hitsaboany ny reniny eto dia ho tonga ihany ny fifidianana ka hiala eo ny fat dia mijanona tanteraka izy.
9. andrywui
(
14/03/2013 21:27)
tandremo fa mandady ny trambo a !! misy dossier efa mandende any ,,fa vao mivilana kely amn oe hanokatra TIKO eo neny de tonga miainga ny vilana rehetra
http://youtu.be/E9KK4XOO2cU
de eo amn handriny iany ny sainy !! ato de mikifosafosa sy mifandrotsirotsy ato nefa ny "dossier lalao" efa miainga any zao !!! tssssshh nandra ka
http://youtu.be/E9KK4XOO2cU
de eo amn handriny iany ny sainy !! ato de mikifosafosa sy mifandrotsirotsy ato nefa ny "dossier lalao" efa miainga any zao !!! tssssshh nandra ka