Famonoana afo hatrizay fahagolan-tany zany e !! otran'ny defa oe vao omaly vao nisy anzany !! mandrasa fifidianana o ! aoka zay ty be mokony ty !!!!

1. andrywui ( 02/05/2012 09:40)
hahahahah ...mapme be !!

efa fomba fanaon'ny mpitondra hatramzay no mandrava afo amin'ny lakrim ry bandy a ! fomba aradalana na aty europe na any amerika na any azia na afrika !!! fa de otran'ny defa oe de tena zavadehibe vao zao vao nisy ery zany oe fanjakana mamono afo amin lakrim zany !! le fomba fitenin'ny mpiondana anle izy manko defa otran'ny oe faty olona mikararana no nitranga fa maty aby ny olona ,nefa tsisy anle mipoaka akory tao fa lakrim fandravana anireo be mokony tsy mahandry fifidianana !! na ry sadc nantrika anle lakrim aza zao mety nikozy oe normal be !! fa ny an'ny firenena hafa anie ry lerony ka tonga de basy balle réel no alefandry lerony fa tsy mivakla ze lakrim kely zan ry zalah ee !!
-- de mbola averiko iany oe aza avela ny satroka fotsiny oa no hifaly aminio loha io fa aleo hiasa izio !!
toeran'ny satroka fotsiny !!!!
novalian'i andrywui ny 07/05/2012 11:53
2. andrywui ( 02/05/2012 09:42)
mbola vao lakrim kely defa mitsakorapaka eran'ny tanana ry mpiondana tsy mahandry fifidianana !!!

aza mipapapapa tsony ary fa aleo avela hanao fifidianana i dada huhuhuhuhuhuhhhhh
3. andrywui ( 02/05/2012 10:03)
de aza manita-dresaka ao ambany ao tsony ry mlamm fa mandreraka be a

-- de lazao fa nisy firy ndray oe no maty !!! mpandainga , mpanita dresaka ,mpiteniteny foana !!!
4. pulm ( 02/05/2012 10:35)
de aona zany le teny ambohitsirohatra t@ fankalazana ny 7 Febroary? samy olom-panjakana daolo ange na i Andry na i Mamy, fa maninona no dia manao zara vilana? sa oe raha i Andry dia tsy maninona raha mamory olona satria filohan'ny tetezamitatra? fa i Mamy koa ange ka filohan'ny kongresy e! sa try efa fiarahamitantana izao? misaotra aloha fa efa mandavaka lavaka ilevenany izy e! ny mpanotitra sisa no andrasana hoe IZA
5. andrywui ( 02/05/2012 13:50)
Mila maka autorisation koa ry pulm fa tany misy lalana ny firenena ka tsy hanaovana mokondoha oe hanao ze tiana atao
6. mirananirina ( 02/05/2012 15:10)
Hay va re tany misy lalàna i Mada eh? Dia aiza ho aiza ao ilay lalàna miteny hoe azo ahongana sy tafihana ny fanjakana kay?sa nahazo autorisation nareo nanafika ny lapa panjakana?
7. cbd ( 02/05/2012 16:12)

andrywui:

Mila maka autorisation koa ry pulm fa tany misy lalana ny firenena ka tsy hanaovana mokondoha oe hanao ze tiana atao
io ndray lé daina tsy zaka d midegany fts sisa no atao!!! tany mis lalana aiza?????autorisation avy tam iza no nahazahoana nanongana??? mba misaina raim ftsn wa
8. andrywui ( 02/05/2012 18:38)
maka fazoandalana amn préfet de police ry abcd à aiza ary izy zany ...ngah fanjakan'ny baroa izy ty ...
Mirana kely à ,,zao no lazaiko andry ,nanongana an'i deba i ravalo tsisy niteny ,nanaiky ny oul ..refa mba voahongana ndray d tsy mahazaka ,,vaindrahalah tsy maharary e ,,
9. milamm ( 03/05/2012 00:24)
raha ol otrany wui ny Malagasy rehetra dia ho voafitaka 500 taona, maivana loatra le resaka manitsaka lalana satria ny teo loha nanao izany ... asa mivaingana miarina , mifofotra sy miezaka tsy vavabasy sy lakrimozena no amahana izany !!! tsy fanilihana andraikitra satria mihevitra ho mahavita tsara kokoa fa bainga voavadika, azavao ary raha mety ny ataony fat ka manaiky na civil administration feheziny ministera na lalana ho an'izay tsy manatanteraka ny soniaviny sy ampanatenainy sa kosa heloky ny olona tsy eo antoerana akoery sy manakery mantanteraka ny fahefana ananany? raha tena mahafatrapo manohana ny tgv sy fat ary ny namana wui iangaviana andalo sy idina kely eny antoerana (Place 13 mai manohana izao asanjiolahy zao), anazava izany @ izay mifanehatra eny (tonga de voaendy tsisy fameriny LooooL) tsy ametrahana satroka ftsn ny loha ry wui fa andinihana sy amakafakana, atanterahina, iainana avy eo isika vao afaka miresaka a (za bain miaina sy mandoa hetra eto tsy mila masolavitra, modia aty de miresaka mihaona... mazava?)
10. milamm ( 03/05/2012 01:53)
azafady leo amboalohany e raha dia tsy ampy oe sanatria loool
wui, tohizo fa mampalelo nde itory @ fat zany oe any @ tanana misy olona tsy milamm @ ataonareo manin no tsy zerana bomba fa lakri ftsn na bazooka farafaharatsiny? eritrereto oe misy saina ihany v sa tsisy no manao tsin2 ireo rar, sy ireo mpiray Tanindrazana maneho ny heviny tsy mitovy @ hevitry ny tena, mikoroso fahana zany toetsaina izany tsoriko rawui wawawa manatody lool
11. andrywui ( 03/05/2012 06:37)
mlamm a .lakri zany oa rah zany no itarainana amn tribunal international oe zahay nodarohana bomba be lakrim de ho tapatsinay daolo ny mpitsara angamba ....
12. milamm ( 03/05/2012 16:01)
ry krisy zankisoa v? tsinay efa lo sy ho tapaka zany wui a looool
13. galasm ( 04/05/2012 21:50)
dia tsy azoko mihitsy lesy no tena halahelon'ela @ le8 ry wiwi,fa dia isan'andro aho mahita an'ialahy miwawa eto hon hon hon
14. andrywui ( 05/05/2012 14:10)
aaaa diso b elah bainn fa tsy manana alaelo amin dada mitsy ah aa ... fa le politika nentiny no fopla de somary nifandona kely zahay mianaka ! fa akamabeako i dada ka
15. pulm ( 07/05/2012 10:14)
ny endry mody voky... (aleo mangina fa ny mpikarama anady eto dia tena mande tsara), aiza koa mo no ahitan'ny olona any ivelany any e! be tatasika fotsiny; efa mba fatatrao mo ve ny momba an'ny LALATIANA sy FIDELE ry be tatasika? efa natsikafonireo ny momba an' lava sanga, fara fahatarany ireo @ty volana MAY ity no tafaongotra eo! iza moa izao no tsy migirevy?
16. andrywui ( 07/05/2012 11:53)
Marina zany pulm ....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2141