Iza ary io lazainy io ?
1. niryna
(
21/12/2012 18:26)
Ny fahasoavan'ny Tompo anie ho ao amintsika mandrakariva . Mirary ny rehetra tratry ny krismasy ny tenako.Velona sy mahery ny tenin'Atra ka na dorana aza dia tsy ho levona !
Ny Testamenta Taloha sy ny Testamenta Vaovao dia mifameno ary hatrany amin'ny fiandohany ka hatrany amin'ny fiafarany mihitsy izany.
Raha mijery ny eny antenantenany anefa aho dia manambara teny hoe :
Isaia 7: 14 Ary noho izany dia ny Tompo no anome famantarana ho anareo : Indro ,hanan'anaka ny vriijina ka hiteraka zazalahy ; Ary ny anarany hatao hoe: IMANOELA .[B]
Ary dia mbola tohizana ihany izany teny izany satria .
[b] Isaia 9: 5 Fa Zaza no teraka ho antsika,Zazalahy no omena antsika ;Ary ny fanampahana rehetra dia eo an-tsosony,Ary ny anarany atao hoe MAHAGAGA, MPANOLON-TSAINA, ANDRIAMANITRA MAHERY, RAIN'NY MANDRAKIZAY ,ANDRIAN'NY FIADANANA . Raha adika mazava tsara izany dia hoe He will be called " Wonderful," "Counselor" ,' "Mighty God", "Eternal Father" , "Prince of Peace" .
Dia iza ary io lazainy io ?

novalian'i niryna ny 07/01/2013 03:36
4. didi10
(
21/12/2012 20:53)
Eto ny fahafantarana an'Andriamanitra mihitsy no tiana avoitra.
Mazava ny Tenin'Andriamanitra fa iray ihany ny Andriamanitra tokony ivavahantsika dia tsy iza fa Jehovah.
Ny fanekena fa Jesosy dia tsy iza fa Jehovah tonga olombelona dia fahatakarana ny momba an'Andriamanitra, ka raha mivavaka amin'i Jesosy ianao dia tokony hanaiky ny maha-iray ihany an'i Jehovah sy Jesosy, noho izany tsy telo izay iray intsony ireo fa iray izay iray.

5. leva2
(
21/12/2012 23:52)
Velona Jesosy!
Tena ry jojo3t sy ry jajajaly no tsara ametrahanao ity fanontaniana ity namana, fa ny anay dia efa mazava io.
Misaotra indrindra!

6. moustaraf
(
25/12/2012 19:06)
Salama,
mazava be fa i Imanuel (amintsika El) no resahina @ ireo toko sy andininy ireo, fa manomboka eo indrindra kosa anefa ny tsy itovizana @ finoana izay iorenana;
1. Raha mba mamaky ny Histoire de l'église mantsy ny mpino rehetra dia mety ho hafa kokoa ny fandehan'ny tantara, fa saingy indrisy!!!! hazavaina tsara @ bokin'ny fiangonana ANEFA ny fototra niavian'ny Krismasy na Noely, fa tena tsy Biblika velively, fa avy @ SAMPY goavana be nivavahana t@ izany fotoana izany!
eny fa na ireo fombafomba entina mankalaza azy aza dia nalaina avokoa avy t@ ialy fetin-tsampy Mithra! izay nakalazain'ny jentilisa hatramin'ny andron'ireo mpaminany!
vakio kely anie ny JEREM 10:2-5 (fa efa nisy t@ izany ny hazo ampihaingoana, sns....)
2.Momba ny anarana YHWH lazain'i Didi etsy aloha:
Io YHWH io dia tsy azo tononina satria ABREVIATION fa tsy anarana,
rahefa tonga @ io anarana io ny Hebreo dia mamaky hoe Adonay (seigneur),
Ny anaran hoe Jehovah dia tsy avy @ jiosy velively, fa ny jentilisa no namorona an'io noho ny tsy fahalala ny fitsipka famakiana ny Torah ka toy izao no namoronany azy:
YHWH (tsy misy zana-tsoratra) + ADONAY (misy zana-tsoratra A O A Y)= YaHoVaH=jehovah
Fehiny:
lasa anarana hafa mihitsy ilay YHWH (abréviation),
ohatra: RJP = Rakoto Jean Paul? sa Rabe Jean Philip? sa.....
3. Jehovah ve =YHWH= YH(SH)WH??? TSIA
Ireto misy anarana roa Yéhoshoa =Josoa / yéshu'a =Hamashyrha (Mesia)
Yéshu'a: anarana efa hita t@ faminaniana ,fa tsy vokatry ny +++, na +-++ nataon'olom-belona
Raha mamaky ny ISA 52:7 dia tsy mahita velively ireto teny ireto (na gasy, français, anglais,...)
Mah nanou al heharym ragleï mevaser masmiya shalom mevaser tôv masmiya:" Yeshu’a omer letsyôn malakh Elohaykh"
=Yeshu’a milaza @ Ziona hoe Mpanjaka Elohym nao.
NAHOANA NO NODISOINA DAHOLO NY DIKAN-TENY REHETRA?
Mba tsy ivoahan'io anarana io @ bokin'ny mpaminany!!! sy hamoronana anarana hafa!!!
Mitohy ny tantara aty @ T Vaovao:
lioka 1:32 Ve hinah harah ve yaladt ben, ve karat shemou «Yeshu’a»
Ary hitoe-jaza ianao ka hiteraka zazalahy, ary ny anarany ahato hoe YESHU'A
(tsy Jesosy, jesus, jésus, = Jeus= ZEUS na YH+sh+WH)
Mazava ny vlain'ny fanontaniana etsy amboalohany hoe iza NO LAZAINA ETO

7. Miharena
(
26/12/2012 16:03)
Mazava moa fa tantara mitovy no tian'ny namana Niryna sy Moustaraf hivoitra eto na samy hafa aza ny fanononana arakaraka ny fahazoan'ny olombelona nandika teny tamin'izany fotoana izany.
Fa manana fanontaniana manitikitika ihany ho an'ny namana Moustaraf : Ireo teny hevreo ireo ve nianaranareo sa nampianarina hery hafa ivelan'ny planeta? Eo ohatra dia mampahatsiahy ny nanjo ilay dahalo lasa mpitory sy mpanasitrana izay mianatra fiteny sy fanoratra tsy fantatra aho. Raha mba efa nandre azy io ianao dia tany inona sy soratra inona no resahany?
Ankoatr'izany dia misy koa i Kohain Rivolala nilaza mazava fa tsy nianarany tany ampianarana ny teny Hebreo fa hainy ho azy.
Misaotra naao namana mamaly fanontaniana.

8. niryna
(
07/01/2013 03:08)
didi10:Misaotra didi a
Eto ny fahafantarana an'Andriamanitra mihitsy no tiana avoitra.
Mazava ny Tenin'Andriamanitra fa iray ihany ny Andriamanitra tokony ivavahantsika dia tsy iza fa Jehovah.
Ny fanekena fa Jesosy dia tsy iza fa Jehovah tonga olombelona dia fahatakarana ny momba an'Andriamanitra, ka raha mivavaka amin'i Jesosy ianao dia tokony hanaiky ny maha-iray ihany an'i Jehovah sy Jesosy, noho izany tsy telo izay iray intsony ireo fa iray izay iray.
9. niryna
(
07/01/2013 03:11)
leva2:leva a> namaky Baiboly Testamenta Taloha aho dia tonga saina na dia fantatro aza fa mizara ny fisian'i Kristy izay manomboka ny Genesisy ka hatramin'ny fiafaran'ny baiboly dia feno ny tantaran'i Kristy.Dia mbola misy sahy hilaza ihany ve hoe tsy Izy io ha,ha
Velona Jesosy!
Tena ry jojo3t sy ry jajajaly no tsara ametrahanao ity fanontaniana ity namana, fa ny anay dia efa mazava io.
Misaotra indrindra!
10. niryna
(
07/01/2013 03:13)
moustaraf:
Salama,
mazava be fa i Imanuel (amintsika El) no resahina @ ireo toko sy andininy ireo, fa manomboka eo indrindra kosa anefa ny tsy itovizana @ finoana izay iorenana;
Aleloia ,misaotra moustaraf fa marina tokoa izany.
11. niryna
(
07/01/2013 03:29)
moustaraf:ny fahalalako azy indray dia toy ny karazam-pety rehetra dia niaraka nifaraka ny olona atao ho andro fankalazana ny andro nahaterahaNy io andro io ary satria ny tsy mpino dia nankalaza ny fetiny koa tamin'io andro io dia lasa nifangaro ilay izy.Toy ny jiosy mankalaza ny Hanukkah ihany koa io .Mifanakaiky ny fankalazana ny Krismasy koa .dia ahoana? Tsy nisy izany ny jiro nirehitra nandritra ny valo andro.Tsy mankalaza ny krismasy ry zareo kanefa dia eo afovoan'ny jiro no antsoiny hoe jiro hazavana .Tsy iza io amin'ny krisitiana fa i Kristy. Izany kosa anefa tsy midika hoe ,tsy nisy Jesosy.Toy ny rehetra mankalaza ny andro nahaterahany ihany io dia mankalaza ny andro nahaterahan'i kristy koa ny kristianina.
Salama,
mazava be fa i Imanuel (amintsika El) no resahina @ ireo toko sy andininy ireo, fa manomboka eo indrindra kosa anefa ny tsy itovizana @ finoana izay iorenana;
1. Raha mba mamaky ny Histoire de l'église mantsy ny mpino rehetra dia mety ho hafa kokoa ny fandehan'ny tantara, fa saingy indrisy!!!! hazavaina tsara @ bokin'ny fiangonana ANEFA ny fototra niavian'ny Krismasy na Noely, fa tena tsy Biblika velively, fa avy @ SAMPY goavana be nivavahana t@ izany fotoana izany!
eny fa na ireo fombafomba entina mankalaza azy aza dia nalaina avokoa avy t@ ialy fetin-tsampy Mithra! izay nakalazain'ny jentilisa hatramin'ny andron'ireo mpaminany!
Afaka manova andro hafa koa anefa ny kristiana raha hifanarahana izany.Ny tena olana dia ireo olona milaza azy ho mahay sy mamoron-javatra.Ka mamadika ny baiboly ho zavatra hafa.Ny sasany aza moa dia mamely mafy ny malagasy mpiray tanindrazana aminy kanefa tsy ny rehetra no nianatra soratra masy tao madagasikara fa mba nianatra ny tenin'Atra tany amin'ny tany izay nahalehibe azy izy.
12. niryna
(
07/01/2013 03:36)
moustaraf:misaotra anao nizara izay zavatra nampianaran'ny olona anao.Toy ny rehetra nandalina ny fivavahana io ka na dia ho tononiko eto aza ny anaran'i kristy dia manomboka any amin'ny fiandohana ka hatrany amin'ny fiafarany misy Azy avokoa.Saingy tsy mino moa hianao kanefa maka sopapa ao amin'ny baiboly ny fisian'ny feny rehetra dia mahavariana ihany indraindray.
Salama,
mazava be fa i Imanuel (amintsika El) no resahina @ ireo toko sy andininy ireo, fa manomboka eo indrindra kosa anefa ny tsy itovizana @ finoana izay iorenana;
1. Raha mba mamaky ny Histoire de l'église mantsy ny mpino rehetra dia mety ho hafa kokoa ny fandehan'ny tantara, fa saingy indrisy!!!! hazavaina tsara @ bokin'ny fiangonana ANEFA ny fototra niavian'ny Krismasy na Noely, fa tena tsy Biblika velively, fa avy @ SAMPY goavana be nivavahana t@ izany fotoana izany!
eny fa na ireo fombafomba entina mankalaza azy aza dia nalaina avokoa avy t@ ialy fetin-tsampy Mithra! izay nakalazain'ny jentilisa hatramin'ny andron'ireo mpaminany!
vakio kely anie ny JEREM 10:2-5 (fa efa nisy t@ izany ny hazo ampihaingoana, sns....)
2.Momba ny anarana YHWH lazain'i Didi etsy aloha:
Io YHWH io dia tsy azo tononina satria ABREVIATION fa tsy anarana,
rahefa tonga @ io anarana io ny Hebreo dia mamaky hoe Adonay (seigneur),
Ny anaran hoe Jehovah dia tsy avy @ jiosy velively, fa ny jentilisa no namorona an'io noho ny tsy fahalala ny fitsipka famakiana ny Torah ka toy izao no namoronany azy:
YHWH (tsy misy zana-tsoratra) + ADONAY (misy zana-tsoratra A O A Y)= YaHoVaH=jehovah
Fehiny:
lasa anarana hafa mihitsy ilay YHWH (abréviation),
ohatra: RJP = Rakoto Jean Paul? sa Rabe Jean Philip? sa.....
3. Jehovah ve =YHWH= YH(SH)WH??? TSIA
Ireto misy anarana roa Yéhoshoa =Josoa / yéshu'a =Hamashyrha (Mesia)
Yéshu'a: anarana efa hita t@ faminaniana ,fa tsy vokatry ny +++, na +-++ nataon'olom-belona
Raha mamaky ny ISA 52:7 dia tsy mahita velively ireto teny ireto (na gasy, français, anglais,...)
Mah nanou al heharym ragleï mevaser masmiya shalom mevaser tôv masmiya:" Yeshu’a omer letsyôn malakh Elohaykh"
=Yeshu’a milaza @ Ziona hoe Mpanjaka Elohym nao.
NAHOANA NO NODISOINA DAHOLO NY DIKAN-TENY REHETRA?
Mba tsy ivoahan'io anarana io @ bokin'ny mpaminany!!! sy hamoronana anarana hafa!!!
Mitohy ny tantara aty @ T Vaovao:
lioka 1:32 Ve hinah harah ve yaladt ben, ve karat shemou «Yeshu’a»
Ary hitoe-jaza ianao ka hiteraka zazalahy, ary ny anarany ahato hoe YESHU'A
(tsy Jesosy, jesus, jésus, = Jeus= ZEUS na YH+sh+WH)
Mazava ny vlain'ny fanontaniana etsy amboalohany hoe iza NO LAZAINA ETO
Soa ihany fa samy mijanona amin'ny fampianarana noratoviny ny rehetra ary Atra irery no mahalala ny ao am-pon'ny tsirairay raha tena mitady Azy tokoa ny olona na tsia.Na mizara ny tenin'Atra na manova izany amin'ny fahalalany( his own knowledge) .