REGARDER Vidéo Vol couronne Ranavalona

1. vatofototra ( 06/12/2011 10:22)
REGARDER Vidéo Vol couronne Ranavalona

http://www.vatofototra.com/
novalian'i milamm ny 06/12/2011 22:26
2. milamm ( 06/12/2011 18:51)
mapalahelo tsy misy hafa @ fandoroana ny Lapa Anatirova sy Andafiavaratra ary ny RNM, TVM t@ andron'iza avy ary aiza izy ireo @ zao fotoana? tafiaraka daholo izy 3 mianaka izao no nisy nangalatra ny satroboninahitry ny mpanjaka 3 vavy trano saropady sy voambina fatratra @ lapampanjakana io. Endrika tsy rototra no namaliany zandary ravalo fa atero tompoko iny zv iny de ho vita mora tsisy araka fa manolo fitaratra vaky ftsn (ilay vata nitahirizana azy) Dia hisy sahy ilaza ve fa tsy hita popoka fa nanjavona ilay satroboninahitra sa filoha Ravalomanana any afrika atsimo no nahatonga an'iny fa melohy ndray raha vao mody asina vavolombelona voadaroka na voakarama de vita ftsn tsotra zao. Tohina ny fo Loza ho an'ireo atidoha nikotrika izany satria fiantsina ny hambompony Malagasy satria fanosihosena ny soa toavina, satany reo rakitry ny tantarany firenena Malagasy (ohatrany fitsapana oe hatraiza ny hambopo sy fandeferan'ireto Malagasy) saino nge oe nisy nangalatra ny sabatry napoleon na ny satroka manamboninahitry churchill na de gaulle de ho vita mora, ary satria fanjakan'i baroa dia tsotra ny hevitro sarisary bizna nisy personal antic collector matanjaka mitady satroboninahitra mpanjaka dorizaka misy olona maromaro azo vidina angalatra sy amoaka azy ao @ nosy iray de iarahatsika maheno ny tohiny
3. milamm ( 06/12/2011 22:26)
sary 1 kirakirambaovao hafa toerana nisy ilay satroboninahitry ny mpanjaka ao Andafiavaratra

http://www.linfo.re/-Faits-divers,372-/Cambriolage-dans-un-palais-la-couronne-de-la-reine-Ranavalona-I-subtilisee
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2282