Efa fotoana tokony hiomanan-tsika rehetra izay mpandala ny fankalazana ny Taom-baovao voalaza ao anaty Baiboly indray izao na ny volana VOALOHANY @ Taona, koa manentana ny fikambanana samihafa sy ny Fiangonana ary ny tsirairay avy izay mpandala ny FAHAMARINANA napetrak' ILAY RAY mba hiara-mientana hanome voninahitra AZY sy Hioty TSO-DRANO @ fankatoavana ny Teniny.
Afaka mifanome soso-kevitra isika tsirairay avy hoenti-mankalaza izany vanim-potoana manan-danja izany.
ohatra : Fotoam-pivavahana, fety samihafa fanehoam-pifaliana, harendrina, carnaval, fampirantiana sns...
N.B : raha hamazivazy kosa na tsy vonona ny hampandroso ianao dia iangaviana mba tsy handray anjara @ fanehoan-kevitra.
Mankasitraka dia mazotoa daholo e!!!