Tsy azoko,fa maninona no lazaina foana fa hoe fampianarana baiboly teny tsy misy kilema?
Eo no mipetraka ny olona eto,isika indraindray dia mihevitra ny antsika ho masina foana fa ny an'ny olona tsy izy.Raha vao miteny mantsy hianao hoe ny kristianina sy ny hanina madio sy maloto dia manjary tonga dia mitsara ny finoana misy anao sahady ny olona
NY SAKAFO MALOTO dia tsy izay miditra ny vava ka mivoaka any amin'ny fanariana maloto.
Ny sakafo maloto dia izay rehetra ao anatin'ny fo ka mivoaka ny vava
Ny vava dia na manome tso-drano ny olona,mamelona ny fanahin'ny olona na manompa olona ,feno loto sy ozona sy fankahalana no avoakany satria izay no taratra ao anatin'ny fony ok
vita tompoko