Lettre ouverte aminireo Malagasy misolelaka amin`ireo Vazaha nefa manambany mpiray-tanin-drazana
1. nary923
(
28/01/2012 16:06)
Salama daholo isika,
Isika ve nandinika fa Misy orinasa eto @ny firenena izay tsy mahay mandray malagasy fa mihevitra hoe vazaha ihany no client, AZA manao
an`ireny fihetsika manambany mpiray-tanin-drazana ireny are tomopoko. Jerenareo, raiso anie ny cas-ny Air-Mad, izao lasa mandeha corsair ny gasy
hanaovanareo azy!!!
Comment??? Vous vous en foutez?????? vraiemnt...on verra: CONTINUEZ A LIRE,
Vakio ny tohiny raha tsy mahatakatra:
Tsy maninona izany fa manambanihy ihany Gasy fa izao: Asa angamba raha takatr`i ny saina kely nareo fa ireo gasy ireo anie no mampiditra vola, izay andoavana ny
karamanareo mianakavy ao e? ary io vola io no andoavanareo
ecolage-njanakareo avy eo!!! Izany hoe tsotra ny point-ko. Tsisy
client ianareo, tsy maintsy ho licencier-na satria tsisy vola aza ny
orinasa ka...lasan`ny corsair daholo!!!
Eo izay fa hitanareo ve eny @ny fivarotana maro ireny ireo mpivarotra na caissere izay milelaka vazaha, miaharaba aotran`ireny kely atidoa ireny kanefa tsy fantany fa ireo vazaha ireo ihany no manambaka sy manalika gasy eto. Tsy hitany angamba ireny vazaha manome euros an`ny zazavavy eto ireny pour ...erahana mahafantatra, tsy hitany angamba ireny orinasa frantsay sy karana manambaka gasy @ny karama diso ambany ireny (firy euros fotsiny ny karama n`i akamaron`ny gasy any @ny orinasa vazaha eto?? tena amiko, fanandevozana, sy fanambaniana no sady fanalikana fotsiny ireny). Ka ianareo izay TSY MAHAY MANAJA GASY ireo, FANTARO FA IANAREO IHANY NO ANDEVOZINAREO ..sa ve ...tsy takatra ny loha kely indray izany??
Raha mbola tsy mihino ianareo, vakio aza ny tohiny:
Fantaro fa rehefa tsy miverina ny client (no ny adalanareo ihany), dia mazava ho
azy fa tsy hisy ny vola hiditra, dia tsy maintsy hisy fiatraikany any
@ asanareo izany, na tianareo, na tsy tianareo (Licenciement). Misy koa eo an-kilany client sasany mahavita manompa mihitsy (aotran`ny ahy, na ny reniko moa sy ilay tonton-nay izay mahavita miteny mahery ireo olona manao tsy rariny ary teto tana, sahiko no manambara fa efa betsaka no efa voateniko fa izaho dia tsy manaiky mora izany fa avaokako any ny ahy!!! TANT PIS rehefa maivan-doha mi-servir clients!!!) ka mety andratra anao izany raha sendra an`olona aotran`izany ianao.
Ka mahaiza manaja-tena anareo fa raha vaoroaka eo, ianareo ihany no tsy
ahazaka, no sady tsisy hanina,no tsisy karama, no sady ataon`ny havana maty fosa (VOILA!!)...ka ampiasao ny atidoa raha mbola misy
fa aza manao fisainana vodin'omby aotran`ny fanano`ny gasy sasany
ireny!!!
Izaho aloha dia tsoriko fa betsaka izay ny toerana tsy noverenako
intsony no izay fisainana ambany ny gasy sasany izay, ary noresahiko
t@ havako ilay izy ka dia TENA MAZAVA ho azy fa very koa izany ireny
clients ireny. Ka ry gasy sasany mpilelaka vazaha, ry gasy sasany mpanambany mpiray tanin-drazana, miheritrereta kely re tompoko ooo!! Fantatrareo ve fa mety ny zanakareo ihany no mety ho tangenan`ireny vazaha soir-be ireny pour 10 euros any aoriana any na ampiasany atao commercial dia payer-ny 1 million par mois, avec 'salaire variable' en fonction de l`intensite des activites sur le canape. Fantatrareo ve fa ireo vazaha ireo no andany ny tany eto amin-tsika eto un jour any??? Fantatrareo ve fa any frantsa, ny gasy tsy voa-traiter tsara loatra??
Dia mbola milelaka tay amin`ireo ihany ireo gasy sasany satria vody no misaina e!!!!
Ampiasao ny atidoa raha mbola misy ao amin`ny lohanareo ao fa ny fihetsikareo sasany ireo dia misy consequences izay
mety tsy ho ampoizinareo: sao DIA renvoye(e) ka eo vao
tsy mahita ho atao intsony e no sady afabaraka ao @ fianakavianareo ao
(tsy ireo ve moa no andatsanareo sy hanenjika rehefa tsisy vola sy tsisy asa ianareo??
sa ve... diso indray aho.
Samia aza miheritreritra isika rehetra...:)

novalian'i didi10 ny 12/02/2012 15:10
2. didi10
(
28/01/2012 17:15)
sao dia mba diso adiresy ianao ry namana?
Finoana sy Fivavahana anie no eto e! :-p

3. didi10
(
29/01/2012 09:32)
Nefa toa tezitra mafy ianao ka mankahery anao aho hoe"avelao ny helony fa tsy fantany izay ataony" mifona ho azy aho raha afaka mampitony ny fonao izany, aza mandany hery amin'ny zavatra tsy misy dikany hoatr'izany fa an'Andiamanitra ny fitsarana ary raha ny momba anao dia katsaho aloha ny fanjakan'Andriamanitra sy ny fahamarinana dia hanampy anao Izy amin'ny zava-drehetra.
Amena
Amena
4. niryna
(
01/02/2012 05:42)
didi10:ka izay ilay hoe izay rehetra ao anatin'ny fo ka aloaky ny vava no maha maloto antsika na maha madio antsika . Ary toa tena tezitra mafy izy? tsy maninona iny fa ilay misy teny ratsy no manahirana dia miteny hianao hoe :
Nefa toa tezitra mafy ianao ka mankahery anao aho hoe"avelao ny helony fa tsy fantany izay ataony" mifona ho azy aho raha afaka mampitony ny fonao izany, aza mandany hery amin'ny zavatra tsy misy dikany hoatr'izany fa an'Andiamanitra ny fitsarana
Amena
did10:
ary raha ny momba anao dia katsaho aloha ny fanjakan'Andriamanitra sy ny fahamarinana dia hanampy anao Izy amin'ny zava-drehetra.
Inona no teny tianao zaraina aminy amin'izany? mba hazavao hoe azafady.
5. didi10
(
01/02/2012 06:58)
Tsara ny Tompo
Miarahaba manokana an'ny namana Nyrina
Mat 6 : 31 - 34
31 Dia aza manahy hianareo ka manao hoe : Inona no hohaninay ? na: Inona no hotafinay? 32 Fa izany rahetra izany dia katsahin'ny jentilisa fatratra; fa fantatry ny Rainareo Izay any an-danitra fa tokony ho anareo izany rehetra izany. 33 Fa katsaho aloha ny fanjakany sy ny fahamarinany, dia hanampy ho anareo izany rehetra izany 34 Ary amin'izany dia aza manahy ny amin'ny ampitso hianareo; fa ny ampitso hanahy ny azy. Ampy ho an'ny andro ny ratsy miseho ao aminy.
Tsy mila fanazavana betsaka angamba io namana fa miteny ho azy ny Soratra. Sa ilay fanjakan'Andriamanitra sy ny fahamarinana no tsy fantatrao?

6. niryna
(
05/02/2012 20:58)
didi10:misaotra anao.Mety aminao ilay izy hoe mazava be saingy mba azavao ny dikan'izany azafady e ,,katsaho aloha ny fanjakany sy ny fahamarinany ,dia hanampy anareo izany rehetra izany
Tsara ny Tompo
Miarahaba manokana an'ny namana Nyrina
Mat 6 : 31 - 34
31 Dia aza manahy hianareo ka manao hoe : Inona no hohaninay ? na: Inona no hotafinay? 32 Fa izany rahetra izany dia katsahin'ny jentilisa fatratra; fa fantatry ny Rainareo Izay any an-danitra fa tokony ho anareo izany rehetra izany. 33 Fa katsaho aloha ny fanjakany sy ny fahamarinany, dia hanampy ho anareo izany rehetra izany 34 Ary amin'izany dia aza manahy ny amin'ny ampitso hianareo; fa ny ampitso hanahy ny azy. Ampy ho an'ny andro ny ratsy miseho ao aminy.
Tsy mila fanazavana betsaka angamba io namana fa miteny ho azy ny Soratra. Sa ilay fanjakan'Andriamanitra sy ny fahamarinana no tsy fantatrao?
7. didi10
(
10/02/2012 07:00)
Miala tsiny namana Niryna fa hay mbola nisy fanontaniana tsy voavaly tato.
Ny atao hoe mikatsaka ny fahamarinana dia miala amin'ny tsy fahamarinana = ota
I Jaona 5,17a
Ota avokoa ny tsy fahamarinana rehetra
Ahoana ny fialana amin'ny ota? miaiky ny fahotana fa tsy midrikina
I Jaona 1,9
9 Raha miaiky ny fahotantsika isika, dia mahatoky sy marina Izy ka mamela ny fahotantsika sy manadio antsika ho afaka amin'ny tsi-fahamarinana rehetra.
Dia ahoana rehefa afaka tamin'ny ota? Manana fiainana mandrakizay = fanjakan'ny lanitra
Romana 6,22
22 Fa ankehitriny, rehefa natao afaka tamin'ny ota hianareo ka efa tonga mpanompon'Andriamanitra, dia manana ny vokatrareo ho amin'ny fahamasinana, ary ny farany dia fiainana mandrakizay. 23 Fa fahafatesana no tambin'ny ota; ary fiainana mandrakizay no fanomezam-pahasoavana avy amin'Andriamanitra ao amin'i Kristy Jesosy Tompontsika.
Mbola misy condition hafa ve? eny : Faharetana hatramin'ny farany
Marka 13,13
13 Ary ho halan'ny olona rehetra hianareo noho ny anarako; fa izay maharitra hatramin'ny farany no hovonjena.
Izay maharitra dia mahatoky an'Andriamanitra.
Jer 17 7-8
7 Hotahina izay olona matoky an'i Jehovah,
Dia izay manana an'i Jehovah ho tokiny.
8 Fa ho toy ny hazo ambolena eo amoron-drano izy
Izay mamaka eo anilan'ny rano mandeha;
Ka tsy hatahotra, na dia avy aza ny hainandro,
Sady ho maitso ny raviny,
Ka tsy hanahy izy, na dia mihantona aza ny andro,
Fa tsy hitsahatra ny famoany.
AMENA.

8. niryna
(
11/02/2012 21:31)
didi10:didi10 a
Tsara ny Tompo
Miarahaba manokana an'ny namana Nyrina
Mat 6 : 31 - 34
31 Dia aza manahy hianareo ka manao hoe : Inona no hohaninay ? na: Inona no hotafinay? 32 Fa izany rahetra izany dia katsahin'ny jentilisa fatratra; fa fantatry ny Rainareo Izay any an-danitra fa tokony ho anareo izany rehetra izany. 33 Fa katsaho aloha ny fanjakany sy ny fahamarinany, dia hanampy ho anareo izany rehetra izany 34 Ary amin'izany dia aza manahy ny amin'ny ampitso hianareo; fa ny ampitso hanahy ny azy. Ampy ho an'ny andro ny ratsy miseho ao aminy.
Tsy mila fanazavana betsaka angamba io namana fa miteny ho azy ny Soratra. Sa ilay fanjakan'Andriamanitra sy ny fahamarinana no tsy fantatrao?
Aza atao izany kosa hoe tsy mila fanazavana e
Ataovy hoe tsy mahay baiboly ny olona miresaka aminao ,tonga ve dia baiboly no tsongoinao fa tsy ho hazavainao kosa ilay izy araka ny fahalalanao izany ?
Tsarovy fa na mahay teny gasy izao aza ka tsy miditra ao anatiny ny baiboly dia tsy mazava kosa e.
Noho izany ,avy any aminao no tiako ho heno fa tsy tsimpona kosa e ,raha tsimpotsimpona fotsiny dia afaka makao amin'ny google fotsiny dia izay
misaotra anao
9. didi10
(
12/02/2012 15:10)
niryna:

Efa io ambony io ny fanazavana fa anaovako azafady raha tsy hitanao.