Salama daholo e
Misy inay ihany hirain'i Ghaby ity fa io ve no tadiavinao?
Inay aho tsy nahalala anao akory
Ry olo-mandalo niserana ihany
Ny foko ato anaty dia toa oriory
Misento anao lava, misento anao hatrany.
Fiv:
Ny endrikao, ny fitsikinao
Tsy afaka an-tsaiko hatramin’izao
Ny anaranao hafahafa izay
Tsy ho afaka am-bavako mandrakizay
Kanefa tsarovy? f’indray andro any
Mbola hahatsiarovanao ny anarako
Ilay fo mitempo anao sy kotsan-tomany
Dia ho tsarovanao, tsarovanao rahavako
·