hiala paraky
1. Enry
(
20/04/2012 11:45)
2. Miharena
(
29/05/2012 14:07)
Mila fahavononana hiala aloha no voalohany.
Faharoa, miezaka mihaino ny vatana ary mibaiko azy aza hanonitra izay banga rehefa miala satria rehefa hiala iny dia mety mlaemilemy, marary an-doha be sns... dia miezaka manao izay mapifalifaly ny saina rehefa tratran'izay mandram-pahafeno ilay adrenaline mampandrisika ilain'ny vatana izay nosolin'ny paraky teo aloha.
Ny tena azo amehezana azy dia mamerina ny toe-batana fony mbola tsy nandray paraky amin'y alalan'ny herintsaina sy herim-panahy. Ilay fanahy no itokiana hamerina ilay toe-batana eto. Ampanginina ny saina rehefa avy mangataka herim-batana amin'io fotoana mahalatsaka azy noho ny tsy fahampian'ny adrenaline io.
3. didi10
(
23/08/2012 06:21)
Tsiky kely: Ay ny mpihinam-paraky koa efa mahay Internet?
Tongava saina fa matoa ianao tsy afaka mahabaiko ny tenanao tsy hihinana dia tsy tompon'ny tenanao intsony ianao fa ny filàna, ilay paraky no mibaiko anao. Andevoziny ianao, aza manaiky andevozin-java tsy miteny izany ianao namana.
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2024 - page load 0.8482