FAHENDRENA SY POLITIKA AVO LENTA ...hehehe

1. andrywui ( 24/01/2013 15:16)
fahendrena faratampony no nataon'i filoha tamnireny fanapahakevitra ireny ee !!
azo natao tsara mihitsy anie ny tsy niaraka tam frantsay na i amerika na UA, UI e ! ny japoney efa nipimaso ,de misy firenena goavana be iray hafa koa efa nanao haody !!!
fa fahendrena ireny ny mba tsy hitaran'ilay krizy no antony !!
sady efa teny nataon'ny lehilahy tany alou tany rahateo koa ireny hoe tsy hilatsaka hofidiana filoha aho de notazoniny ny teniny ,
- fa tsy hoe omena 4L isantokatrano isika malagasy EEEeee... avy eo kay nihanahana otran'ny alika maty anabavy teo fotsiny isika gasy fa ny 4L tsy azo , ny asa kely natao nongotany amin tena , Hiadana isika afaka enimbolana fotsinEEEEEeeeeee... aya ko ze fiadanana teo fa ny TIKO sy ny MAGRO any no namenoany tanana de nitsimotsimona nanahy kibo sisa izy !!!
novalian'i andrywui ny 25/01/2013 14:20
2. andrywui ( 24/01/2013 15:19)
nilex a !
amigo a!
mlamm a !
io loha io hono anie leretsy ka tsy natao ipetrahan'ny satroka fotsiny fa natao hiasa ee
3. amig0 ( 24/01/2013 17:44)
Ty hidoka tena indray lery fa manana 4L :D
4. andrywui ( 24/01/2013 20:42)
ty mety atao 4L

4
5. nilex ( 25/01/2013 10:24)
Efa nitady hevitra tany rehetra tany mba hahafahana milatsaka fa tsy nisy fika e.Tadidio fa vao avy any Tanzania lery ka tsy nahazo rariny tany dia nilaza mihintsy fa tsy baikon'ny vahiny izany ny malagasy fa hanohy ny diany handroso.Nitady hevitra hafa tany frantsa indray kanjo voadaka vody tany,nakany israely tsy hita izay tena marina.Nibebaka tany ary dia nanaiky ny ni ni ihany ny farany.Tsy afaka ny hanao be loha intsony satria ho entina aiza ary ity firenena ity e.
6. andrywui ( 25/01/2013 14:20)
Ireny nilex no atao FAHENDRENA raha tsy fantatrao a ! mahay mihaino ny marina sy ny rariny izy !! merci president kely !!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1563