DJ ihany e !!

1. Enry ( 19/04/2012 11:47)
Ny tena antony nahatongavany ingahy DJ na filohan-tsika malagasy eto amin'ny tanana dia fandrosoana any vahoaka malagasy.
novalian'i andrywui ny 28/04/2012 10:40
2. milamm ( 19/04/2012 14:14)
miteny irery ty tary ty,aza mpidirina ny oe isika sy malagasy, olona nanao andrarezatra milaiso fitondrana sy tsy voafidy fa jiolahy tsy azo antsoina ho filohany firenena 1 n'aiza2, sady raha fandrosoana diso tanteraka mba mijereva ihany bilan socio-economique 2009-2012 de avoahy eto anamafisana izany vao miresaka
3. saho ( 19/04/2012 17:04)
Tena tsy milay le fijery hoe tsy voafidy e, n'aiza n'aiza marina tsy reconnue io araka ny tenin'ny milamm, maninona zao raha aroso ny fifidianana dia samy hita eo, saingy toa tsiss vola hanaovana izany angambany, crise ny vokatry ny fitondrana tetezamita tao anatin ny telo taona, tsiss resultat mivaingana sy mazava, fa ohatran 'ny kilalaojaza sy fomba jiolahy, tsy mahagaga raha mihamaro ny jiolahy ao mada zao, maka tahaka le Rajoelina, fomba jiolahy sy fomba hery setra be, tsy mahagaga raha feno teratany vahiny frantsay mati2 foana, satria ireo no fototry ny crise any mada amin ny fomba fijery manadiady
Mazotoa daholo
4. andrywui ( 19/04/2012 19:59)
hu hu hu hu
5. milamm ( 20/04/2012 00:48)
loool maivana toy ny volomborona bainn a na hevitra na fisainana, loool kambana marina ela sy le zary ndrepandeha ry lool
6. andrywui ( 21/04/2012 10:35)
nataon'ny vahoaka rehetra miitsy ze fomba retra nampipitika an'i dada tsisy niaro kou en plus refa nigafian'ny capsat izy mba hampiakarana anle DJ man eo ambonin'ny table mixeur de io fa lasa filohatsika ilay DJ man !! izy rahateo bogosy lavitra noho i dada izao !! i dada efa vizana be , antitra tsy fidiny amin'ny fampiesonana sipa lava nono tao swaziland sy afrika atsimo de valaka iany farany
7. andrywui ( 21/04/2012 10:35)
nataon'ny vahoaka rehetra miitsy ze fomba retra nampipitika an'i dada tsisy niaro kou en plus refa nigafian'ny capsat izy mba hampiakarana anle DJ man eo ambonin'ny table mixeur de io fa lasa filohatsika ilay DJ man !! izy rahateo bogosy lavitra noho i dada izao !! i dada efa vizana be , antitra tsy fidiny amin'ny fampiesonana sipa lava nono tao swaziland sy afrika atsimo de valaka iany farany
8. gasyjean ( 23/04/2012 12:37)
Hita mihintsy hoe bandy pelaka no mitia dj izany!!!efa tsy ho ela dia ho avy ny fotoana hampanginana ny vavanareo,(Jereo ny nahazo an'i Khadafi)dia efa mba alefaso ny eritreritra,hoy aho hoe "efa tsy ho ela intsony".Izay ihany.
9. andrywui ( 23/04/2012 17:44)
Mangina elah ra illuminati a ,,mba hainlah ve avatar nlah io sa de ataotao eo fotsn ??
10. gasyjean ( 23/04/2012 19:57)
Sarotra lesy izany mangina izany raha mahita izao hankelezan-tsain'ialisany izao aaa!!
Dia ilay resaka Illuminati indray dia aza matahotra ialahy,fa fantatro tsara,tsy mipetrapetram-poana io avatar io ok!!
11. andrywui ( 28/04/2012 10:40)
OK OK OK !

de innn no hirahiran'i toi raillum a ! misy vao2 ngah any oany toa aviavy b i akama zan ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1082