TGV FOREVER ...

1. andrywui ( 16/01/2012 23:25)
tsisy lahatsoratra fa de zay fotsiny !!


TGV FOREVER !!
novalian'i andrywui ny 18/01/2012 10:45
2. andrywui ( 16/01/2012 23:28)
na radomelina io , na kelifingotra io , na bitrolahy io , na lavanify io , na sans qualité io(ozy noue kely zay) , na lavasofina io !! de zay ihany no hirahiratsika mianakavy oe
TGV FOREVER !!!
3. rijadolly ( 17/01/2012 00:07)
Ay ve zay fotsiny e! heveriko hoe tena miadan-tsaina be, Ny tsy fiadanantsaina mantsy azo avy amin'ny fananana fahavalo izay volen'ny saina na hita maso.

Ny fialana amin'io tsy fiadanantsaina io mantsy dia ny fandraisana izay heveritsika ho fahavalo ho namana izay ao anatin'ny fifamelana tanteraka tsy misy fitaka.
4. hery ( 17/01/2012 00:13)
Tsy maintsy mankahery tena ihany koa izy :-)

Mijanona ho TGV eo foana leisy andrywui fa tsisy mikitikitika ny conscience-n'lah amin'izany mihitsy.
5. pulm ( 17/01/2012 05:33)
Jereo na ny kibony aza efa mibotsina ka inona no irarahiny izay lazainareo eo; nga ireny mba tsatran'ny krizy e!
6. andrywui ( 17/01/2012 12:50)
pulm --))) le sary kely avatar ko io ve zany ??? uhuhuhuh sary etsy amin'ny vente privée etsy a La courneuve io ee !! tsy hoe mankahery tena Rahery fa tena mahery mitsy aa !! jereo fotsiny reo olona kely voamboatavo mba avorivorin'ndry zafy zao !! reo ve no mba vahoaka alikisa ???hahahahaha


TGV FOREVER
7. trondrogasy ( 17/01/2012 21:45)
fa inona foana ary no hanohana'i andrywui an'io tgv io ,mba lazao anay moa ,halahelo an'i ra8 ve sa inona??? ary inona ise col lalaina ,izay kapiteny t@ 2006 ,izany voana no resahin'ise eto ,mba vilio izay ry tanora zokiny an huhhuhuhu
8. andrywui ( 18/01/2012 10:45)
tena i bainn ndray kay ty tilapia ty lee !!... aza manopa ela fa efa colonel i lalaina tam 2006 zany bainn a !! sao de kapiteny lalaina etsy Nanisana no resahanlah fa tsy le ao amn Base ao Androva mahajanga ? - tongava ary elah de tantaraiko anlah le izy e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5929