tsy hanongampanjakana akory ny bodika ee...

1. andrywui ( 06/01/2012 11:23)
aza mataoatra na velombolo amin tsinapany ozy rapika zay fa mba mitaky ny zo ny bodika fa be loatra kosa le taxe sy haba alaina amle karaman'ny bandy e satria ny andry zalah rahalahy prĂ  zao sady efa niakatra be ny karama no mbola kely ny taxe alaina aminy , otrizay ko ny bodega ,ry zandary !!! ka mba mangataka fotsiny ny rasil sy ny bodika oe mba esory le haba na de tsy ho ampiakarina aza le karama defa mba milay izy eeee ....sao manko defa misy manisa kintana ndray any ho any oe hanongampanjakana ny berets !!!! sasanangy zany ry zama fa hataka no atao aaa
novalian'i andrywui ny 10/01/2012 00:20
2. andrywui ( 06/01/2012 11:25)
de aza mihirahira be loatra anzany eto tsony ny mpiondana fa efa mazava izy zay !!!!!

---itsy ambany itsy valiana ,hisy fifidianana ve hono am ity taona ty huhuhuhuhuh......
3. galasm ( 06/01/2012 23:22)

andrywui:

de aza mihirahira be loatra anzany eto tsony ny mpiondana fa efa mazava izy zay !!!!!

---itsy ambany itsy valiana ,hisy fifidianana ve hono am ity taona ty huhuhuhuhuh......

miandrasa ianao ry wiwi fa mbola hoavyi dada e ,telo taona izay fa andrinay ihany e ,akoho tsy naneno tahak'izay efa lanin'ny kary
4. galasm ( 06/01/2012 23:27)
tohizo ny fifidian lisany fa izay i dada ihany e
5. galasm ( 06/01/2012 23:34)
aiza le vary 2500fmg kg
menaka 12500fmg/l
tsy ilaina ny reconnaissance international f'efa misy vahiny hamatsy 50millions dollars tohizo fa zakanay foana io na 100.000fmg aza ny kg ny vary e fa lisany foza orana ireo tsy maintsy mila eo tot ou tard,manomeha ohatra ratsy hoan'ny firenena ,tsy maintsy miala lisany
6. andrywui ( 10/01/2012 00:20)
Aon koa ary kozin i bain zan sann'a ? Resaka bodika mangataka fanalefahana taxe no koziko eto d niainga resabary ndray ragalax le . . Ts vakin i bain soa tsara ko le kabariko fa maik hAmal bain d msangojy somatsar le izy , aleo iainga any alo le resabary fa le s miena be no resaka e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1327