valan-dresaka lavanify t@ rfi...

1. milamm ( 21/12/2012 15:56)
araho eto

http://www.andryrajoelinaenaction.com/

- ny fodian'Atoa Ravalomanana zay namafisiny nifimbitro ho nanao coup d'etat nefa ...

http://www.youtube.com/watch?v=o8MgF2Y7yjM

asa na very tadidy lery fa na i sarko aza nanamafy fa lavanify no nanongampanjakana ny 2009

-filatsahany ho fidiana ka lavanify zao nilaza ampahibemaso fa tsy ilatsaka mintsiny ny 2010

-na pm frantsay aza nandoka fa zaza tsy ampy taona lavanify ka tsy tokony ilatsaka

novalian'i miralenta ny 28/12/2012 12:49
2. miralenta ( 28/12/2012 12:49)
Ny fananan ny ambom-pom-pirenena no hanosika an'i Rajoelina hilatsaka ho fidiana.Hanala ny malagasy ao anaty fahasairanana izy.Manana ny trai-kefa amin'ny fitondrana firenena izy,na dia lazaina ho tsy ampy taona.Maro ny gasy no manantena azy.Tsy tokony ny firenena avy any ivelany no hibaiko ny raharaha anatiny ny malagasy.tokony avela haneho ny safidiny ny gasy.Izay nilaza fa tsy hilatsaka dia tokony tsy hanakatsakana ny fifidianana izay hatao amin'ny 2013.Ny olona voasazy, sy namono olona dia tsy mahazo milatsaka intsony.Ravalomanana mety ho hanahirana amin'ny fandriam-pahalemana ny fodiany alohan'ny fifidianana.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0962