Maro no milaza fa rediredy ny filazana fa misy lavaka ao @ tendron-tany avaratra sy atsimo kanefa efa betsaka ihany koa no nijoro vavolombelona fa tena marina ny fanambarana ary fuite avy tany @ firenen-dehibe tany no nahafantarana azy.
Misy fiantraikany @ fiainan-tsika na ny hoavin-tsika ve ny fisian' izany lavakabe anankiroa fidirana any anatin'ny tany izany? (ampidiro fotsiny ao @ google ny hoe la terre creuse dia hiseho @nao ny mahakasika izany fanambaràna tsy mampino izany).
Maro mihitsy ny clichés mampiseho fa misy lavaka be ao an-tampon'ny tany, fa làlana mitondra mankaiza izany ireo lavaka be anankiroa ireo?