ampitampitao...
1. milamm
(
07/02/2012 08:01)
sombiny ireo vaovao fanakorotanana samia mailo
-Original Message-----
Subject: VAOVAO FARANY
Misy andian'olona nokaramaina hanao fanahina jiolahim-boto manomboka anio alina aorian'ny amin'ny Fito. Voalaza fa 5000 lahy misy avy any Atsimo, Fort-Dauphin sns.Ao anatin'izany koa ny mpanao Rugby sy KUFUMA. Hanao herisetra samy hafa. Misy ny hamono olona fotsiny tsotra izao, ao ny handoro trano, fivarotana lehibe eto an-drenivohitra, ,ny Grossistes sns.Ka hanombohana izany ny an'i MONLOUP eny TANJOMBATO.Io tsy misy resaka hoe hangalatra fa tonga dia herisetra mamono. Handoro BUXI sy aotomobilin'olona mandeha eny amin'ny arabe na amin'ny sisin-dàlana.
Opération KAÔTIK izay no hilazan'izy ireo azy, ka KARANA (MOUSTAFA) famille DISCOGI no fantatra fa ati-doha mikotrika an'io. Vola amina miliara maromaro no ampiasaina amin'izany. Efa nahavita Banderole maromaro, ary manana fitaovam-piadiana ihany koa..Efa manana manam-boninahitra 20 ka ny 14 manam-boninahitra jeneraly ary ny 6 kolonely.Tsy fantatra anefa hatreto ireo manam-boninahitra ireo. Efa azon'izy ireo koa araka ny fanampim-baovao ny toby miaramila iray eto an-dRenivohitra izay tsy mbola fantatra m azava ny hoe ny aiza ? Kasaina hatao anio sy rahampitso io hetsika hanaovana herisetra sy fandrobana io. Ka ny loha-hevitra entin'izy ireo manatanteraka izany dia ny hoe : "NO PITIé". Black OUT toy ny any IRAN sy IRAK ireny.
Fantatra ihany koa fa efa mivonona ny handositra ilay karana atao hoe MOUSTAFA io, ka efa nahazo Laissé-Passer vita sonian'ny PAF ? Ny fanangonam-baovao ihany koa no nahalalàna fa tena hetsika hanakorontanana tanteraka ny eto Madagasikara io, ary handrombahana fitondrana ihany koa.Hatrany amin'ny 1000 isan-jato ny fahamarinany, araka ny loharanom-baovao azo farany..
Vaovao farany androany alatsinainy amin'ny 10 sy 20 alina aty an-tanindrazana :
Mbola nivory tao amin'ny masoivohon'ny vozongo indray ireo antontana manamboninahitra jeneraly sy ilay priminisitra miaramila teo ary Yvette Sylla androany folak'andro (Vital lehiben'ny tetezamita ary Yvette praiminisitra) - samy vazaha avokoa ireo, ary eken'ireo jeneraly poak'atyio sarin-kevitra io.
Tokony efa hody fa nahavita ny telo taona ilay lehiben'ny masoivoho saingy afaka mitohy 1 taona indray izany raha misy toe-javatra henjana miseho ao amin'ilay firenena iasany(korontana, fanonganam-panjakana sns...) - samia mandinika izay dikan'izany sy ny zava-miseho ankehitriny isika rehetra.
Misy ny tsaho miely izany fa hisy fanonganam-panjakana anio alina.
Manao barazy ny fokonolona eny Tanjombato satria toa hoe horotahan'ny mpanakorontana ny depôt Monloup.
Notongavan'ny miaramila izao alina izao nataony perquisition ny tranon'i Tojo Ravalomanana any Antsirabe. Tsy fantatra ny antony. Tsy tratra tao ilay io lehilahy io ka nodarofan'ireto miaramila bala novonoiny ny alika rehetra tao ary nopotehiny ny fefy rehetra. Izao hariva izao io vaovao io no niseho.
novalian'i andrywui ny 08/02/2012 09:59
2. milamm
(
07/02/2012 08:03)
Midi-doza ankehitriny ny firenena noho ireo tsy mataho-tody kilalaon’ny mpanjanaka frantsay. Ankehitriny dia ny masoivohon’ny frantsay no mibaiko ny firenentsika.
Ny alakamisy hariva lasa teo no nivory teto amin’ny tranon’ny ambasadaoro ny jeneraly frantsay telo lahy vao tonga ny maraina niaraka tamin’ny lehiben’ny etamazaoro malagasy sy ilay jeneraly nomen-dRavalomanana ny ho direktoara fahiny iny. Ny antom-pivoriana dia ny handraisan’ny miaramila ny fitondrana (direktoara) mba tsy anarahana ny taratasin-dalana napetraky ny iraisam-pirenena, izany hoe ny tsy ahafahan-dRavalomanana mody intsony ary hanaovana fifidianana ka ahazo hilatsaka ny lavanify satria tsy mitondra ny tetezamita intsony.
Mivory eny ambatobe ankehitriny alahady ry lavanify sy ny forongony manomana ny taratasy hangataka sy hanekena izany.
Tsy manaiky io direktoara io anefa ireo solontenan’ny manamboninahitra lefitra (COSOFAM) satria ny manamboninahitra no nahazo vola be mba hanaikena izany fa ny an-dry zareo manamboninahitra lefitra zara fa misy.
Mitohy ny fivoriana rahampitso hanapahana io fitondrana vaovao io.
Iza ireo vazaha miasa ho an'ny frantsay nanomana an'izany?
Actuellement: préparation d'un autre "coup d'état" à Antananarivo. Devinez où et par qui.
Sous prétexte de l'inefficacité (voulue) des politiques, la France, avec l'arrivée récente de hauts gradés militaires**, va mettre en place un gouvernement militaire (directoire), qui renforcera encore plus sa main-mise sur l'avenir néo-coloniale de Madagascar, avec la complicité des militaires putschistes qui terrorisent le peuple en aggravant l'insécurité dans le pays, en emprisonnant , en torturant, en kidnappant, en empoisonnant, en tuant ceux qui sont susceptibles de contrer leur politique de la terreur dont le but est de remettre le pays sous la tutelle de renimalala (françafrique) comme en Côte d'Ivoire, Gabon, Guinée, etc., et continuer à piller le pays, ses richesses (bois de rose, pierres précieuses, or, diamant, pétrole, minerais...) qu'ils ont commencé depuis que la France a aidé les putschistes à prendre le pouvoir en 2008/2009.
**Le général de corps d’armée (GCA) Bruno Clément-Bollé, directeur de la Coopération de Sécurité et de Défense (DCSD) auprès du ministère français des Affaires Etrangères et Européennes (...) Le Vice-amiral d'Escadre Philippe Combes, des Relations Internationales à l'Etat-major français des Armées et le GB Jean François Hogard, Commandant Supérieur des FAZSOI
Izany no zava-misy ankehitriny, ny frantsay no miantso ny praiminisitra ary manery azy hanaiky ilay hevitra. Aiza ny fiandrianam-pirenena ary aiza ny hoe fitiava-tanindrazan’ny miaramila sy ireo saribakolin’ny mpanjanaka?
Ry Malagasy, raha tia tanindrazana ianao dia mitsangana ary NDAO lavina izany.

3. milamm
(
07/02/2012 08:08)
araho eto zany fihaonany ireo manamboninahitra vahiny sy malagasy @ ireo tetika maloto
http://africadefensejournal.wordpress.com/2012/02/06/france-madagascar-visite-dune-delegation-militaire-francaise/
http://africadefensejournal.wordpress.com/2012/02/06/france-madagascar-visite-dune-delegation-militaire-francaise/
4. andrywui
(
07/02/2012 10:55)
mamadi-dresaka milamm zany a ! en plus efa omaly 06 fevrier oe amin'ny 19h no ho apoakan'ny mpiondana le OPK OPS sy le hamono TGV fa tsy androany !!!
5. milamm
(
07/02/2012 13:50)
ataoko angamba fa tsy ho takatry ny fohy fisainana toa an'i wui io tsy resaka opk fotsiny ary tsy oe hamono an'i lavanify mintsiny na oe direktoara militaire fotsiny fa fomba ibaikoany masoivoho frantsay sy reto manamboninahitra frantsay mpanakorotana firenena eraky afrika(reo nadray anjara t@op.lincorn sns, tchad...) sy ametrahany ny sovaly ary saribakoliny, ny tsy ahalala toa an'i wui tsy olana fa aleo ny hafa ahafantatra
6. andrywui
(
07/02/2012 20:45)
olty mlamm a !! miresaka tsotra mamly ny dinikelah aho hatrary ambany ary fa se mokenlah foana ah !! valiny tsotra mahitsy no iresahako nefa filambaniny mirabaissé ah fona elah ! donc ataovy farany zay !! raha tsy zakanlah le pôlitika de betsaka dinika hafa ao : antson'ny fo , resa-behivavy ,eriteritra mandalo ,etc ... azonlah idirana fa raha zah no mbola amerdenlah eto de aotsako soamatsara eto elah !! ok ve !! asio fifanajana rah hiresaka ary fa tsy mbola nanapoaka na nanivaiva anlah mitsy ah !! - fampitandremana voalohany zay !!!!
7. andrywui
(
07/02/2012 20:57)
ary marina ny voalazako fa tsy androany zany le fanafihana opk sy ops sy famonoan'olona kasain'ny mpanohitra ho atao fa efa omaly hariva (manaraha vaovao tsara ) fa manakorotana saimbahoaka fotsiny ity resakak'ingah ty !!! raha mbola te hamaly ahy iany ngah de jereo io dinik'i RIJADOLLY juste eo ambanin'ity anlah ty io de vakio sy henoy tsara de tsy miteniteny fona tsony manaraka !! de refa tratra de ny bandy no aporiatinkah !!
8. zafimananadrazana
(
08/02/2012 05:33)
Hi!hi!hi! Ho tapa-doha ry Andrywui sy ny forongony afaka fotoana fohy! Tsy ho ela! Ho tonga ny volana mars! Hi!hi!hi!
9. milamm
(
08/02/2012 09:55)
ok wui mazava sintoniko reo teny tsy nahasalama anla raha nisy endrika fanivaivana nefa ela matetika koa manao teny tsy voahevitra ka noraisiko arakizay, aleo ary averitsika ny fifanajana
10. andrywui
(
08/02/2012 09:56)
zafimananadrazana:hihihihi slow lessen ra Tonga toko v ny toko d ts mba sparking ah elah e !!!!?fa efa ela no naenoko anzay menace zay alou 3taona maery zay fa hatramzay ka hatramzao tsy mbola itako ,,nefa ary tamzany natanjak B ny mpiondana ...zao ry zalah efa zara ra misy sisa ka Iza mo ty hanapadoha ty ry ngah roa ???
Hi!hi!hi! Ho tapa-doha ry Andrywui sy ny forongony afaka fotoana fohy! Tsy ho ela! Ho tonga ny volana mars! Hi!hi!hi!