HETSIKA TAOM-BAOVAO 2013

1. tsitialainga ( 14/01/2013 07:45)
Salama daholo.

Efa fotoana tokony hiomanan-tsika rehetra izay mpandala ny fankalazana ny Taom-baovao voalaza ao anaty Baiboly indray izao na ny volana VOALOHANY @ Taona, koa manentana ny fikambanana samihafa sy ny Fiangonana ary ny tsirairay avy izay mpandala ny FAHAMARINANA napetrak' ILAY RAY mba hiara-mientana hanome voninahitra AZY sy Hioty TSO-DRANO @ fankatoavana ny Teniny.
Afaka mifanome soso-kevitra isika tsirairay avy hoenti-mankalaza izany vanim-potoana manan-danja izany.
ohatra : Fotoam-pivavahana, fety samihafa fanehoam-pifaliana, harendrina, carnaval, fampirantiana sns...
N.B : raha hamazivazy kosa na tsy vonona ny hampandroso ianao dia iangaviana mba tsy handray anjara @ fanehoan-kevitra.
Mankasitraka dia mazotoa daholo e!!!
répondu par bor2lais le 18/01/2013 13:20
2. didi10 ( 14/01/2013 09:14)
Misaotra ny namana

Tsara be ilay soso-kevitra fa ny tena mety dia fampahafantarana (sensibilisation) mialoha ka tokony mandresy lahatra ireo mpandala ny lohataona malagasy rehetra hiaraka hanao "conférence de presse" hampahalala ny olona rehetra avy eo manao io programme lazainao io.
3. bor2lais ( 18/01/2013 13:20)
Ary toa tsy mety mihetsika mihitsy ity "hetsika" ity izany ! :-)

Sao dia tsara hatsangana kosa ary ny "Vondron'ny mpandala lohataona malagasy" aloha ! :-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1817