Iza avy ireo na iza amin'ireo no misy anao.

1. niryna ( 29/11/2011 17:28)

Ary nilaza zavatra maro tamin'ny fanoharana Izy ka nanao hoe : Indro,nivoaka ny mpamafy mba hamafy s ry raha namafy izy: ny sasany dia voafafy teny amoron-dalana dia avy ny vorona ka nandany azy. Ary ny sasany dia nafafy teny amin'ny tany marivo ambon'ny valotolampy ;dia nalaky nitrebona ireny,satria tsy nisy tany lalina,fa rehefa niposaka ny masoandro dia nalazo ireny,ary satria tsy manam-paka dia maty izy.ary ny sasany dia voafafy teny amin'ny tsilo ary ny tsilo no nangeja azy.Ary ny sasany dia voafafy teny amin'ny tany tsara dia namoa ny sasany avy zato heny, aray ny sasany avy enim-polo heny ,ary ny sasany avy telo-polo heny.
Nalaina tao amin'ny Matio 13 3-8 ity fanoharana ity .

1 Eto izany dia mitantara ny voa nafafy : iza ilay mpamafy eto ary inona no voa nafafiny ?

2 Eto indray koa dia milaza toerana ilay namafazana ny voa kristy dia toerana efatra
karazana izany
teny an-dalana,teny ambon'ny vatolampy ,teny amin'ny tsilo ary teny amin'ny tany tsara
Azo sokajiana ho olona ve ireo ? dia iza avy no fahafantaranareo azy?

3 Aiza amin'ireo toerana efatra ireo izany no misy antsika avy : na ilay tany tsara aza mbola
misy 100%,60% ary 30% .Ahoana indray re ireo e ?

misaotra antsika rehetra izay tsy mitsahatra mifampizara sy mifampianatra hatrany
Niryna
novalian'i niryna ny 09/12/2011 16:50
2. Maranatha ( 30/11/2011 10:09)

niryna:

Mazava be ny valiny rehetra Lioka 8:11 Koa izao no hevitry ny fanoharana: Ny voa dia ny tenin'Andriamanitra.12 Ireo teny amoron-dalana dia izay mandre, nefa avy ny devoly ka manaisotra ny teny ao am-pony, fandrao hino izy ka hovonjena.
13 Ireo teny ambonin'ny vatolampy dia izay mandre sady mandray ny teny amin'ny hafaliana; nefa tsy manam-paka ireo, fa mino vetivety ihany, koa amin'izay andro isehoan'ny fakam-panahy dia mihemotra izy.14 Ireo teny amin'ny tsilo dia izay mandre, fa nony mandeha izy, dia voagejan'ny fiahiahiana sy ny harena ary ny fahafinaretan'izao fiainana izao ka tsy mahavanom-boa.15 Fa ireo teny amin'ny tany tsara kosa dia izay mandre ny teny amin'ny fo sady marina no tsara, dia mitana azy ka mamoa amin'ny faharetana.
Ny tsirairay no mila mandini-tena hoe aiza ho aiza ny place-ko amin'ireo. Mahereza!
3. niryna ( 03/12/2011 18:13)

Maranatha:

misaotra anao
Mbola azovelabelarina amin'ny fiainana andavan'andro ihany koa ilay izy ka

Ohatra raha mikasika ilay tsilo izao: inon avy no fanangejana misy ka mahatonga antsika tsy afaka mihaino ny tenin'ATra? ny vola ,ny mpiara-monina ,fianakaviana sns ohatra
4. Prime ( 04/12/2011 20:29)
Mankasitraka sady misaotra an'i niryna amin'ny tarin-kevitra sy ny lohahevitra entinao.

Dia te-hanontany aho hoe : i niryna izany aiza amin'ireo? (efa fantatro ny valiny) :-)
5. christian777 ( 05/12/2011 12:57)
Ary ny anao ry niryna mba iza amin'ny ireo?
6. niryna ( 09/12/2011 16:49)

Prime:

Mankasitraka sady misaotra an'i niryna amin'ny tarin-kevitra sy ny lohahevitra entinao.

Dia te-hanontany aho hoe : i niryna izany aiza amin'ireo? (efa fantatro ny valiny) :-)
tsy misy fisaorana Prime a
ka mbola tsy misy manazava ny olona dia tonga kosa ve izaho dia hiteny hoe izao sy izao? hi,hi
Iza amin'ireo? mety ho izy rehetra mihitsy ka fa ahoana indray ary? satria ....
7. niryna ( 09/12/2011 16:50)

christian777:

Ary ny anao ry niryna mba iza amin'ny ireo?
ka kristian mbola tsy manaza ny anao akory k'nou hi.hi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1084