apodiana ny reninlisany fa tsy sady mangataka no mivandraka ee

1. andrywui ( 20/02/2013 22:59)
sady aza manao mamo miantso polisy koa fa mba miondrikondrika mapalaelo refa mangataka e,,
fa tsy sady mangataka no mivandraka !! be mokiny nefa kely sandry !
novalian'i andrywui ny 23/02/2013 20:56
2. nilex ( 21/02/2013 05:47)
Be vava ery ny hat nefa vao ny vadindra8 no hoa avy dia efa mivoraka daholo maika fa i dada no ho avy eto.
Raha manakambo tokony tsy namela azy niditra mihintsy e,fitsapana koa ange io e.
Olona iray ve no ho avy sady vehivavy koa dia efa matahotra mafy ny lava sanga sy ny tariny.
Izany tokoa no tonga amin'ilay hoe "aleo henjehin'ny omby masiaka toy izay henjehin'ny heritreritra".Aza mba nanao ratsy ihany.
3. misratana ( 21/02/2013 16:01)
inona no tsy andefsan'ialahy ny beben'ilisany makany afrika atsimo mitsabo tena???hita mintsy tena tsy tindra8 ny rafozany, alefany etsy ami clinique ankadifotsy nefa mbola mba misy polyclinique ilafy haryfomba ihany eto!ataovy tonga eto lesy ny ra8n'ilisany ahitana azy ah!ra tena sahy lery nahita hevitra fona MANOFA JET PRIVE FA TSY MANDE VOL REGULIER, RESAKA FAMPIESONANA FOTSINY NO BETSAKA, TE HITSAPA NY HALALIN'NY RANO KAY RENY FOTSINY NY OLONA TONGA TENY IVATO DE TSY POINCE EH
4. nilex ( 22/02/2013 07:01)
Mba mandiniha aloha vao miteny fa mahamenatra e.Impiry moa izy no efa saika ho avy eto ,ny farany teo aza efa tany anaty avion mihintsy efa teny andalana ,fa ny eto kosa no matahotra nefa be vava.
Tsy i ra8 aza no ho avy fa ny vadiny izay tsy misy antony tsy ahafahany mody eto.Aza adino fa Lalao nge tsy afera maningotra azy mihintsy eto e ,afaka mody fa ny ny sasany no enjehin'ny heritreriny dia manaonao foana.Raha olona tena misaina aritina io ka tokony ho avy izy manatrika ny reniny.
Tsy ny hopitaly ny olana fa aza manao sainjaza ry namana a,na alefa any USA ary io misy dikany aminy ve?
Fa ity no tiako mba hanontaniana an'ise.Lazaina fa ho samborina sy ho gadraina i ra8 ,tsy izy tonga eto ve no mora samborina ka raha ho avy izy dia ny mpisambotra indray no manao hoe aza makaty sady matahotra.Inona no dikan'izany aminao?????? tsy izany ve no atao hoe olona adala.Misy antony ao fa alefaso lavitra ny fijery.
5. cbd ( 22/02/2013 09:06)
TSY LISAINA MINTS TY RAWIX MAIVANA TY !!!!! MANKALEOOOOOOOOOOOO
6. nilex ( 22/02/2013 09:44)
Fa nga tsy nahita havaly lty a.
Averiko indray,hazavao raha voazavanialahy ny zava-misy.
1-Lalao RAVALOMANANA dia olona tsy misy raharaham-pitsarana mamatotra azy nefa tsy avela miditra eto.Ra8 nge no misy olana eto fa tsy ny vadiny na ny zanany.
2-Ny olona tena tokony ho samborina indray tsy avela miditra eto nefa ve tsy ho raisim-potsiny izy raha miditra eto.
Misy zavatra atahoran'ny fat ao ry namana.Jereo tsara fa mody ilay hoe hisy korontana foana no harangaranga eto.Fa nga moa eto tsy misy mpitandro ny filaminana hiantoka izany.Misy resaka maloto fa ialahisany no mbola voambakan'ny resaka politika eto fa tsy izahay mihintsy.
7. hery ( 22/02/2013 10:07)
Tsy arany izany.

- Ny an'ny olona ny mpanao ratsy izany zara aza avelan'ny firenena hafa hody (extradition) tonga dia tsaraina sy ampidirina any am-ponja. Ny antsika indray forcer-na hijanona any. Ny firenena mampiantrano azy indray aza no voatery manome visa tsy fidiny.

8. andrywui ( 22/02/2013 12:21)
Ny politika politisiannn de tsotra raha ataotsika resapianakavina izy ty de zao..tsy n'y apiditra n'a tsy apiditra anizy mivady no zavadehibe ,Tojo zao io naninnnn?fa ze ahakely Hery n'y piondana no tanjona politika io ,,,idingindrambo otran alika maty anabavy eo daolo reo rah vo.sur kely eo n'y zavatra miseho ..donc pokitika ko io ry zalah aaa ....
9. andrywui ( 22/02/2013 16:14)
misratana à , maninnn tokoa ary rah bataindry lerony tsaboina,any Afrika atsimo any n'y bebeandry lerony fa eo ilana vannnn eo e , any izy tsara fitsaboana tsara sady mba otronon'ny vinantolahy eo fona. Tsara karakara i bebe any fa tsy avela eto tsy ampy fanafody eto ...aleo izy alefa ,omena frais s'y avion
10. misratana ( 23/02/2013 03:57)

andrywui:

misratana à , maninnn tokoa ary rah bataindry lerony tsaboina,any Afrika atsimo any n'y bebeandry lerony fa eo ilana vannnn eo e , any izy tsara fitsaboana tsara sady mba otronon'ny vinantolahy eo fona. Tsara karakara i bebe any fa tsy avela eto tsy ampy fanafody eto ...aleo izy alefa ,omena frais s'y avion

Refa tsy mety hanafatra ny rafozany ra8 de aleo alefa any amin'ny hopitaly manarapenitra i bebe razay!mdr
11. andrywui ( 23/02/2013 20:56)
innn koa letsy ry misratana fa ratsy fanahy reo mpiondana reo a ataondry zalah fitaovana politika ndray ny aina zao !! ka sanatria zany vao misy zavatra kely miseho amin'i bebe de avy daholo amzay ry politisiannn fa hipiakelika amzay amle vava be sy ramatahora be !! de le oul efa marary no atao chantage eo !! tsssss oul badenina
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2323