J - 2 ...! ho avy ary ve i dada sa tsia !?

1. andrywui ( 25/02/2012 00:31)
- Izy aloha defa ningosongoso amin'ny anabaviny mihitsy fa tsy maintsy ho avy hono e ! na ho tapahana aza io lohako io ozizy de tsy maintsy mody ah !

- tena mahafinaritra mihitsy fa asa ndray ze NOTAM ho ataonle keliendaka lavasanga io hanohanana an'i dada tsy hody zao !

- Ny olona zao efa tsindrindaona beniany oe ho okory izy ty randay a! ho tay sa ho atody ?? ... Rakotobe mo defa sahy maty zany e ! - aleo ah ho maritiora ngamba ozy !!

- ry zalah "adala matanjaka" ko toa maromaro iany no hitsetsena azy amn 26fev araka ny nolazainy eny ivato eny ka asa hanokory fa i Gal Fidy zao no efa miomana mafy (rakotozafy io ) ,de i Pety rakotoniaina koa , Voninahitsy jean eugene etc ... ka na tsy de be aza no hitsena an'i dada de efa mba misy andry zalah reo alou mba tsy mitsanga menatra ! ...


- mandroso ary !!!!
novalian'i andrywui ny 01/03/2012 23:16
2. zama91 ( 28/02/2012 23:10)
ory rawuix an mankanesa ialahy any dago dia anontanio ny olona hoe mbola misy ve izany mpanohana an'i tgv izany ,ary aza adino fa ny olona nividy an'i tgv ho lany maire teto tana 180.000 raha 530.000no azon'i ra8 t@ 2007,dia manaova ialahy calcul kely,
3. andrywui ( 28/02/2012 23:47)
Marna less zan bainn a ekena e ...
4. andrywui ( 28/02/2012 23:49)
Zafisolo ndray no pronostikatsika mbamindrahery zao e
5. zama91 ( 29/02/2012 00:08)
soavaly be tongotra, iza lesy izany tsy ho 1/20.000.000 cote lery ,asaivo milatsaka lery fa i roindefo aza anie lesy nahazo 32 mpifidy t@ 2007 NEFA LASA PM 2009 EH
6. andrywui ( 01/03/2012 23:16)
ho vita tsy ho ela lesss na ny tantaran'i dada na ny tantaran'i kelifingotra ry zama a ...aleo miova fitana !! tsisy afatsy ny mahavita azy iany no ajoro eto ee
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7437