Resaka ho an'ny tanora : Inona no zavatra azoko ampiharina amin'ny fiainana ....

1. niryna ( 07/12/2012 06:47)
Miarahaba antsika hatrany ny tenako.Mba misy eritreritra kely aho ity ary ny tanora no tena hiantefahany eto.Na tanora aram-panahy na tanora ara-taona dia mifameno sy mila hevitra avy amintsika.
Lohahevitra vaovao izy ity fa mety hitohitohy hatrany an,arakaraky ny mety ho hevitsika no ahatongavan'izany hevitra kely izany.

Hoy ary ny tanora iray hoe: Inona no fampiharana azoko raisina ao anatin'ny baiboly amin'ny fiainana andavan'andro hiainako?

Ampio izy e
Niryna
novalian'i niryna ny 21/12/2012 20:53
2. Nehemiah ( 07/12/2012 07:05)
Izy rehetra re :D !
3. didi10 ( 07/12/2012 10:52)

niryna:

Miarahaba antsika hatrany ny tenako.Mba misy eritreritra kely aho ity ary ny tanora no tena hiantefahany eto.Na tanora aram-panahy na tanora ara-taona dia mifameno sy mila hevitra avy amintsika.
Lohahevitra vaovao izy ity fa mety hitohitohy hatrany an,arakaraky ny mety ho hevitsika no ahatongavan'izany hevitra kely izany.

Hoy ary ny tanora iray hoe: Inona no fampiharana azoko raisina ao anatin'ny baiboly amin'ny fiainana andavan'andro hiainako?

Ampio izy e
Niryna


Mpitoriteny 11,9-10
9 Mifalia, ry zatovo, dieny mbola tanora hianao; ary aoka ny fonao hampifalifaly anao amin'ny andro fahatanoranao; ka mandehana any amin'izay sitraky ny fonao sy izay jeren'ny masonao; nefa aoka ho fantatrao fa ho entin'Andriamanitra hotsaraina hianao amin'izany rehetra izany. 10 Koa esory ao am-ponao ny alahelo, ary avilio tsy hikasika ny nofonao ny ratsy; fa ny fahatanorana sy ny fahatanjahana dia samy zava-poana.

gal 5,16
Mandehana araka ny Fanahy, dia tsy hahatanteraka ny filan'ny nofo hianareo. 17 Fa ny nofo manohitra ny Fanahy, ary ny Fanahy manohitra ny nofo; ary mifanohitra izy roroa, mba tsy hahazoanareo manao izay zavatra tianareo. 18 Fa raha tarihin'ny Fanahy hianareo, dia tsy mba ambanin'ny lalàna. 19 Fa miharihary ny asan'ny nofo, dia izao: Fijangajangana, fahalotoana, fijefojejoana,

Mahereza namana homba anio ny Tompo.
4. miarana ( 10/12/2012 07:49)
Raha ny fijeriko io Tanora iray mametraka fanontaniana io dia tena mbola vao manomboka @ fanarahana ny Tompo izy. Ka mamporisika sy mampahery aho hifandray misimisy kokoa amin'Andriamanitra sy Jesosy Kristy (hamaky Baiboly sy hivavaka). Rehefa aoriana kely hiova io fanontaniana io hoe : "Inona ny lazain'ny Baiboly tsy vitako ny nampiatra azy teo amin'ny fiainako ... "
5. jajajaly ( 10/12/2012 08:02)
http://www.jw.org/mg/fampianaran-ny-baiboly/fianakaviana/tanora/

Rohy manampy ny tanora eran-tany misy amin'ny fiteny 400 mahery

Hita ao ohatra :
Inona no Tokony ho Fantatro Momba ny SMS?
Mety hahatonga anao ho very namana sy ho ratsy laza ny SMS. Nahoana?
Inona no Hataoko mba ho Ampy Torimaso Aho?
Aza Mialona!
Mijoroa Amin’ny Hevitrao!
FANONTANIANA HAFA APETRAKY NY TANORA...
Firaisana sy Fitiavana
Ankizilahy sy ankizivavy, irery ao anaty fiara
Ahoana Raha Taomin’ny Ankizy Hanao Firaisana Aho?
Lehilahy roa miaraka
Manintona Ahy ny Ankizilahy toa Ahy. Lasa Lehilahy Tia Lehilahy ve Izany Aho?
Tanora roa lasa saina
Inona no Hataoko mba Tsy Hieritreretako Zavatra Vetaveta?
Ankizilahy mijery sary vetaveta ao amin’ny Internet
Ahoana Raha Zatra Mijery Sary Vetaveta Aho?
Inona no Azoko Atao Raha Misy Manadala Ahy?
6. niryna ( 21/12/2012 20:52)

miarana:

Raha ny fijeriko io Tanora iray mametraka fanontaniana io dia tena mbola vao manomboka @ fanarahana ny Tompo izy. Ka mamporisika sy mampahery aho hifandray misimisy kokoa amin'Andriamanitra sy Jesosy Kristy (hamaky Baiboly sy hivavaka). Rehefa aoriana kely hiova io fanontaniana io hoe : "Inona ny lazain'ny Baiboly tsy vitako ny nampiatra azy teo amin'ny fiainako ... "
izay ahay mba misy azo omena ilay tanora
Ny an'i didi koa tonga dia toy ireny dadatoa antitra ireny izay tsy misy fanazavana fa tsy azo atao io .Rehefa manontany ny tanora hoe fa maninona dia hoe io ny fasana malalaka ooops

Mila fanazava ny tanora .Tato aminao no novaliako ny hafatry didi fa azafady
7. niryna ( 21/12/2012 20:53)

didi10:


niryna:

Miarahaba antsika hatrany ny tenako.Mba misy eritreritra kely aho ity ary ny tanora no tena hiantefahany eto.Na tanora aram-panahy na tanora ara-taona dia mifameno sy mila hevitra avy amintsika.
Lohahevitra vaovao izy ity fa mety hitohitohy hatrany an,arakaraky ny mety ho hevitsika no ahatongavan'izany hevitra kely izany.

Hoy ary ny tanora iray hoe: Inona no fampiharana azoko raisina ao anatin'ny baiboly amin'ny fiainana andavan'andro hiainako?

Ampio izy e
Niryna


Mpitoriteny 11,9-10
9 Mifalia, ry zatovo, dieny mbola tanora hianao; ary aoka ny fonao hampifalifaly anao amin'ny andro fahatanoranao; ka mandehana any amin'izay sitraky ny fonao sy izay jeren'ny masonao; nefa aoka ho fantatrao fa ho entin'Andriamanitra hotsaraina hianao amin'izany rehetra izany. 10 Koa esory ao am-ponao ny alahelo, ary avilio tsy hikasika ny nofonao ny ratsy; fa ny fahatanorana sy ny fahatanjahana dia samy zava-poana.

gal 5,16
Mandehana araka ny Fanahy, dia tsy hahatanteraka ny filan'ny nofo hianareo. 17 Fa ny nofo manohitra ny Fanahy, ary ny Fanahy manohitra ny nofo; ary mifanohitra izy roroa, mba tsy hahazoanareo manao izay zavatra tianareo. 18 Fa raha tarihin'ny Fanahy hianareo, dia tsy mba ambanin'ny lalàna. 19 Fa miharihary ny asan'ny nofo, dia izao: Fijangajangana, fahalotoana, fijefojejoana,

Mahereza namana homba anio ny Tompo.

amiko,toa tsy mahavaly ny hafatry ny tanora i didi eto
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0149