Ny zava-mitranga ao Johanesbourg

1. hery ( 21/01/2012 12:48)
Ora Madagasikara

15:48
Selon toujours @SebHerieu, journaliste à bord de l'Avion:
Johanesbourg
La police vient d'arriver..., la délégation #Ravalomanana ne veut toujours pas descendre
novalian'i hery ny 21/01/2012 16:16
2. fanour ( 21/01/2012 12:59)
Fa in no tena zava-misy marna hatreto eh tsy hay tsony ze tena marna?
3. hery ( 21/01/2012 13:06)
Ao amin'ny France24: Niverina ny fiaramanidina nitondra an-dRavalomanana satria nohidian'ny fanjakana malagasy ny habakabaka
http://goo.gl/wzs6O
novalian'i hery ny 21/01/2012 13:03
4. hery ( 21/01/2012 13:07)
5. hery ( 21/01/2012 13:09)
Amin'izao fotoana izao dia tsy mety mivoaka ny fiaramanidina Ravalomanana sy ny mpiara-dia aminy satria tsy fantany hoe aiza izy no hipetraka

#Ravalomanana ne veut pas descendre car il n'a pas été invité à revenir en Afsud, il n'a pas de sécurité, et ne sait pas oú loger ce soir
6. hery ( 21/01/2012 13:15)
Mbola samy miandry eo ivelany ny polisy afrikana

7. hakim ( 21/01/2012 13:37)
efa ao ivato zany ravalo? Zao

8. sitlo ( 21/01/2012 13:42)
source?
9. rijadolly ( 21/01/2012 13:54)
Hakim a! tara be se, fa tsindrio eto dia arao haingana fa efa any Afrique du sud indray izy zao.
10. hery ( 21/01/2012 14:28)
Ivato ahoana koa e? lolll
Any Johanesbourg io
11. hery ( 21/01/2012 14:35)
17:21:07
Mivoaka ny Fiaramanidina Ravalomanana
12. hery ( 21/01/2012 14:51)
13. hery ( 21/01/2012 16:16)
Ny Governemanta Ao Afrika Atsimo no mampiantrano vonjimaika ny delegasiona Ravalomanana

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1872