Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ny fiavian'ny kilalaka
1. Nehemiah
(
17/12/2012 13:20)
Kay ve ny kilalaka t@ voalohany dia dihin'ny dahalo alohan'ny hanafika, araky ny Gazety Lakroa farany !
2. nyxh
(
17/12/2012 14:42)
n enoko taloha dray(t@ za nianatr) oe: amafan ny lalan'omby on d mandi anle kilalak
3. Nehemiah
(
17/12/2012 14:46)
Tsy vao mainka be vovoka ve ny lalana @'zany lol ?
4. hery
(
18/12/2012 10:34)
mamafa dian'omby ka. amin'izay tsy fantatra hoe taiza no nandehanan'ny omby
5. Nehemiah
(
18/12/2012 12:26)
Vao mainka lol lety e ! Tsy taraiky be izy ireo @'zany ?
6. andrywui
(
25/01/2013 14:30)
ny mpanenjika atsy miaraka amn zandary mitrailleuse be de mbola laozana handihy ndray ve ?? resaka ka resaka