Ny fananan ny ambom-pom-pirenena no hanosika an'i Rajoelina hilatsaka ho fidiana.Hanala ny malagasy ao anaty fahasairanana izy.Manana ny trai-kefa amin'ny fitondrana firenena izy,na dia lazaina ho tsy ampy taona.Maro ny gasy no manantena azy.Tsy tokony ny firenena avy any ivelany no hibaiko ny raharaha anatiny ny malagasy.tokony avela haneho ny safidiny ny gasy.Izay nilaza fa tsy hilatsaka dia tokony tsy hanakatsakana ny fifidianana izay hatao amin'ny 2013.Ny olona voasazy, sy namono olona dia tsy mahazo milatsaka intsony.Ravalomanana mety ho hanahirana amin'ny fandriam-pahalemana ny fodiany alohan'ny fifidianana.