tsy ho avelatsika hihaodihaody eto ny CYCLONE ....
1. andrywui
(
15/02/2012 22:57)
tadiditsika ve zay fehezanteny izay ???
de jereo ny takaitra ratsy avelan'ny cyclone fa nisy maty, trano rava, potika ny tanana, miakatra ny rano , maty ny herin'aratra ,rava daholo ny fotodrafitrasa rehetra !!!!
RIJADOLLY a ---)) ho avela hiditra handrava ny tanana iany ve ny CYCLONE toy io namely ny tanana tam latsinainy , talata io ??? de ozy rijadolly zao oe non tsy azo avela !!! de mazava ny resaka zany e !!!
ny filoha no nilaza an'io ho anizay tsy naharaka oo !!!

novalian'i LazaDaddy ny 20/02/2012 04:53
2. milamina
(
15/02/2012 23:38)
andrywui> Raha tsy diso aho toa olona tsy dia nandia fianarana loatra no niteny izany ka noheveriny fa anaran'olona atahorany ka tiany ho sakanana tsy hiditra eto ny hoe: "Rivo Doza".
3. rijadolly
(
16/02/2012 02:40)
Fa ny takaitran'ny haitany izao tsy afaka miteny intsony hoe ny tsy fisian'ny rano no mahatapaka ny Jiro sy Rano. etsy andaniny mbola mahamay hatramin'izao ny fahoriana navelan'ny haitany, sady efa 3 taona izay mbola eto ihany. Mofo 200ariary ity sarotra ny manao azy satria ny rano azo izay mba handemana farine avy amin'ny cyclone tsy hay ny mitahiry azy fa avela miparitaka etsy sy eroa fotsiny.
Tsy aleo ve ry Adrywui mifanaraka kely fotsiny sao dia mahay mitahiry rano ihany io cyclone io a! telo taona anie izay no voan'ny haitany teto isika e! Izahay mantsy e! Nareo mantsy miliba ny vary 500Ar/kg, mofo 200Ar, nidina 30% ny Jiro sy Rano, 12500Ar ny vidin'ny Menaka 1litatra, manjaka tsara ny demokrasia eny Ambohijatovo sns...,

4. rijadolly
(
16/02/2012 03:34)
Diso ilay vidin'ny menaka eo ambony io fa 2500Ar no izy, mialatsiny indrindra amin'ilay fahadisoana, sao lazaina indray hoe tsy tia an'TGV eo za.
Andao hifandray tanana e! tsy misy afatsy izay ihany no vahaolana Andrywui a!
Ny fanambonian-tena eo ambonin'ny fahorian'ny vahoaka mantsy mampianjera fa tandremo ihany sao dia ... ry FOREVER an!

5. vony501
(
16/02/2012 06:19)
Naninona ary no tsy nomena NOTAM iny rivo-doza iray iny fa navela hiditra sy nandravarava ohatra an'iny?
6. hery
(
16/02/2012 08:36)
Angamba fambara iny hoe tsy azonao atao Notam daholo ny zavatra rehetra.
Izay mantsy ny tenin'i Joelina hoe tsy avelantsika hiditra eto raha rivo-doza hanakorontana. Dia nomeny Notam Ravalo... dia nofaizin'Andriamanitra hoe sakano koa ara ny tena rivo-doza raha voasakanao.

7. andrywui
(
16/02/2012 14:35)
hery:o ry zalah a !!! adala ve nareo e
Angamba fambara iny hoe tsy azonao atao Notam daholo ny zavatra rehetra.
Izay mantsy ny tenin'i Joelina hoe tsy avelantsika hiditra eto raha rivo-doza hanakorontana. Dia nomeny Notam Ravalo... dia nofaizin'Andriamanitra hoe sakano koa ara ny tena rivo-doza raha voasakanao.
aza afangaro mihitsy ny Tenin'Andriamanitra sy ny famonoan'olona nataon'i dada fa tena mifanao havia sy havanana mitsy zany !! raha ny vono olona natao teo ambohitsirohitra angamba no entina eo anatrehan'Andriamanitra ry hery defa nodoran' andriamanitra tamin'ny afobe daholo nareo izay mpanohana anle vono olona an'i dada teo !!
fa resaka spirituel iny tsisy idiran'ity resaka social sy politique ity mihitsy ! aza afangaro fa efa mitady hanao blasfemm ndray i tonton zany !!
- faharoa : asa alou na diso ny fanisako miala tsiny ah fa mbola olona roa alou hatramzao no efa nanao genocide ny malagasy hatramzay teto M/car dia i ratsiraka sy i Dada ! ... de marina tokoa alou le tenin'i filoha oe tsy possible ho avela hamiravira ny malagasy intsony kosa ireo zay nandraraka ny ran'i reo malagasy ka ... mazava tsy ioadiakevitra iny ratsiraka moa efa nahatsapa anzay defa nanaja tena oe be tokoa reo maty tam 91- 2002 ka aleo marina mpetraka !!
indroa namono olona bobaka anie ry zalah reo e !! namono olona bobaka ravalo tam 2001-2002 !a ry faly ery oe nahafaty olona bedeb zah tao Ambilomagodra - brickaville -tana etc ...de mbola notoizana iany le famonoan'olona satria nahita tsirony tamin'ny ran'ireo malagasy tam 2001 de mbola naverina ndray ny 2009 (ambohitsorohitra ) ....
-otrizay koa i dadabe nahafaty bobaka koa tam 91 de nahafaty reservistes tam 2002 !!!! saingy ny nahasamy hafa azy de ilay raikalahy dadabe nanaja tena satria nenjehan'ny eritreritra fa le raikalahy imerikasinina mikiry biby hamono malagasy ndray koa !! .... bizarrrr be dada tsssshh ...
8. milamina
(
16/02/2012 22:10)
andrywui:
asa alou na diso ny fanisako miala tsiny ah fa mbola olona roa alou hatramzao no efa nanao genocide ny malagasy hatramzay teto M/car dia i ratsiraka sy i Dada !
- Ny Frantsay izany tsy olona e? Mety misy fahamarinany.
- I Andry Rajoelina koa izany tsy olona? Mety ho marina ihany koa ny teninao fa misaotra mampahatsiahy :)
9. andrywui
(
16/02/2012 22:25)
milamina:milamm a efa niteny niala tsiny mialou ane zah ee oe mety ho roa ihany !! ny malagasy namono malagasy !! - ny vazah ndray ireny fanjanahantany reny adin'ny be sandry sy ny mahery noho ny tena tsy asina resaka iny fa ity malagasy mandripaka malagasy no asiko teny ane e !!
andrywui:
asa alou na diso ny fanisako miala tsiny ah fa mbola olona roa alou hatramzao no efa nanao genocide ny malagasy hatramzay teto M/car dia i ratsiraka sy i Dada !
- Ny Frantsay izany tsy olona e? Mety misy fahamarinany.
- I Andry Rajoelina koa izany tsy olona? Mety ho marina ihany koa ny teninao fa misaotra mampahatsiahy :)
ouuddryy !!!...iza no naripak'i TGV zany ry malamm ?? mba omeo ohatra iray ah oe taiza i TGV no nandripaka olona otran'ny teo ambohitsirohotra zany ??? .... aza miteniteny foana kosa fa tsy marina zany ka !! tonga de oe rajoelina !! rajoelina aona kou izy koa ary anisan'ny saika ho aripak'i dada tamin'iny teo ambohitsorohitra iny fa niafina nitsoaka ko !!
10. milamina
(
17/02/2012 03:29)
Dia tokony avela ho afa-maina amin'izao izany ny frantsay satria TSY maagasy izy no namono malagasy fa frantsay namono malagasy?
Sao dia izay kosa no antony tsy nampidiranao an'i TGV satria ny frantsay no toa hoe mibaiko sy nibaiko azy hono?

11. Hagg
(
17/02/2012 06:02)
lundi 6 février 2012
Révélations d’un garde présidentiel sur le 7 février 2009
Le 7 février 2009 à Antananarivo, Madagascar, 37 manifestants sont tués et 175 autres blessés lors de tirs de la garde présidentielle sur une foule qui se dirigeait vers le palais présidentiel. Un journaliste de la RTA y a été tué d’une balle à la téte. Avant le coup d’état, Marc Ravalomanana avait demandé l’ouverture d’une enquéte par une commission indépendante à propos de cet évènement sanglant.
Voici une traduction libre du témoignage d’un garde présidentiel sur Radio Fahazavana présent à Ambohitsirohitra ce jour-là :
D’abord un appel solennel à tous les gardes présidentiels qui ont assuré la garde du président du 07 février jusqu’au dernier moment à Iavoloha. N’oublions pas que nous avons été souillés depuis le 07 février, dans nos dossiers, il est marqué ASSASSINS. Rappelez-vous quand méme qu’il y avait eu des tirs croisés à Ambohitsirohitra ce jour-là, et nous nous sommes tous regardés étonnés dans la cour. Ce qui s’est passé après, si nous avions vraiment tiré, pourquoi les éléments mixtes de l’EMMONAT ont accouru vers nous pour se protéger, mais ne sont pas resté avec le peuple si nous avons vraiment tirés. Ensuite, seule une cartouche a été utilisée et un seul GP a tiré. Il y a eu 18 balles sorties de cette cartouche. À nous de voir et de réfléchir sur le fait qu’avec ces 18 balles, il y ait eu 175 blessés sur le coup et 37 morts. Troisièmement. Pourquoi du côté de l’Office National de l’Environnement, du côté de Colbert, du côté de la BMOI et de la je n’aime pas trop en dire trop, et de l’ancien Shoprite, il y ait eu des morts et des blessés. Nos balles ne peuvent pas faire des tirs transversaux, ne peuvent pas zigzaguer, une balle ne peut qu’aller tout droit. Quatrièmement. Nos tirs ont été tirs de rebondissements à terre. Nous avons tiré par terre et non à hauteur d’homme, c’est pour vous dire que nous n’avons pas tué ces gens. Une preuve indéniable, devant nos yeux, le journaliste de RTA a basculé vers l’avant vers nous quand il a été touché, et c’était le premier coup d’éclat de fusil ce 07 février à Ambohitsirohitra.
Ce que nous vous demandons, à vous nos frères militaires, à vous gardes présidentielles, ou à vous les militaires qui n’osent pas donner leur avis, nous vous implorons [des deux mains] : levez-vous pour protéger notre terre et notre patrie. Enfin, je me tourne vers vous, militaires de la fanfare du gouvernement. Jusqu’ici, c’est le président Marc Ravalomanana qui est le président légal et élu démocratiquement au suffrage universel. Ce n’est de la haine, mais le [soa toavina] militaire. Rappelez-vous que mettre notre tenue militaire, c’est pour l’honneur et pour la patrie. Les galons que nous [isalorana], ce n’est pas pour notre honneur, mais pour l’honneur de la patrie. La musique que nous entonnons, ce n’est pas pour notre honneur, mais pour l’honneur de la patrie. C’est pour la patrie que nous vous demandons, que nous vous implorons : levez-vous, car ce sera la clé qui servira rapidement à débloquer la situation, levez-vous pour trouver des solutions tout d’abord entre nous, ensuite avec les civils …

12. andrywui
(
17/02/2012 08:28)
hagg a !! ---)) rehefa namono olona ravalo de namono olona eee
ary mahagaga fa de samy mamoakamoka kely fopfopla kely otran'io anao io daholo ry hagg ry zalah very seza rehetra a hihihihih !! indrindra fa ry charles sy ny akamany ! - fa maninnn ary no tsy alefa amin'ny sehatra ambonimbony kokoa miaraka amin'ny porofo mazava ,fa de mitaraindraina kely eny amin'ny sisiny tsy légal otrizao fotsiny ??? -- mahay kosa alou le namorona anle angano e !!!
- faharoa : raha efa nanao miaramila ingah de mahalala tsara ny porté anreny basy reny surtt mitrailleuse ,fa mahatratra 2km na 1,5km ireny , zan hoe possible raha mahavoa tanan'olona anakiefatra sy tongotra dimy iny bala iny vao zay vo nidona amin'ny vatan'olona !! ary raha akaikikaiky de mety maha lavaka olona 5 na 6 ireny mitrailleuse reny vao mijann !! ka possible ny mety nahafatesan'i dada olona betsaka satria nitangorongorona be ry lerony (tgv) tamle nirifatra oe hiditra ao Andapa iny !! ....possible bala iray nahafaty TGV 2 na 3 tamininy

13. vony501
(
17/02/2012 11:39)
Tena mampihomehy mihitsy le Andrywui. Bontolo fotsiny, sady tsy manao analyse no tsy mihaino ny analysen'ny olona, sady tsy mahita no tsy mijery ny tena marina fa faly mankahala be fahatany an'i Ravalo ary manaraka anjambany ny TGV fotsiny. Tsy nisy tsy nahita ny tirs croisés tena nahafaty ny TGVistes tamin'iny (ianao irery angamba no tsy nahita), manginy fotsiny ny fijoroana vavolombelona nataon'i Cl Charles sy Monja Roindefo ary ny GP. Ankoatra izay ny porofo nivaingana tamin'ilay panneau publicitaire (indrisy fa nosoloina antsokosoko) izay nisy diam-bala sns...I RAJOELINA no tena mpamono olona, mety ho namany niaraka niketrika an'ireny ianao matoa miaro be fahatany azy ohatra an'io. Mbola ho avy ny hisehoan'ny marina, ary tahotra izany io tsy anekenareo ny fodiany io
14. hery
(
17/02/2012 11:56)
mahatratra 2km hono ny basy dia afaka mihodinkodina manaraka arabe fa tsy mahitsy lolll
sa bala téléguidé? loll
sa bala téléguidé? loll
15. andrywui
(
17/02/2012 22:28)
hery:hery a ! - ny mitrailleuse vaovao MK 56 n'ny amerikann ireny aza anie porté 5km mihitsy fa aiza ary enao zany e !! tsy milaza ah oe afaka mivilivily lalana otran'ny helico kely teleguidé anao akory le izy fa 2km tora-tady zany (raha mahay teny malagasy tsara i hery vol d'oiseau ) ozy ny vazah !!
mahatratra 2km hono ny basy dia afaka mihodinkodina manaraka arabe fa tsy mahitsy lolll
sa bala téléguidé? loll
16. andrywui
(
17/02/2012 22:35)
vony501 a ---)) tsy manaraka bontolo ny tgv mihitsy ah fa tena manao analyse ka !! --- fa izao ry vony ! olon'ny fo loatra isika malagasy oa de tsy mahatadidy ny zavatra vao nataon'ny olona vao tsisy firy taona teo akory ,,, de voadona fanindroany ndray de entimpo ndray de manala de mamono ,,, de afaka taona vitsy ndray de mitalaho iny mpamono iny de mandozitra ry gasy olon'ny fo de manaiky lalaovina ndray !!!! de hain'ireo mpanao politika avara-pianarana mihitsy ny milalao ny malagasy !!! -- jereo zao ratsiraka : tokony hoe tsy naverina teo tsony izy refa nanpesena i zafy albert fa de naninn no izy ndray no nahaontsa ny fondramalagasy nandimby teo ?? de io fa nentimpo ndray ny 2001 nahita andravalo de otran'ny hoe tsy ho faty reny mihitsy tam 2002 nanaovandravalo azy de vetivety teo ndray de homboy ,, homboy ndray ravalo hoy ISIKA REHETRA de ,, avy eo ndray tsy de netinety angaha na nahay nikabary lozantany le raikaly sud aff iny de le oul mbola tsy niasa ,, mbola tsyn nandray angady ndray maraina akory ndray ty no oe esory esory teo ndray !!!de iza no haverina ???? ilay nataotsika mianakavy oe homboy ,, homboy tetsy !!! de jereo tsara ane ty mba politika n'ny malagasy ee tena tsy te hilaza aho oe vendrana , fa tena vendrana mihitsy ny malagasy !! tokony mba mijery ny politika aty amn tany mandroso aty france na any amerika ny malagasy de tsy hanaonao foana entin'ny fo fotsiny otrizao !!! manova , manangana , mandrodana ,, manorina ,,mamboatra , mandringana ,,
17. andrywui
(
17/02/2012 22:42)
io TGV io zao tena mbola tsy hita mihitsy izay tena fiasany ???!!! de efa oe arodany ndray !! nonnnn .... aleo hitondra ny tanora aloha !! leo anle lohana antitra efa miketrona reo ny olona !! aleo le tanora ho eo ! omeo tombony izy hanangana ny firenena fa tsy ity olona fangolika lahy efa voky des milliards ao amin'ny banky soisy ty ndray no itangezorana averina eo nefa efa hita fa 7 taona ngarangidina ny paosin'izy mianakavy no nofenoiny fa na ny mpanao dobera kely sy fromagy kely tetsy aza nofirany daholo !!! .... tsisy fika tsony iny ee aleonay maty toy izay iny hiverna eo !!....na hanaovana kamikaze aza tsy olana !!!!
--avelao ny tanora hitondra efa teny ieranatsika teny ankianja zany !! .. tsisy avantage mitsy ve rangah va blokena ny vola atsy ,, blokena ny vola aroa ,, akatona ny BOA ,, akatona ny zao zao zao ...ireny antitra ireny tokony ho efa ho faty any daholo amzay (tsy manao politika tsony) fa lasa puce ho an'ny tanora mbola manana atidoha mahiratra ny fanelingelenany eo !!

18. hery
(
18/02/2012 07:11)
andrywui>
Ka raha vol d'oiseau dia valio ara io hoe ary ambadiky ny Shoprite no nisy olona voatifitra. Sa ny bala avy eny Ambotsirohitra afaka mivilly mahavoa olona any ambadiky ny Shoprite?

19. andrywui
(
18/02/2012 10:53)
iza le olona voatifitra tao ambadikin'ny shoprite zany ??? mba asaivo mijoro vabvolombelona oe ho jerena !! efa voatifitra tery aloha tery izy vao namonjy aina nankany nihazakazaka fa eo amin'ny mazava be tsisy sahotaka eo ve enao no hitifitra olona tsy ho vitain'ny vahoaka marobe manodidina eo !! tery aloha iany anie no nisy sakoroka fa vao niodina kely tetsy amin'ny bank BOA sy Shoprite defa otran'ny tsisy inoninn ee !! ...
20. andrywui
(
18/02/2012 10:55)
tena tsy mitombina mitsy zany fa hita resaka atao petatoko fotsiny sy amboarimboarina mba sitrany ahay ahamaivana ny sazin'i dada ?? sa mba hanadiodio ny sain'ireo havan'ny voatifitra ??